Fihaonam-pirahalahiana serasera 2007
101. rakaroka
(
14/06/2007 21:22)
Ny fotoana : 30 Juin 2007 @ 12 ora tsy diso.
Ny toerana : Base de loisirs CRETEIL !
Ny ordre du jour: fiaraha-miredona hiram-pirenena
rehefa izany fifankafantarana arahina sakafo iarahana fa samy mitondra izay mahadiavolana ny fony,
resadresaka sy arakaraka izay feelingn'izay tonga any/ marihina fa efa nisy nilaza hitondra guitare sy tononkira!
efa nisy niresaka hitondra samosa koa.
Hisy "animatrice" efa za-draharaha @ izany koa ho avy any!
sns...mazava ho azy fa any an-toerana no hamaritra izany!

102. megabass
(
21/06/2007 07:14)
salut daholo,
Hoavy izany à sabotsy antenaina fa ho tsara ny andro,
Ny momba ny isan'ny olona dia heveriko fa tsy hisy mihitsy fotoana hoe afaka daholo fa dia aleo atao io dia izay tonga hifaliana.
N'aizan'aiza ny fikambanana @ sortie dia tsy maintsy misy empechement ny sasany (asa, fivoriana, famille ets ets...)
@ le 30 izany mifankahita.

103. rakaroka
(
21/06/2007 21:35)
Marina mihitsy ny fanamarihan'i megabass hoe tsy ary mitovy ny "disponibilité", indrindra ny mponin'i Parisy ny manodidina na mifampiarahaba aza efa mila tsy ho vita 'tsony @ hazakaza-dava: andraso fa misy tsianjery mirakitra ny sarin'izany tadidiko:
"Pourquoi se presseront-on?
Le soleil se presse-t-il?
et la marée?
et les saisons?
mais bien sur
entre les murs des cités
et ceux de la paranoia
On court
comme des rats!":lol::wink:
"Pourquoi se presseront-on?
Le soleil se presse-t-il?
et la marée?
et les saisons?
mais bien sur
entre les murs des cités
et ceux de la paranoia
On court
comme des rats!":lol::wink:
104. rakaroka
(
24/06/2007 01:48)
Précision mikasika ny faritra hihaonana amin'io:
Misy an'ity:
[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Drapeaux/madagascar.gif[/IMG]
ny repère .
Ka eo amin'ilay hoe "place de l'eau" no hisy azy io. Tandremo fa somary mifanipaka @ lé "aire de jeux et restaurant" , dia avy eo isika vao miverina mihazo manakaiky izany hisakafo.
Mba hisian'ny "visite de lieu" sy resadresaka no hanaovana izany.

105. rakaroka
(
24/06/2007 02:17)
Isan'ny ao anaty prog:
[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Grands_Smileys/3d-guitare-coeurs.gif[/IMG]
"Te hahita anao!...
(Tsiakoraka)"
Na hirotsaka aza
do(3)
Ny oram-baratra
sol(3)
Ny tanAnanao
fa sol
Tsy maintsy tongako
do
Ka aza mbola hidIna
Ny varavarana
Fa androany aho
Dia hahita anao
Raha tsy mandalo aho ny maraina
do mi la sol do
Dia ny hariva indray aho andrandraina
do mi la sol re sol fa
Fa androany aho
do sol

107. rakaroka
(
24/06/2007 09:14)
tslem:
Hono ho aho? afaka mitondra olona tsy mpikambana ato am serasera ve?
Raisina am-(l) sy am-piralahiana sy am-pifanajana
avokoa ny tsy an-kanavaka e :
:-*:-*:-*
108. rakaroka
(
26/06/2007 05:08)
Heuuuu. "Plus de précision" .
Eo @ ilay antsoina hoe "place de l'eau" ny fotoana @ 12 ora avy eo miakatra manakaiky ny "aires de jeux sy resto" isika!
Misy téléphone portable omeko ihany ity au cas ou....
06 73 79 15 84
Eo @ ilay antsoina hoe "place de l'eau" ny fotoana @ 12 ora avy eo miakatra manakaiky ny "aires de jeux sy resto" isika!
Misy téléphone portable omeko ihany ity au cas ou....
06 73 79 15 84
110. Fiffi
(
28/06/2007 15:58)
rakaroka: tena miala-tsiny akia fa tsy tafavoaka le izy satria ngezabe loatra an ! 1755x1275
112. rakaroka
(
28/06/2007 16:51)
Fiffi:
1200x1100 (19-inch monitor) ny maxi ato....
Ity omeko ity ary ny précision ny toerana ihaonantsika:
Eo @ "Port @ 12 ora" dia miakatra eny @ lieu "base de loisirs aorian' ny hirampirenena: jereo eto dia hitanareo koa ny hijanonanareo: Misy hatramin'ny
toerana misy ny métro io:
http://www.quid.fr/communes.html?mode=detail&id=17924&style=carte&zoom=2