Fihaonam-pirahalahiana serasera 2007

41. rakaroka ( 21/05/2007 18:49)
Rehefa nodinihiko dia 30 Juin no date possible, satria saiky efa lasa vakansy ny maro aorian'io, moa toa be no tsy afaka 23 eto!
Ny "thème" dia "fankalazantsika ny fetim-pirenena"
reporté izany izy io:(mitondra saina kely daholo!):lol:
1-@11 aho dia efa ho tonga afaka hiresaka savaravina @ izay efa tonga @ izany koa, ny ankizy afaka milalao.
2-@12 mitatao vovonana no redonina ny hiram-pirenena
arahina présentation'izay tonga ( malalaka ny tsi1/1
hitonona na PS na ny prénom na ny anarana , sns)
Rehefa izany dia hisy kabary fohy, sy filazalazana ny fizotran'ny foioana.
3-Misakafo (samy mitondra fa miray fandambanana rehefa any).
4-Matso na lalao na fandraisana anjara sns...
5- tsara raha mba mahavinmbina tsirambin'ny tanana
atao loka!
6-Tsy voafaritro aloha ny toerana, hodinina misimisy araka ny soson-kevitra sy ny mahamety izany
....
7-Afaka mandray anjara izay tsy afaka aza ka, raha mahatonga hafatra dia azo vakiana dia valiana tsara mihitsy ny hafatra "adresse" nialan'izany!
:lol:....
Dia izay aloha!
42. melody ( 21/05/2007 19:45)
eh, tsy mba afaka @izany izahay fa mazoto daholo izay afaka rehetra ô!
43. Fiffi ( 21/05/2007 20:21)
ary raha atao alohan'io 23 io ? ny 30 zany manko tena la veille ny andehanana vakansy.....ho sarotra hiany ....sady mianjery sabotsy io de raha misy mandé ny zoma alina avy miasa ? na ny sabotsy ?

Fa maninona raha mba samy milaza ny daty afahany eh ? de jerena eo hoe zao zany no atao.....
44. rakaroka ( 21/05/2007 21:09)
[quote=Fiffi]
ary raha atao alohan'io 23 io ? ny 30 zany manko tena la veille ny andehanana vakansy.....ho sarotra hiany ....sady mianjery sabotsy io de raha misy mandé ny zoma alina avy miasa ? na ny sabotsy ?

Fa maninona raha mba samy milaza ny daty afahany eh ? de jerena eo hoe zao zany no atao.....


Par expérience tsy mi-arrange loatra ny mi-juin satria rahateo mbola miatrika exam ny tanora maro!
Ny antenantenam-potoana tsy week-end koa , saiky miasa ny olona, ny alahady , miangona ny maro , donk sabotsy no sisa!Ny 23 naroso tsy afaka 'ny roa eto , donk izay no nanaovana azy 30.

45. princesseN ( 22/05/2007 13:21)
:(andray!ty tena be nareo zany ,de zay aty dago zany tsy ao antiny mintsy ra zany!:cry:
d'efa bonne chance doly zzany nareo any koa e!:cry:
46. jooko ( 22/05/2007 14:24)
hoy rakaroka

2-@12 mitatao vovonana no redonina ny hiram-pirenena



=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))
47. bidagda ( 22/05/2007 14:40)
okay le 30 e! f'aiz zahay no hatory? zahay aty @ dezaka ko ISERE ihany e!
48. Samoana ( 22/05/2007 14:43)
princesseN:

:(andray!ty tena be nareo zany ...



azo atao koa ny manao fihaonana eo an-tokontanin-drova princesse a:wink:


49. Fiffi ( 22/05/2007 15:01)
princesseN:
:(andray!ty tena be nareo zany ,de zay aty dago zany tsy ao antiny mintsy ra zany!:cry:
heu....tia tena ahoana kosa zany ? tam nareo namboly hazo , nisy ny fihaonambe ireny , hummm.....andé ho any Majunga atsy ho atsy ....tsy nisy nilaza hoe "tia tena narao" an ! :roll::roll:


50. rakaroka ( 22/05/2007 16:10)
princesseN:

:(andray!ty tena be nareo zany ,de zay aty dago zany tsy ao antiny mintsy ra zany!:cry:
d'efa bonne chance doly zzany nareo any koa e!:cry:


Tsy tia tena kosa izahay e, jereo etsy @ rubrique fahafito nataoko fa misokatra ho an'ny rehetra ho'aho,raha tsy afaka aza fa mariky ny firaisan-kina dia afaka mandefa "participation" @ endriny isan-karazany ho 'aho ohatra mahalefa clip-nareo miresaka ianareo, dia miatrika anay am-"portable" ohatra.
na hafatra tsotra an-taratasy dia ezahina valiana araka ny "adresse" naharaisanay izany, ho marika rahateo izany fa ny "fihavanana" dia afaka hioitra ny "elanelana rehetra", raha mahita bon plan aza dia mba mankalaza ny fetim-pirenena eran-tany, dia "akarina" miaraka an'izany koa ny vrai "saina"
am-pirenena :lol:

51. booboo ( 22/05/2007 16:50)
Efa ok ve io daty 30 Jona io ? Ary ny toerana ?
52. rakaroka ( 22/05/2007 18:31)
booboo:

Efa ok ve io daty 30 Jona io ? Ary ny toerana ?


Ié efa OK ilay 30 Juin satria efa mba nanao "analyse" kely kosa. Mikasika ny toerana,
raha ny marina betsaka ny toerana mahafinaritra sy mety hivoahana eto Paris-ile de France, ka ny hamaritra ilay izy dia hoheverina ihany ny ivon'ny rehetra izay handeha, mba tsy hanaovan'ny hafa "effort" miompampana. Donk tsara ho fantatra ihany ny toerana misy ny tsi1/1 aloha. Izaho aloha dia mipetraka eto " la Défense"
53. Fiffi ( 22/05/2007 19:22)
zah aloha alavitra fa tsy koi zany raha tsy efa lasa vakansy.....satria mianjera sabotsy io 30 io....mba hi-éviténa ny embouteillage ny 1er......

any la Défense any misy toerana milay be azo hanaovana tsara an'io "parc" sady misy abrit raha sanatria ka avy ny orana....
54. rakaroka ( 22/05/2007 19:24)
jooko:

hoy rakaroka

2-@12 mitatao vovonana no redonina ny hiram-pirenena



=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))




Ka eo ambonintsika tsara ny masoandro hanazava sy hanafana @ izay :-D:-D:-D
55. rakaroka ( 22/05/2007 19:38)
Rehefa nodinihiko tsotra ny toerana misy antsika dia toa ilay "base de loisirs Creteil" no ivontsika rehetra, somary lavitra ahy aloha fa mba mitovitovy ny ezaka andehanana;fa te hanontany misimisy an'i
Diamondra 27 misimisy kokoa mikasika ilay toerana:roll::wink:
56. Fiffi ( 22/05/2007 20:17)
http://www.google.fr/maps?hl=fr&q=base+de+loisir&near=Cr%C3%A9teil+94000&sa=X&oi=local&ct=title
http://www.bases-loisirs-iledefrance.fr/1,58,0/Creteil.html?PHPSESSID=5b46586f5ab6f732f6a19a7f55bbfdd9

de inona ny RER akaikin'io base io ?
57. rakaroka ( 22/05/2007 20:30)
Ié nojereko fa ça à l'air hoe milay ilay izy an!:lol::lol::lol:,afaka ataontsika amin'io aloha, dia @ taona manaraka indray any an-kafa, Ohatra hoe manao fety na cotisation na organisation iantohana ny frais de déplacement mankany "Tokyo" e. sns...dia Dago!
:-D:-D:-D
58. sasa ( 23/05/2007 05:33)
princesseN:

:(andray!ty tena be nareo zany ,de zay aty dago zany tsy ao antiny mintsy ra zany!:cry:
d'efa bonne chance doly zzany nareo any koa e!:cry:


Raha tsy diso za otrany tsy mbola nande tam fihaonan'ny namana dago ianao io, d aza miteny anzany tia tena izany fa aleo ny namana any am-pita mba hanao fihaonana



59. sasa ( 23/05/2007 05:35)
Fiffi tsy mbola nande tam fihaonana taty i princesseN d izay no mahatonga an'azy milaza hoe tia tena, sady tsy mamaky an'le sujet atsy ambadika, satria ny namanadago aza no mihaona matetika noho ny any am-pita
60. Fiffi ( 23/05/2007 14:43)
sasa: misaotra akia an ! :):-*:-*:-*

princesseN: heu....jereo atsy ambadika atsy fa misy fihaonana hummm....milay be ho anareo atsy ho atsy...
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2284