Mody eeeee
1. xxx
(
19/05/2007 19:02)
Mba mahalasa saina ny filazan'ny sasany fa raha mody aty Dago hoe izy dia hahantra velona. Izaho anefa te hanao antso avo hoe: ianareo izay nahavita fianarana any am-pita any mba mody hampivoatra ny aty an-tanindrazana.
Nahoana no hahantra ianareo raha tonga aty anefa ny vazaha lasa bolangina aby: na sinoa na karana na afrikana sns...
Ny olo-mahay ananantsika fa ny fahendrena no tsy misy na tsy ampy.
Tsy mahantra isika malagasy fa sahirana fotsiny.
Ireo no hevitro de ahoana hoy nareo?
Ilay olon-tsotra tsy mahay politika.

novalian'i xxx ny 29/05/2007 14:21
2. lamie
(
19/05/2007 19:05)
tena marina izany!na tsy dia tia mamaly tony "xxx" tony aza aho dia manao antso avo manamafy hoe "ndao hody hanasoa sy hanondrotra ny MADAGASIKARANTSIKA"
3. xxx
(
19/05/2007 19:12)
:arrow:tena olona misaina bé ny nanao io sosokevitra io tena lalin-tsaina e,matéhidera,marina ny anao izaho iany ko tena nahatsapa fa maro ny nianatra tany am-pita nefa nisy maro iany ko ny ratsy fiafarana,nodimandry,nisy ny tsy tafavaoka nefa lany andro tany etc,,marina io ary an'ny tsirairay ny mandinika zay hahasoa ny tenany fa hafa iany dago na nitety tany aza aho,zay no mahatonga ny olona hitsiriritra any dago kelin-tsika,misaotra e(l)
4. bazylou
(
20/05/2007 01:05)
Andana zory ny lalana moduy ary e!!
Mba inona hono no hovitan'ny olona nandia fianarana any amin'ny firenena hoentin'ny olona tsy nandia fianarana????:roll::roll:
Andana mankany dia ho hitanao izy, tonga soa i delestazy,ny ady etsy sy eroa, ny olona migrevy, ny fonksionera tsy maintsy omena tsolotra vao hahavita sonia dossier, .......
Andana e, malalaka be i Orly sy Roissy!!:-P:-P:-P:-D

5. Fiffi
(
20/05/2007 06:30)
xxx:heu.....iza aloha no milaza amiko fa tsy aty ivelany xxx manoratra io ? :-w:-w heu....somary mahagaga hiany manko hoe "milaza an'zao sy zao hampivoatra ny tanindrazana nefa miafina am xxx ? :roll: misahia aloha miseho masoandro raha te hampitaha ny olona hafatra toy izao fa raha miafina de vao maika handositra na mampihemotra ny olona....
Izaho anefa te hanao antso avo hoe: ianareo izay nahavita fianarana any am-pita any mba mody hampivoatra ny aty an-tanindrazana.
heu...tsy hoe ny fodiana any hiany koh ange no tsy maintsy atao mba hampivoatra eh ! bdb ny zavatra azo atao na de tsy any an-toerana aza.....
6. Salut
(
20/05/2007 11:31)
Bazylou:
Mampiova ny zava-misy sy zavatra mahazatra. Sa ve aleo manabe voa lava ny an'ny hafa fa ny an'ny tena avela hahantra lava eo? Tsy hisy koa ny olo-mahay hitondra raha tsy vonona ny hitondra izay misora-tena ho mahay ohatra anao io. Nefa raha fahaizana tsy misy fahendrena aleo koa tsy misy.
Tsy hivoatra ny tany raha tsy ireo izay tafita sy lasa lavitra no miverina mandray sy manandratra ireo tavela afara. Tsy areti-mifindra akory ny habadona ka handosina izay tsy mahay.
Ka izay foana no hiainana ao raha tsy ireo mba mahita mazava no miara-mifanolo-tanana hanova izany.
Tsoriko fa tsy fahaiza-mitantana sy fitadiavana tombon-tsoa samirery tsy voalanjalanja no anton'ireo rehetra ireo. Ary marina ny nolazain'i xxx hoe: ny fahendrena no tsy misy.
Farany: aminao izany dia hoe: avelao hahantra velona any nareo fa izaho efa tafita tsy hijery anareo intsony. Aza mitsipa-doha ny laka-nitana ny ranama a. Tsy aleo ve mba miteny am-pahendrena ohatra an'i fiffi io izao. Na rehefa tsy hanao dia mangina tsotra izao e.
Mba inona hono no hovitan'ny olona nandia fianarana any amin'ny firenena hoentin'ny olona tsy nandia fianarana????
Mampiova ny zava-misy sy zavatra mahazatra. Sa ve aleo manabe voa lava ny an'ny hafa fa ny an'ny tena avela hahantra lava eo? Tsy hisy koa ny olo-mahay hitondra raha tsy vonona ny hitondra izay misora-tena ho mahay ohatra anao io. Nefa raha fahaizana tsy misy fahendrena aleo koa tsy misy.
Tsy hivoatra ny tany raha tsy ireo izay tafita sy lasa lavitra no miverina mandray sy manandratra ireo tavela afara. Tsy areti-mifindra akory ny habadona ka handosina izay tsy mahay.
Andana mankany dia ho hitanao izy, tonga soa i delestazy,ny ady etsy sy eroa, ny olona migrevy, ny fonksionera tsy maintsy omena tsolotra vao hahavita sonia dossier, .......
Andana e, malalaka be i Orly sy Roissy!!
Ka izay foana no hiainana ao raha tsy ireo mba mahita mazava no miara-mifanolo-tanana hanova izany.
Tsoriko fa tsy fahaiza-mitantana sy fitadiavana tombon-tsoa samirery tsy voalanjalanja no anton'ireo rehetra ireo. Ary marina ny nolazain'i xxx hoe: ny fahendrena no tsy misy.
Farany: aminao izany dia hoe: avelao hahantra velona any nareo fa izaho efa tafita tsy hijery anareo intsony. Aza mitsipa-doha ny laka-nitana ny ranama a. Tsy aleo ve mba miteny am-pahendrena ohatra an'i fiffi io izao. Na rehefa tsy hanao dia mangina tsotra izao e.
7. xxx
(
22/05/2007 13:08)
Mpandefa : bazylou [ Valio ] 20-05-2007 03:05:18
Lohateny : Re : Mody eeeee
Andana zory ny lalana moduy ary e!!
Mba inona hono no hovitan'ny olona nandia fianarana any amin'ny firenena hoentin'ny olona tsy nandia fianarana????
Andana mankany dia ho hitanao izy, tonga soa i delestazy,ny ady etsy sy eroa, ny olona migrevy, ny fonksionera tsy maintsy omena tsolotra vao hahavita sonia dossier, .......
Andana e, malalaka be i Orly sy Roissy!!
Raha olona ohatran'ialahy koa tsy ilaina loatra saria tsy mba manana fahendrena mihitsy na kely aza.Be wawawawa fa tsy misy ilaivana azy. Na ny fahaizana aza angamba ataoko fa tsy de lasa lavitra loatra. Mijanona any de manompo vazaha mandra-maty ialahy sy vady aman-janak'ialahy.
Zanatany mandra-maty... :(
8. Jeankely
(
23/05/2007 10:08)
Marina fa afaka ny hivoatra ny Malagasy saingy ny tsy hitovizako aminao nanokatra ny loha-hevitra kosa dia tsy tokony hantsoina ny olona "TSY TIA HIVERINA". Izay mankasitraka ny hiverina no hasainao fa vidianao lafo koa ny olona efa tsy mila anao ary mitanisa ny fahavoazanao no mbola antsoinao. Ny fitiavana tanibdrazana tsy hifanerena sy hifandatsana fa izay vonona no tokony manao. Ny loza anie dia tia hanao ry zalahy hiarovany ny tombotsoany nefa ny sainy tsy ao dia samy mirefarefa eo ihany.
9. xxx
(
24/05/2007 02:05)
bazylou:
Andana zory ny lalana moduy ary e!!
Mba inona hono no hovitan'ny olona nandia fianarana any amin'ny firenena hoentin'ny olona tsy nandia fianarana????:roll::roll:
Andana mankany dia ho hitanao izy, tonga soa i delestazy,ny ady etsy sy eroa, ny olona migrevy, ny fonksionera tsy maintsy omena tsolotra vao hahavita sonia dossier, .......
Andana e, malalaka be i Orly sy Roissy!!:-P:-P:-P:-D
Kay zany haratsiandoha re ry lanitrô. Mba faran'izay olona ratsy loha, nefa mba gasy ihany, ary tsy ho vazaha velively!!!!!
10. 147
(
24/05/2007 06:40)
marary mafy ny fony fa sady tsy afaka miverina any madagasikara nefa tsy manjary ny fiainany any andafy any e!qui seme le vent recolte la tempete!:-D:-D:-D:-D
11. xxx
(
29/05/2007 14:21)
tena tsara ilay hevitra fa saingy izao \"tsy ny fodian\'ny gasy avy ivelany anie ny hampandroso an\'i Madagasikara fa ny toe-tsaina ry akama fa raha tena vonona ny hiroso ny gasy fa tsy mifamingapingana sy faly mifampitsikera sy be vava mifandrangitra amin\'ny resaka tsy misy dikany rehetra io,ary mandany fotoana sy andro amin\'ny adi-lahy pôlitika tsy mitondra vokan-tsoa,satria izahay gasy aty ivelany dia tena miaritra ny ny mafy koa voa mba mahita ny hita ,kanefa ve hody handrava ny nisasarana sy natsangana nandritran\'ny amam-polo-taona maro,handalo ekeko,fa ny hiverina kosa angamba aloha ry akama sarotra eritreretina satria hoatran\'ny misy na maro ihany ny gasy ao madagasikara ao toa ohatrin\'ny tsy dia tia fandrosoana fa le mikorotana sy mifotetaka foana no reviny é!,koa tsy aleo ve ry akama ny aty ivelany hijanona aty ihany ,fa na dia misy aza ny tsy tanty dia aleo iaretana satria matohatra aloha raha ny tenako ny ho very ny nisasarako é!