Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
mavomanitra ( 22/05/2007 12:09)
Mba mila tononkira aho
Raha mba misy manana ilay tononkira hoe"sombinaiko" an'i Poopy. Misaotra indrindra... tohiny
pitchounette ( 22/05/2007 11:30)
Vatosoa
Salama daholo, Ity mba misy fanontaniana ho an'izay mahalala, inona no anaran'ilay vato (fotsy transparent,raha kosehina amin'ny tanana izy dia miparitaka ohatran'ny fasika)rehefa tratran'ny hafana... tohiny
novalian'i Fiffi ny 07/06/2007 17:46
salmo1 ( 22/05/2007 09:27)
Miss any @ sobika
[img]http://www.sobika.com/v2/img/img_miss/2005/chris.jpg[/img] Waou, diso manja be lôtra izy zany. Aiza ny Miss sera2:?::D... tohiny
johnnyandri ( 22/05/2007 08:23)
karazana vazavaza eny an-tsena...
Raha mandeha eny an-tsena ianao dia misy karazana resaka sy feo fahenonao matetika eny, toy ny hoe: alefa , alefa... raha mitady parking ianao ohatra.8) Na koa ny hoe ramose ramose sady manolotra ny t... tohiny
novalian'i Bita ny 31/05/2007 08:55
niryna ( 22/05/2007 06:24)
Fifaliana ve?Mety mahasoa anao ity!!!!!
Samy mitady izay mahasoa azy ny olona.Ny fitadiavana an-drafifaliana dia sarotsarotra ihany.Indrindra raha tsy mba manana fo falifaly ianao.Mahatanora lalandava hono ny: mitsikitsiky lava,ny manana fi... tohiny
niryna ( 22/05/2007 05:23)
Maty mamela mamy sa .....
Rehefa hatrizay ka miala ety amin'ity tany fandalovana ity izaho na ianao,inona no mba tianao ahatsiarovan'ireo olona (izay mbola velona na ny manodidina na ny havana sns)anao? Ary ahoana no anantan... tohiny
novalian'i majakely ny 27/05/2007 09:04
LazaDaddy ( 22/05/2007 04:33)
Ravalomanana
mba misy "psy" mikarakara azy iny ve sa tsia? Sao dia mba tokony dinihina akaiky ihany mba tsy ho tara loatra?... tohiny
novalian'i Imahaka ny 25/05/2007 12:55
fanaina ( 21/05/2007 21:32)
fa naninona?
izaho trotra be sady tsy mora tezitra izany teo aloha, nefa @izao mora tezitra, nefa mora misava ihany koa!! de tsy haiko hoe inn no antony!!... tohiny
novalian'i jasa ny 23/11/2008 09:03
fanaina ( 21/05/2007 21:21)
sipa saropiaro!
misy any ilay sipa hoa mampite:evil:=((:evil:, raha azoko natao ny nikasitanana azy mety vitako!! tena tsy lasa mihintsy ilay fisarotampiaro raha aminko manokana!! ka ahoana no fahitanareo azy... tohiny
novalian'i cute ny 24/06/2007 00:06
salmo1 ( 21/05/2007 21:16)
fiaraha-monina @ vhv sasany
Serasera azo hatao oe: tananany mpiara-monina, ho any izay miteny gasy rehetra angamba... (natokana ho any malagasy manerantany). Misy isika ato dia ti hivelona amzany teny gasy ary tsy ti hanadino... tohiny
novalian'i mignone ny 26/05/2007 12:39
lamborghini888 ( 21/05/2007 19:38)
ny vady
Ahoana ny fahitanao ny vehivavy manolotra vehivavy hafa ho an'ny vadiny?(l)... tohiny
novalian'i bim ny 04/12/2007 00:21
caramas ( 21/05/2007 14:50)
tononkiran ny tarika johary
Faly miarahaba ny rehetra. Tsy hitako ato ny tonon ilay hiran ny tarika johary ilay hoe vetso vetson -kira hirahira ka sao dia mba misy manana azafady fa tena ilaiko.Misaotra mialoha. Cs... tohiny
novalian'i caramas ny 01/06/2007 13:05
harisoamihary ( 21/05/2007 14:42)
fahendrena
:?manahoana daholo. olona manana toetra manao ahoana no atao hoe olonkendry?... tohiny
novalian'i Fiffi ny 01/06/2007 06:03
xxx ( 21/05/2007 13:34)
plaques ceramiques
iza kay no efa mba nampiasa plaques céramiques hanaovana volo ? Dia ahoana ? Toa efa nahita resaka kely nandalo teto aho momba an'izy io fa tsy hitako intsony avy eo sôtra mialoha ... tohiny
novalian'i kelly13 ny 04/06/2007 07:52
salmo1 ( 21/05/2007 13:21)
Aretina mikodiadia
Rehefa mahita inn, de torana wazy ny olona:?::D... tohiny
novalian'i Fiffi ny 31/05/2007 06:05
LINS ( 21/05/2007 12:40)
va partager sunrise
mba saika hangataka ny toniny io hira io aho tena ilaiko zao raha mety Va partagerl'amour [ sunrise]... tohiny
novalian'i Fiffi ny 21/05/2007 20:22
legona ( 21/05/2007 11:48)
hi hi hi hi hi hi hi hi hi hi hi
Manao ahoana daolo! namana namana ihany! fa mbola tsy ampy! de mampanantena anareo fa hanaja sy hifalifaly miaraka @nareo ato aho! kiss ps: efa feno ilay mombamoba ahy! (tsy marina daolo l... tohiny
novalian'i xxx ny 08/06/2007 17:13
simplex ( 21/05/2007 11:43)
misy raha laterra
en: http://www.cnn.com/2007/LAW/05/20/georgia.bigamist.ap/index.html fr: http://translate.google.com/translate?u=http%3A%2F%2Fwww.cnn.com%2F2007%2FLAW%2F05%2F20%2Fgeorgia.bigamist.ap%2Findex.html&lan... tohiny
verokely ( 21/05/2007 11:27)
tsipolitra ery an-taningazana
salut , za oa tena tia be an'io hira io ka ra mba manana ny tonony ianareo dia mba omeo aho , tsy haiko ny titre fa zao no hahaizako azy , efa nirain'i bodo izy io t@ tana in love ,dia misotra mialoha... tohiny
novalian'i Fiffi ny 23/05/2007 20:41
majesty ( 21/05/2007 10:16)
Sao dia mba Ianao ???
Mahalasa eritreritra ka tiako ho ampitaina amin-tsika: [b][i]"Maro no hanao amiko amin'izany andro izany hoe:Tompoko,Tompoko,tsy efa naminany tamin'ny anaranao va izahay?ary tsy efa namoaka demonia ta... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.7938