Ampidiro aloha ny tenimiafina
Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
hery
(
24/05/2007 15:08)
Niteny i P. Urfer Inona amin'izay ny marina
Hita tamin'ny gazety tamin'ity herinandro ity fa niteny i P. Sylvain Urfer ary nilaza ihany koa fa tsy fantany ny antony nandroahana azy.
http://fr.groups.yahoo.com/group/serasera/message/28411
ht...
tohiny
novalian'i xxx ny 30/05/2007 13:07
ari.malala
(
24/05/2007 13:36)
démenagement
Miarahaba ny mpiserasera rehetra,
Naika hanotany hoa za azafady hoe refa manao déménagement ve d manana droit na andro tsy iasana nefa tsy miala @ congé? dia firy andro ilay izy? Dia manatena v...
tohiny
novalian'i naritsimba ny 25/05/2007 07:02
xxx
(
24/05/2007 12:58)
tratra ambodiomby
Ahoana indray ity ? Dia tsy ampy ve ny vady aman-janaka e no dia tratra niraikitra ambodiomby ? Filan-dratsy sa aretina sa fitaran-tsaina sa ? :
Andramasina. Lehilahy tena niraikitra… ambodiomby...
tohiny
novalian'i menalamba ny 30/05/2007 09:19
tsiafoi1
(
24/05/2007 12:31)
Ahoana no hamantarana ny SANDOKA sy ny TENA IZY?
Toy ny vola sandoka ihany [b]zavatra kely monja no tsy mampitovy azy amin'ny vola tena izy[/b].
Raha amin'ny lafiny finoana, Inona no mety kokoa [b]mamantatra ny mariky ny Tena izy ve za mamantatra...
tohiny
novalian'i prime ny 06/06/2007 10:49
mamzelkely
(
24/05/2007 12:09)
oula...
zao zany le atao hoe ratsy vintana veuu :roll::-D:-D:-D
http://fr.netlog.com/go/videos/videoid=110542...
tohiny
novalian'i mamzelkely ny 29/05/2007 07:06
tsiafoi1
(
24/05/2007 11:57)
Iza no tsara cadeau atolotra ve sa braderie?
Nisy toriteny izay nanao hoe : "y vadin'i Adama hono cadeau natolotr'Andriamanitra azy de naharitra sy tsara ny fanambadiana, fa ny amin'izao fotoana tadiavina eny ho eny ohatran'ny entana eny amin'ny...
tohiny
novalian'i tsiafoi1 ny 20/06/2007 10:24
salmo1
(
24/05/2007 09:19)
Ny sary hapetrakiny vehivavy
Misy ny vhv hande hametraka ny sariny dia izao no tena mombamomban'ilay sary; hanindriana ny sary kala annn... Fa lasa any amin'ny kala anina daholo ny masony bandy sy ny mpitsiriritra. Dia lay pametr...
tohiny
novalian'i xxx ny 31/05/2007 22:06
fiderana
(
24/05/2007 07:29)
mahay mivarotra ve ny malagasy sa....!
miarahaba anareo indray aloha ê!,
matetika dia mitranga ity indrindra eny @ taxi-be, efa tafiditra ianao sady efa mandeha ilay fiara no mitaky ny frais ny resevera, dia milaza izy fa tsy manana hame...
tohiny
novalian'i Bita ny 21/06/2007 17:50
ikaretsaka
(
24/05/2007 03:16)
Taratasin'ny eveka
Ity dia nataoko copy paste avy ary @ "hoy ny gazety"
Marina fa fanazavana sy fampalalam-baovao tokoa izy ity kanefa misy resaka finoana dia mino aho fa tsy tezitra jefra raha asiako koa ato
[quote...
tohiny
novalian'i sonwin ny 07/06/2007 10:57
nanas
(
23/05/2007 21:23)
Manala azy dia mimeme
Nisy olona anakiray niandry bus fa handeha hody, tsy ampy anefa ny vola tany ampaosiny.
Tonga saina kely izy:
- hay moa ilay chauffeur ka bala-maso( mihaona eo ampovoany ny masony) . Hitako ny hev...
tohiny
novalian'i kofbay ny 05/11/2007 19:06
salmo1
(
23/05/2007 21:20)
malgache mipetraka ao France
ohatra voalohany i [u]bazylou[/u].
Tamin'ny izaho tany France renivohitra, hitako tsara fanahy be ny Frantsay rehetra, miezaka daholo nifandray tamiko @ teny Espaniol... ary ny Frantsay koa dia nit...
tohiny
novalian'i Cherry ny 19/08/2007 14:21
jefra
(
23/05/2007 21:19)
Fanambaran'ny Eveka
Tahaka izao ny fanambarana nataon’ny fivondronamben’ny Eveka eto Madagasikara:
1 - Tafavory teto Antananarivo ny Evekan’ny Madagasikara noho ny fanamasinana an’i Mgr Jean Claude Randrianar...
tohiny
niryna
(
23/05/2007 17:22)
Soa ve levenam-bola? Ratsy ve loza mihantona ?
Ny fiteny matetika dia milaza hoe: Ny soa atao hilevenam-bola fa ny ratsy atao loza mihantona.
Inona ry ireto ny hevitra fonosin'io ohabolana io?
Misaotra mialoha anareo aho.
(l)niryna...
tohiny
novalian'i cbd ny 12/06/2007 20:56
mandrindra
(
23/05/2007 17:14)
laingo-tsaosety
mba toy ny ahoana aby ny fandrahoanareo azy. izaho mantsy avy ninatsena tany amin'ny sinoa ka nahita aho andorany dia savy dia nobakoako.
andeha ho ataoko ketsaketsa miaraka amin'y totokena aloha n...
tohiny
novalian'i mangabe ny 25/06/2007 19:02
diamondra27
(
23/05/2007 15:50)
nanjavona
noho ny antony tsy mbola fantatra de tsy hita tato intsony fasaly fa sao de nisy nanao kidnapping...
Avis de recherche
:-*:-*...
tohiny
novalian'i xxx ny 01/06/2007 20:35
fanoly
(
23/05/2007 15:20)
manimanina
mba mitady tononkira Henry R ? misaotra e
...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 23/05/2007 16:58
diamondra27
(
23/05/2007 14:45)
bobone
manao ahoana akia ry bobone a!
elaela arô tsy nahitagnô nakà ze fa za rôtsy manadino
:-*:-*...
tohiny
novalian'i cbd ny 14/06/2007 23:15
infinity
(
23/05/2007 14:35)
Permis B
Hiatrika fanadinana "code de la route" hahazoana taratasy ahafahana mitondra fiarakodia sokajy "B" ny tovolahy.
Tonga ny fotoana hanaovana ny fanadinana....:
- Mpanadina: inona avy ireo karazana...
tohiny
novalian'i Bita ny 29/05/2007 17:34
nomenahary
(
23/05/2007 14:10)
Iny volan'iny
Tiako hanànana re ny tonon'ilay hira misy ilay andalana toy izao amin'ny isan'andininy (tsy tadidiko mantsy ny lohateniny, nefa koa tsy azoko antoka na i Nanahary no mihira azy na tsia):
...Soa lo...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 24/05/2007 13:56
bozyboleta
(
23/05/2007 13:40)
Fankahalana Frantsay
Hatr@ nandroahana le mopera frantsay iny, de misy ambiansy mankahala frantsay mitsy zao eto Mkara.
Reo radio rehetra mpanao forum (Karajia sy Kidaona)eto zao de tototry ny antson'ny mpihaino milaza n...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 28/05/2007 08:36
