Soa ve levenam-bola? Ratsy ve loza mihantona ?

1. niryna ( 23/05/2007 17:22)
Ny fiteny matetika dia milaza hoe: Ny soa atao hilevenam-bola fa ny ratsy atao loza mihantona.
Inona ry ireto ny hevitra fonosin'io ohabolana io?
Misaotra mialoha anareo aho.
(l)niryna
novalian'i cbd ny 12/06/2007 20:56
2. sympa ( 23/05/2007 23:06)
i "soa" zany vendram-bola de i "aty" lasa mihato :-D:-D:-D:-D

Vazo² fa izao klo tsy mahay kô aloa eee :!: :-D:-D:-D:-P
3. ikaretsaka ( 24/05/2007 00:02)
ataovy na andramo dia hitanao ny heviny!
le theoria manko ... tsy misy hevitra concret apoitrany
4. xxx ( 24/05/2007 00:28)
manaova soa fa tsy maintsy hivaly @ nao rahamptso fa tsy izao de izao!
manaova indray ny ratsy fa tsy maintsy manenjika anao fona io na alina na mazava!

de mba hitsio re olona raha tsy mazava nena ah! na za aza tena mbola tsy mahay firy ilay tena dikany nefa efa teny gasy mazava tsara! :-D:-D:-D:-D:-D:-D =)):!::arrow::D
5. sympa ( 24/05/2007 00:36)
8O8O 8-)8-)8-) :-D:-D:-D:-D
6. niryna ( 04/06/2007 05:30)
Ny fieritreretako azy indray aloha dia hoe ny soa atao levenam-bola:arrow:manaova ny marina,manaova ny tsara fa tsy misy nenina aminao any aoriana.Ny olona hanaovana soa kosa anefa matetika tsy voavaly,fa any amin'ny hafa no manao soa.

Ny ratsy atao indray loza miantona:arrow:ny fahalalako an'izany dia hoe rehefa manao ratsy aman'olona ianao dia manaraka anao eny foana ny eritreritrao ka izay no mahatonga an'ilay izy hoe loza miantona.Manaraka ao an-doha ao foana angamba.

Eritreritra ny ahy iny a,ka asa na mifandraika na tsia
7. kally ( 04/06/2007 06:11)
Ampifandraiso amin'ilay hoe "Ny tody tsy misy fa ny atao no miverina" dia ho azonao kokoa.

Tsy misy miala maina izany fa izay nataonao ihany no hivaly aminao raha tsotsorina ny dikany.

Loza mihantona : mbola hilatsaka aminao indray andro any iny ratsy vitanao iny.

Levenambola : harena miafina mbola hiverina aminao any aoriana any ny soa nataonao.
8. sympa ( 04/06/2007 11:36)
kally :arrow: efa manomboka mazava kelly ihany le izy amiko zao :!: :}
9. niryna ( 05/06/2007 05:45)
sympa:

kally :arrow: efa manomboka mazava kelly ihany le izy amiko zao :!: :}

Izaho koa efa manomboka mahita rirany kely.Mody jerena hoe mora ilay teny gasy fa ie,ie,,:roll:

10. mirana5 ( 06/06/2007 17:00)
anatra tena tsara tokoa ireo fitenenenana ireo fa ndraindray mahakivy ny tsara atao tsisy valiny ary ny ratsy tsisy manasazy koa ffffffffffffff
11. sympa ( 06/06/2007 22:40)
mirana5 :arrow: De avadio njay zany ary le izy ary eee :!: Hitanao eo fa miova le izy avy eo :!: :-/:-/:-/:-/
12. niryna ( 08/06/2007 19:03)
mirana5:

anatra tena tsara tokoa ireo fitenenenana ireo fa ndraindray mahakivy ny tsara atao tsisy valiny ary ny ratsy tsisy manasazy koa ffffffffffffff

Tsy afaka miandry valiny any amin'ilay nanaovana soa isika,fa ny olon-kafa no mamaly.Fa ny ratsy indray na isika ihany na ny taranaka no mety hiantsam-pany hono.Mino an'izany ve ianareo?

13. dongadonga ( 08/06/2007 22:54)
marina izany tsy azo anampiana tsy azo anesorana izany^:^
14. sympa ( 10/06/2007 21:33)
ie :^):^)
15. cbd ( 12/06/2007 20:56)
:{ 8-)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0842