Manala azy dia mimeme

1. nanas ( 23/05/2007 21:23)
Nisy olona anakiray niandry bus fa handeha hody, tsy ampy anefa ny vola tany ampaosiny.
Tonga saina kely izy:
- hay moa ilay chauffeur ka bala-maso( mihaona eo ampovoany ny masony) . Hitako ny hevitra hoy izy.
Ny saram-pandehanana moa dia $0.50(25 cent anakiroa), izy nefa tsy nanana afatsy $0.25, (boribory hoatran ny 20 Ar any amintsika na latsadatsaka kely hoan izay mbola tsy nahita 25 cent).
Tonga ary ny bus
- Aiza ny frais hoy ilay chauffeur?
- Ity ary hoy ilay mpandeha
- tsy ampy io hoy ilay chauffeur
- Fa ahoana rangaty a! anakiroa ireo koa tsy ampy ahoana
- tsy ampy hoa reo hoy ihany le chauffeur
-Tsy ampy ahoana ary, zavatra anakiroa reo
- tsy ampy ilay izy ramose satria nareo olona anakiroa :twisted:
novalian'i kofbay ny 05/11/2007 19:06
2. mandrak ( 23/05/2007 21:55)
:-D:-D
3. xxx ( 23/05/2007 21:55)
hummmmm!!!
4. karinah ( 23/05/2007 21:58)
:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D, be fitetika koa izany :-D:-D:-D:-D::lol::oops:
5. salmo1 ( 23/05/2007 22:02)
nanas:
- hay moa ilay chauffeur ka bala-maso( mihaona eo ampovoany ny masony) .
Ianareo wa! aza mihomehy @ olona sampona, na manao fanoharana, na kilalao, na ohabolana sns... Fa efa tsy fidiny ho azy ireny, ho any olona manana klemaina.

Maninn raha ianao no hatao hatsikana sy lalao:?:

6. infinity ( 23/05/2007 22:19)
:-D:-D Hay lery mahita DOUBLE...=))=))
7. xxx ( 23/05/2007 22:58)
:-*:-*:-*=))=))=))=))=))
8. sympa ( 24/05/2007 00:04)
=))=))=))=))=))=)) izay le atao hoe mpangalatra voajoko :-D:-D:-D:-D:-D:-D
9. najah ( 24/05/2007 00:23)
:-D

mampatsiaro ana t@ mbola kely mande mody @ bus ery Antaninandro (sa moa Antaninarenina?) mankany Analamhitsy, hividianako cornichon ny vola de rehefa mody de ilay billet efa lany daty ireny no omeko ilay 1er receveur de rehefa manontany de lazaiko we le 2em receveur feno olona midina fa eto @nao malaladalaka!
10. pimaso ( 24/05/2007 06:54)
=D=D=D
tena nisy ty,
sima le récéveur makany ambohitsoa,
dia nisy bandy kely sima koa mpandeha,
tonga teo mahazoarivo dia hoy i leiry : "misy mian!an!ao !" ( misy miala ny tiny tenenina );
tonga dia tezitra le récéveur : "iza aza zany manhanhany zany" ( mananihany izany )?
vao nifampijery izy mitsam dia faly be ery :"hay ve bandin'ny thanànà hàny e!" ( bandin'ny tanàna ihany )
izany hoe samy sima!
fa tena ripakin'ny hehy ny iray bus t@ izany
;-)
;-)
11. nathie86 ( 24/05/2007 07:02)
pimaso a tsy d mampe ny blague refa hazavaina b ôtr'zao:)
12. ikalakintina ( 24/05/2007 10:44)
=))=))=))
13. sonwin ( 24/05/2007 11:10)
:roll:8O
14. ikaretsaka ( 24/05/2007 15:28)
olona bala maso ve ny saofera... tsy atokisako ny mandeha izany bisy izany ngo de aksidan eo le
15. Bita ( 24/05/2007 17:55)
de mahita volan b2 lery dia mahita tomobila 2 isaky ny mandalo ka tena mitapifipify rehefa eny ampovoany :-D:-D:-D Tsy hoe mihomehy ny olona mana-kilema fa mba hampihomehy antsika fotsiny fa tsy ilay olona eAza manao an'izany e! aza manao an'izany.......... Toko tapaka vilany mitongilana izay ..............marenina moa?
16. kofbay ( 05/11/2007 19:06)
nidtra nikandra tao @ Orange hono izany ilay razoky dia tafiditra tao @ service clientele, dia vao nandray antso voalohany i lery dia hoy izy hoe : Oran's mandray anao, tonga dia lagy be le deba satria io no niantso hitsapana an'ilery, dia hoy ilay deba hoe' ORANGE no fiteny fa ahitsio! dia mbola namerina ihany i lery nony antso manaraka, dia hoy ilay deba sady lagy be hoe; voroaka ialahy raha mbola miteny hoe ORAN'S! kinanjo mbola nanao ihany i lery dia voaroaka!
Nody aloha ary i lery dia hy ny vadiny hoe f'angaha ianao nirava sahady? dia hoy i lery hoe; Tena voaroaka indray za ramatoa a!, Taitra ilay vadiny sady nanontany hoe fa ahoana? dia hoy i lery hoe: tena mitovy kay ny reglement ao amin'ny Oran's sy CHEULTEUL!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1793