Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i kofbay, milahatra araka ny daty
kofbay ( 08/10/2008 15:12)
configurationmanuelle TELMA ho ana SE P1i - ampio e!
manana Sony Ericsson P1i fa tsy mety ilay configuration automatique alefan'ny Telma, kanefa izaho rehefa mandeha eny amin'ireny point TELMA ireny dia lazainy fa tsy ao foana ilay olona mahay manao azy... tohiny
kofbay ( 25/09/2008 09:42)
TAXIBE 133 MAMO TAMPONA
MITANDREMA : TAXIBE 133 ITAOSY MAMO TAMPONA Ny alarobia harivan’ny 24 Septembre 2008, tamin’ny 18h20 raha avy nandeha ‘Spécial’ (hoy ny mpamily sy ny receveur) ny Taxibe Ambinintsoa 133... tohiny
novalian'i moi ny 02/12/2008 04:57
kofbay ( 13/04/2008 11:14)
http://alika.i-love-dogs.com
slt daholo e! Nanokatra site momban'ny alika amin'ny teny malagasy izahay, ka mba mangataka izay mba torohevitra na fanitsiana avy aminareo rehetra tia alika satria izahay dia olona tia alika ary man... tohiny
novalian'i kofbay ny 29/04/2008 14:52
kofbay ( 13/04/2008 11:04)
http://alika.i-love-dogs.com
slt daholo e! Nanokatra site momban'ny alika amin'ny teny malagasy izahay, ka mba mangataka izay mba torohevitra na fanitsiana avy aminareo rehetra tia alika satria izahay dia olona tia alika ary man... tohiny
novalian'i boss ny 16/05/2008 06:36
kofbay ( 13/04/2008 10:49)
http://alika.i-love-dogs.com
slt daholo e! Nanokatra site momban'ny alika amin'ny teny malagasy izahay, ka mba mangataka izay mba torohevitra na fanitsiana avy aminareo rehetra tia alika satria izahay dia olona tia alika ary man... tohiny
novalian'i mmmhh ny 14/04/2008 06:52
kofbay ( 02/02/2008 07:47)
Found 0.00000 sy espace non alloué virus ve io sa inona?
Manana flash disk 512Mo aho, tsy haiko fa tampoka teo dia lasa nisy espace non alloué 1024Go ao aminy kanefa ilay 512Mo dia disponoble foana izany hoe lasa 500 na 499 izany, rehefa mankao ao @ outils... tohiny
kofbay ( 07/12/2007 18:44)
Tena miaro ny vahoaka tokoa ve ny Polisy?
inty nisy zavatra tena tsy mampino nataon'ireo polisy tao Tsaralalana. Nisy nangalatra ny fiaran'ilay cousine-ko, sendra hitany tampoka teny @ 13 may ilay fiara 1 volana taty aoriana, dia niantso ahy ... tohiny
novalian'i LazaDaddy ny 19/02/2008 03:28
kofbay ( 07/12/2007 17:51)
Trangan-javatra miseho ny 12 decembre fifidianana
Asaina isika rehetra hitatitra farak'izay haingana izay trangan-javatra hitantsika mandritra ny andron'io 12 decembre, andron'ny fifidianana io. raha azo atao dia mba ny andron'io ihany no hitatitra f... tohiny
novalian'i tendry77 ny 07/12/2007 19:19
kofbay ( 18/11/2007 10:31)
atoroy fika fa tena be lalitra ao antrano
tena lany haika aho ry zareo a! diovina amin'ny vovotsavony isan'andro ny trano, asiana nuvan avy eo, asiana ilay poudre mavomavo ireny, avy eo asian desodorisant, mampirehitra ody moka, dia asiana il... tohiny
novalian'i Rafotsy ny 01/12/2007 09:48
kofbay ( 01/11/2007 12:22)
Ho antsika rehetra tia alika
Izaho ry zareo dia tena tia alika, ka te hifanakalo sy hifanoro hevitra aminareo izay tia alika ka manana, na tsy afaka manana, na ireo izay te hiditra amin\'izany hoe fitaizana alika! Ary koa hifano... tohiny
kofbay ( 01/11/2007 09:50)
sarimihetsika malagasy, aiza ho aiza?
andao isika hanapepo sy hanakiana film malagasy mba hanaitra ny ambopon'ireo mpanantotosa sy mpilalao,hanaovan'izy ireo ezaka, mba any aoriana any ho lasa reharehan-tsika izany hoe film gasy izany!tah... tohiny
novalian'i foosa ny 18/06/2008 09:56
kofbay ( 30/10/2007 21:42)
vary amin\'anana
isak\'alahady aho dia vary amin\'anana no ataoko sakafo, staria io ihany aloha hatamin\'izao no afaka manala ny makafokako! toy izao no fanaovako azy: tongolo, voatabia, cube, taolam-pifika,tavik\'... tohiny
novalian'i bichette ny 09/11/2007 10:34
kofbay ( 29/10/2007 21:02)
ny alika sy ny lalana malagasy, voaaro ve ny tompony?
toy izao no olanay, ka mety misy mpahay lalana ve afaka mamaly! dia hisaorana betsaka indrindra. vao nifindra trano izahay,eto Tana io, avo be eo h eo amin'ny 2m50 eo ny tamboho, ary mihidy foana ny v... tohiny
novalian'i kofbay ny 10/12/2007 18:06
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0742