http://alika.i-love-dogs.com

1. kofbay ( 13/04/2008 11:04)
slt daholo e!
Nanokatra site momban'ny alika amin'ny teny malagasy izahay, ka mba mangataka izay mba torohevitra na fanitsiana avy aminareo rehetra tia alika satria izahay dia olona tia alika ary manana alika tahakan'ny olontsotra manana alika rehetra fa tsy hoe manampahaizana manokana momb izany! Ka mba tsidiho dia lazao eto ny hevitrareo e
novalian'i boss ny 16/05/2008 06:36
2. ainaheri ( 13/04/2008 14:59)
mba 1 iany ry kama ampidirina d zay aa lol,ary aona mou idiran'itony ato @ antson'ny fo?? :roll:
3. ikaretsaka ( 13/04/2008 15:37)
odry mbo akaikin'ny fony re ny alika sy important aminy.. .mety mihoatra noho ialahy mitady sipa ohatra
4. Bigma ( 14/05/2008 12:54)
Sao dia mba resaka Dog' s ary ity ? Ry Unicam angamba no liana am zany :-D :-D :-D
5. boss ( 16/05/2008 06:36)
za alo ts tia afatsy chien coton iany e! ny akotroan izay TSIA§
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2565