slt daholo e!
Nanokatra site momban'ny alika amin'ny teny malagasy izahay, ka mba mangataka izay mba torohevitra na fanitsiana avy aminareo rehetra tia alika satria izahay dia olona tia alika ary manana alika tahakan'ny olontsotra manana alika rehetra fa tsy hoe manampahaizana manokana momb izany! Ka mba tsidiho dia lazao eto ny hevitrareo e