Found 0.00000 sy espace non alloué virus ve io sa inona?

1. kofbay ( 02/02/2008 07:47)
Manana flash disk 512Mo aho, tsy haiko fa tampoka teo dia lasa nisy espace non alloué 1024Go ao aminy kanefa ilay 512Mo dia disponoble foana izany hoe lasa 500 na 499 izany, rehefa mankao ao @ outils d'administration anefa ka hi-partitioné ilay izy dia tsy disponible ilay commande, ny olana koa dia rehefa manisy zavatra ao amin'ilay flash aho dia na lasa misy zavatra maka toerana be, ohatra hoe mampiditra hira 5Mo fotsiny aho, ka rehefa jerena ny proprité dia lasa hoe espace utilisé 270Mo, ankoatran'izay dia misy dossier na fichier sasany tehirizinao ao amin'ilay flash la mivadika hoe Dossier 0.00000 daholo dia sa tsy misokatra no tsy mety atao na inona na inona! Rehefa manao scan disk anefa dia hitanao fa misy dossier antsoina hoe found 0.00000, kanefa tsy affiché na dia efa atao hoe affiché les dossiers cachés aza, tsy afaky ny anti-virus sady tsy hitany (AVAST, AVG, ESSET Nod32) tsy hitan'ny Spybot koa, ary na dia formaténa aza dia tsy misy fiovana, efa nandramako daholo ny formatage NTFS, FAT, FAT32 fa tsy misy fika! Sao ianareo dia mba misy mahita fika fa tena very hevitra mihintsy, indrayndray tena zavatra important ny ao anatin'ilay flash, tonga any an-trano ianao dia lasa0.00000 daholo ilay izy, ary na dia hiova flash aza sao dia ao anaty machine koa ilay izy§ Avoty e!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0833