http://alika.i-love-dogs.com

1. kofbay ( 13/04/2008 10:49)
slt daholo e!
Nanokatra site momban'ny alika amin'ny teny malagasy izahay, ka mba mangataka izay mba torohevitra na fanitsiana avy aminareo rehetra tia alika satria izahay dia olona tia alika ary manana alika tahakan'ny olontsotra manana alika rehetra fa tsy hoe manampahaizana manokana momb izany! Ka mba tsidiho dia lazao eto ny hevitrareo e!
novalian'i mmmhh ny 14/04/2008 06:52
2. ainaheri ( 13/04/2008 15:03)
ok,misotra nizara fa saingy ataovy 1 iany d fantatry ny olona ny mamaly azy e,tsy fanaovan'azy bdb akory no hamalian'ny oul ny dinikareo,d maztou ,ary tandremo sao kakeriny ao vĂ´ loza lol
3. mmmhh ( 14/04/2008 06:52)
fa impiry averina ary ty resaka alioka ty e, na enao hijery ny valiny ve tsy sahirana?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.141