configurationmanuelle TELMA ho ana SE P1i - ampio e!

1. kofbay ( 08/10/2008 15:12)
manana Sony Ericsson P1i fa tsy mety ilay configuration automatique alefan'ny Telma, kanefa izaho rehefa mandeha eny amin'ireny point TELMA ireny dia lazainy fa tsy ao foana ilay olona mahay manao azy, ka mba ampio raha mba misy mahay azafady e!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3946