Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i fanoly, milahatra araka ny daty
fanoly ( 04/06/2007 06:40)
Bitsika mangina
Manao ahoana daholo indray nareo mpakafy mozika e. Mba mitady ilay hira efa tranaininainy iny aho zay mba mahay e.Tsy haiko tsara ny tonony fa toy izao no fanombohany Bitsika , mangina Resaka tsi... tohiny
novalian'i Fiffi ny 09/06/2007 08:14
fanoly ( 23/05/2007 15:20)
manimanina
mba mitady tononkira Henry R ? misaotra e ... tohiny
novalian'i Fiffi ny 23/05/2007 16:58
fanoly ( 23/05/2007 09:36)
HIRAHIRAKO
SAO MBA MISY MANANA NY TONON4NY HIRAHIRAKO AN'NY ramaroson wilson , mba mangataka raha misy e!! de misaotra mialoha o ... tohiny
novalian'i Fiffi ny 23/05/2007 17:01
fanoly ( 21/05/2007 06:18)
hirahirako
Mba mangataka ny tononkiran'ilay hira mitondra ny lohateny hoe " hirahirako" an'i RAMAROSON Wilson izay mba mahay e, misotra mialoha o! ... tohiny
novalian'i booboo ny 21/05/2007 09:27
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0228