Iza no tsara cadeau atolotra ve sa braderie?

1. tsiafoi1 ( 24/05/2007 11:57)
Nisy toriteny izay nanao hoe : "y vadin'i Adama hono cadeau natolotr'Andriamanitra azy de naharitra sy tsara ny fanambadiana, fa ny amin'izao fotoana tadiavina eny ho eny ohatran'ny entana eny amin'ny braderie"
Iza no tsara e?
novalian'i tsiafoi1 ny 20/06/2007 10:24
2. xxx ( 24/05/2007 12:37)
Aleo tsy manome toy izay zavatra eny @ braderie!
Hoatry ny manome fanomezana tsy ilaina sy tsy tiana fa raisina satria nomena!!!!!:twisted::twisted::twisted::arrow::twisted::twisted::twisted::evil::evil:
Ny ahy tonga dia hariko rehefa tsy tiako!
3. xxx ( 24/05/2007 15:16)
hoatran'nyhoe calendrier sns...zavatra hita foana dia mody hoe avy any mada??? tsy misy mahasamihafa azy @ hita fa toa vendrana be???? Cadeau d'annif hono an!!!
4. xxx ( 24/05/2007 15:40)
na avy any am braderie na avy aiza refa kadô vokatry ny fo dia tsara sy mahafaly daholo aloha....
ny fo manolotra azy no jerena tsy ny hakelin'ny zavatra tolorana:wink:
5. xxx ( 24/05/2007 15:44)
à d'autres! tsy mila fa any @ poubelle! Raha vao tsy ilaina aty aminay fa tsy hana be trano ato!:twisted::twisted::twisted:
6. diamondra27 ( 24/05/2007 16:41)
tsiafo1:ahoana no amantarana fa vady antolotr'Atra le izy?
7. nathie86 ( 25/05/2007 05:54)
tsy azoko hoe braderie aôna zany :roll:
tsy azoko mintsy ko hoe in no idiran'ny cado d'annif fa nga mo tsy hoe vady no resahana.
refa lasa mpivady d anjara zay ka na ratsy na tsara ny ao d iharetana zay hono zany le atao hoe grand amour hono.
8. lapino ( 25/05/2007 09:44)
nathie86:
tsy azoko hoe braderie aôna zany :roll:
So de zany aza no mahatonga ny vazaha miteny @ sipa hoe "ma puce" ... kay zany bradé tany @ marché aux puces le izy :roll:
9. nathie86 ( 25/05/2007 12:12)
vao maika maizina:roll:
10. kally ( 25/05/2007 18:22)
lapino:

So de zany aza no mahatonga ny vazaha miteny @ sipa hoe "ma puce" ... kay zany bradé tany @ marché aux puces le izy :roll:


F'angaha frantsay irery izany vazaha?:lol:

Misy tsy misy idiran'ikala Maria amin'izay zandary mihitsy ilay resaka:-D
11. pissoa ( 25/05/2007 18:53)
tsiafoi1:

Nisy toriteny izay nanao hoe : "y vadin'i Adama hono cadeau natolotr'Andriamanitra azy de naharitra sy tsara ny fanambadiana, fa ny amin'izao fotoana tadiavina eny ho eny ohatran'ny entana eny amin'ny braderie"
Iza no tsara e?

Tsy hoe rehefa "notadiavina" nge dia hoe tsy avy amin'Andriamanitra e !
Ary raha atao hitovy amin'i Adam daoly ny fomba hazahoan'ny bandy vady dia sao tokony hiandry sipa manja alaina avy amin'ny taolan-tehezany koa ?! Ou la la, maty antoka ny sipa manja avy an-kibon-dreniny :-D:-D:-D
12. xxx ( 27/05/2007 15:35)
ty hatolotra bras de riz
13. tsiafoi1 ( 04/06/2007 09:39)
à d'autres! tsy mila fa any @ poubelle! Raha vao tsy ilaina aty aminay fa tsy hana be trano ato!


Ka ny cadeau anie ra-xxx tsy voatery milay foana, fa io arakaraka anao mandray azy ihany sy ny valeur omenao le Mpanome azy.
14. tsiafoi1 ( 04/06/2007 09:55)
xxx : Mety ho simple signature sur un bout de papier le cadeau fa satria mety hoe ianao fan na grand star iray, de le star io mihitsy no nanome azy anao de tena important aminao iny cadeau iny na de simple signature fotsiny aza le izy.

Supposant hoe tena tianao be RA8, de izy en personne no nanome anao anao stylo mitovy amin'ny rehetra ihany, saingy misy marque we RA8 le izy, sur za fa tonga de mi-style eny ambony table de bureau anao le stylo fa tsy jetté en poubelle zany.

Le problème zany de tsy important taminao le Mpanome fa le zvt nomena no nojerenao.
15. tsiafoi1 ( 04/06/2007 10:19)
Hoy Diamondra :
tsiafo1:ahoana no amantarana fa vady antolotr'Atra le izy?


"Ny zava-tsoa tanteraka rehetra dia avy amin'Andriamanitra" Jereo any anaty Baiboly izay teny izay.

Fa le cadeau mety ho calendrier araka ny tenin'i xxx, mety ho stylo, mety ho voiture, mety ho trano be..., ary mety ho simba indray andro any arakaraka ny fanajanao sy fitandremanao azy. Amin'ny maha-cadeau azy, azo raisina, nefa koa azo lavina fa ny vokatr'izay de any amin'ny fifandraisanao sy ilay mpanome azy.
16. tsiafoi1 ( 04/06/2007 14:47)
any @ poubelle!
Tandremo anie ra-xxx fa Le produits de récupération anie ka sady valeur no exportable e! hihihihih :D:lol::):lol::oops:

17. diamondra27 ( 04/06/2007 15:39)
lapino sy xxx: =))=))bras de riz sy marché aux puces

ary les vaches riz ataony no tsy laitra:-D:-D

tsiafo1: misy koa ao we tsy ny soa ihany no azo, avy @ ATr fa ny ratsy koa ... De ahoana
18. diamondra27 ( 05/06/2007 14:46)
xxx:

Aleo tsy manome toy izay zavatra eny @ braderie!
Hoatry ny manome fanomezana tsy ilaina sy tsy tiana fa raisina satria nomena!!!!!:twisted::twisted::twisted::arrow::twisted::twisted::twisted::evil::evil:
Ny ahy tonga dia hariko rehefa tsy tiako!



koboko ianao
19. diamondra27 ( 05/06/2007 14:48)
xxx:

à d'autres! tsy mila fa any @ poubelle! Raha vao tsy ilaina aty aminay fa tsy hana be trano ato!:twisted::twisted::twisted:



[size=17px]koboko ianao[/size]
:wink:
20. tsiafoi1 ( 14/06/2007 11:03)
misy koa ao we tsy ny soa ihany no azo, avy @ ATr fa ny ratsy koa ... De ahoana


Ka reo zavatra roa ireo samy misy eto an-tany, "à prendre où à laisser", Andriamanitra tsy manery ny safin'ny ts11. Fa efa nomeny ny ts11 izay tokony ho tandrify azy, fa io izay mahakolokolo ihany no manana ny soa e!. Personne n'est parfaite.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.3228