Iza no tsara cadeau atolotra ve sa braderie?

21. la ( 14/06/2007 11:24)
:roll:gagagaga lalandava :D
22. tsiafoi1 ( 20/06/2007 10:24)
gagagaga lalandava
:mahagaga an'i La ve ny valinteny :
Misy eto an-tany ny RATSY sy ny TSARA, satria efa tafiditra teto le fiandohan'ny RATSY, ary mahatratra ny olombelona hatrany ankibo izany, tsisy tonga lafatra eto an-tany, fa anjaranao ny mitia sy mikolokolo ny nomen'Andriamanitra anao.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1694