bobone

1. diamondra27 ( 23/05/2007 14:45)
manao ahoana akia ry bobone a!
elaela arô tsy nahitagnô nakà ze fa za rôtsy manadino

:-*:-*
novalian'i cbd ny 14/06/2007 23:15
2. diamondra27 ( 23/05/2007 14:47)
mampamangy ny gasikara jiaby akô ,
de ho avy tsy ho ela hono we!

mivavaha aby reo tra-boina jiaby 'reo e! de korazy foana
:-*:-*:D
3. sympa ( 23/05/2007 22:30)
diamondra mà bokà ahia :?: Karaha mahay mirôky be enao zegny :?: :-D:-D
4. rakaroka ( 24/05/2007 05:27)
Bôka Madagasikara izy 'zai rô:-D:-D:-D:-D
5. diamondra27 ( 24/05/2007 07:37)
simpa:karakory laolo, za mibôka mahajanga ao :wink:
ino koi ra tianao volagniko aminô sympa :oops::oops:
milay be le miroko an!


rakaroka::-D:-D izy aby zany ô!

bobone: lasa aiaanô tsy mamaly nakà
6. xxx ( 24/05/2007 07:45)
inona ary ty?
7. nathie86 ( 24/05/2007 07:51)
tsy d azoko lôtra ndray ty d tsy itako zay ambara:roll:
8. lancia ( 24/05/2007 08:06)
mijery flôra zakony
9. Aino ( 24/05/2007 10:09)
:-*:-*:-*
10. sympa ( 24/05/2007 10:20)
diamondra27 -> ya kô miroky koa zegny jiaby tena tsara fa nibelm dia zao, ny olo jiaby ato tsy mahay ka izikoa tsika hiroko zao pare fô :!:;-);-):-P:-P

ke anao rakaroka ma boka mada va ahia :?: :°):°)
11. xxx ( 24/05/2007 10:26)
inona ary ty?
12. tslem ( 24/05/2007 11:56)
zaka mazava be io rô ka tsy hain'i xxx :-D:-D:-D
13. sympa ( 24/05/2007 12:19)
xxx ---> miroky miroka miroke miroko...... euh......euh
Tsy aiko eky fa mbo maro ny ao afara ao :-D:-D:-D:-D
14. diamondra27 ( 24/05/2007 12:46)
xxx; nathie; lancia::-D:-D:-D

teny gasy akia ireo a! mba mahafinaritra doly le mba mahalala ny culture rehetra e!

GVT nareo fa mbola asiana fampianarana kely zany ho anareo any @ fanabeazana na kolotsaina raha d'ac nareo
15. diamondra27 ( 24/05/2007 12:50)
sympa:

diamondra27 -> ya kô miroky koa zegny jiaby tena tsara fa nibelm dia zao, ny olo jiaby ato tsy mahay ka izikoa tsika hiroko zao pare fô :!:;-);-):-P:-P

ke anao rakaroka ma boka mada va ahia :?: :°):°)


za zegny de pare e!
za io bôka tsy mahay miroko tsara fa mba mivôlana hely e!aketo mbô tiako hahaizana anazy io,satria aketo site mivôlagna gasy pure fa any @ site hafa site miteny vazaha jiaby

tairo kabaro-nao zahay ity hiheno anao;:-*:-*
16. sympa ( 24/05/2007 13:39)
diam's loso profy ko zegny atsika ty zegny raha izao no mitoy kle :!: :-D:-D:-D Fa ny blem zao de ity: raha vao mianatra le olo de tsy maintsy hasaha aloa ny enarany volaloany zay vao zvtr hafa (karaha havanay zay izy tsy nahay vôlagna hafa tsendriky fa hasaha izay vao nahay ireo hafa :-D )
17. Fiffi ( 24/05/2007 13:55)
:roll::roll: fa miteny inona nareo ato zany ? :roll:
18. diamondra27 ( 24/05/2007 14:11)
sympa:

diam's loso profy ko zegny atsika ty zegny raha izao no mitoy kle :!: :-D:-D:-D Fa ny blem zao de ity: raha vao mianatra le olo de tsy maintsy hasaha aloa ny enarany volaloany zay vao zvtr hafa (karaha havanay zay izy tsy nahay vôlagna hafa tsendriky fa hasaha izay vao nahay ireo hafa :-D )



hihihi:-D:-D:-D

zao ndreky tsy mivolagna hasaha zao e! agnao reky manao zeny,
za raha eko foagna ampianariko olo-jiaby aketo

:-*:-*

19. diamondra27 ( 24/05/2007 14:17)
fiffi: miteny gasy akia io a!:wink:
20. sympa ( 24/05/2007 14:31)
Fiffi---> tsy hianatra ve enao :-D:-D:-D:-D

diam's zao tsy mba magnao izenge, fa izko zao meloko de efa agnao nitohany lol :-D:-D:-D Saby ny hasahako tsy misy mahay ko tsy olo boka avaratra fô ;-):-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2625