bobone

21. diamondra27 ( 24/05/2007 14:45)
sympa: :-D:-D:-D
22. tslem ( 24/05/2007 18:36)
nareo zegny mapitokiky rô diamondre sy sympe sa tsy miova ny fanonona ny anarana? :-D:-D:-D zah zao mbô te hivôlagna antagnala rô fa mbô ampianaro e:-D
23. sympa ( 24/05/2007 22:16)
tslem---> :-D:-D:-D:-D Anao karaha efa mahay ke ninono koa :-D:-D:-D Araiva fô iza frazy miboaka eo de bokeo anao manaraka fô :!: Va tsy karaha zegny :!: ;-);-)

diam's :arrow: ke tsy marigny moa io volagniko io :-D:-D:-D
24. nathie86 ( 25/05/2007 07:04)
25. lancia ( 25/05/2007 07:19)
diamondra27:

xxx; nathie; lancia::-D:-D:-D

teny gasy akia ireo a! mba mahafinaritra doly le mba mahalala ny culture rehetra e!

GVT nareo fa mbola asiana fampianarana kely zany ho anareo any @ fanabeazana na kolotsaina raha d'ac nareo



tonga de apianaro aza zahay e, asio dikan-teny mazava le sarotra,
26. diamondra27 ( 25/05/2007 08:54)
lancia:

diamondra27:

xxx; nathie; lancia::-D:-D:-D

teny gasy akia ireo a! mba mahafinaritra doly le mba mahalala ny culture rehetra e!

GVT nareo fa mbola asiana fampianarana kely zany ho anareo any @ fanabeazana na kolotsaina raha d'ac nareo



tonga de apianaro aza zahay e, asio dikan-teny mazava le sarotra,


ka aiza anefa no hamantarana we 'ty nge ka sarotra
27. diamondra27 ( 25/05/2007 08:55)
nathie86:

:(


aza malahelo izany moa e!
28. diamondra27 ( 25/05/2007 08:56)
tslem:

nareo zegny mapitokiky rô diamondre sy sympe sa tsy miova ny fanonona ny anarana? :-D:-D:-D zah zao mbô te hivôlagna antagnala rô fa mbô ampianaro e:-D



nibôka aia agnao io?
29. tslem ( 25/05/2007 10:40)
sympa >>> zah ndraiky mihezaka manaraka fô na tsy mahay tsara be aza fa vô mila mpampianatra fôna kle :-D
diamondra27 >>> bôka avy tao @ hopitaly be,endriky taona maromaro lasa zay rô:-D:-D:-D
30. diamondra27 ( 25/05/2007 11:11)
tslem: ino raha nahazo anô t@ hoptaly be zao.
Izikoa tsy mivolagna anao de tsy afaka manampy anô nakà e!

ah! teraka tao @ hoptal be zany ianao ve?:wink:
31. sympa ( 25/05/2007 12:33)
tslem :-D:-D:-D:-D Tsy sahirana mà agnao niboaka tao :-D:-D:-D mety setry donc la vielle nao nanaboaka agnao tao va tsy izagny :-D:-D
32. tslem ( 25/05/2007 15:25)
:-D:-D:-D
33. sympa ( 25/05/2007 16:25)
Matoa agnao mitôkiky dikan'izay marigny izegny :-D:-D:-D:-D
34. voara ( 25/05/2007 16:48)
eheeeeeeeee nijanjika safanareo za ke ravoravo é
35. diamondra27 ( 25/05/2007 18:42)
tonga soa voara :-*:-*:-*

ino kabaronao
36. rakaroka ( 26/05/2007 14:12)
sympa:

diamondra27 -> ya kô miroky koa zegny jiaby tena tsara fa nibelm dia zao, ny olo jiaby ato tsy mahay ka izikoa tsika hiroko zao pare fô :!:;-);-):-P:-P

ke anao rakaroka ma boka mada va ahia :?: :°):°)


karakoury rôooo, zehey aty moa dé kara tsy fantatsareo intsony hono! afangaronareo amireo vozongo gnefa dé gasy petaka bôka ny tagnàne eeee.
:-*:-*:-*:-*:-D:-D:-D
37. bobone ( 12/06/2007 05:46)
Diamondra::D:D:D:D:D:-D:-D
mbola tsara antsika jaby ô!
hafa koa raha volanognao ty diams an! mampitokiky anakay laholo!!!eoa bass ! miala tsiny laholo fa tegna sahirana za , nisy problème hely!
aza ngôma rô agnô zaho aketo fôn!agnô haiko fa tsy manadino anakay!
Andao bass asika hianatra hiroky e!
zaho rô vognono !!! anare paré !
ok bass! amaray koa miaro !
:-*:wink::wink::D
38. cbd ( 14/06/2007 23:15)
8-)8-)8-)8-) tsy azoko :?::?::?::?:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3623