Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
ainaheri
(
25/05/2007 14:24)
kel inquetide!!!
Navoakan'ny gouvnt Sarko androany fa tsy misy amnesty ho an'ny Chauffards!!
D ho foanana koa hono panneaux mampilaza ny fisian'ny radar :roll::-w...
tohiny
novalian'i ainaheri ny 26/05/2007 14:27
tamberina
(
25/05/2007 12:07)
fahasalamana
90°/° ny gasy maty dia tapaka lalandrà no antony!inona loatra ry doc isany io arentina io fa toa mahalasa saina tanteraka!inona ny fisorohana azo atao?nisy "tsaho" hoe ny sira eto amintsika hono ts...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 03/06/2007 08:21
sekoly
(
25/05/2007 11:38)
www.Sekoly.Info
Manao ahoana daholo,
Raha misy (tena) hitady namana taloha, dia afaka mampiasa ny [url]http://www.sekoly.info[/url] manomboka izao.
Mbola vao haingana no nisokatra ny takelaka ka hinoana fa tsy ...
tohiny
novalian'i rrdo ny 14/06/2007 09:46
sekoly
(
25/05/2007 11:33)
www.Sekoly.Info
Manao ahoana daholo,
Raha misy (tena) hitady namana taloha, dia afaka mampiasa ny http://www.sekoly.info manomboka izao.
Mbola vao haingana no nisokatra ny takelaka ka hinoana fa tsy ho ela dia ...
tohiny
novalian'i rrdo ny 26/05/2007 10:03
fanomezantsoa
(
25/05/2007 10:34)
VOABABONAO
MIARAHABA TOMPOKO SAIKA ANONTANY OE TOA TSY HITA ANY @ TONONKIRA NY TAKRIVA IO LOHATENIN6KIRA IO OE VOABABONAO NEFA EFA NAMPIDITRA ANIO IZAHAY EFA ELA IHANY NO NAMPIDIRINAY AZY TAO MISAOTRA BETSAKA O!...
tohiny
novalian'i xxx ny 30/05/2007 02:01
xxx
(
25/05/2007 09:44)
glire acide et epais
slt doly inona aky zany glaire epais na acide zany de mety miterka ihany ve ...
tohiny
novalian'i sakaizakely ny 29/05/2007 16:38
kelly13
(
25/05/2007 08:46)
diam's
ho tonga any mada hono i diam's @ 31/05 zao d hanao concert unique eny @ stade d'alarobia, ka d mazotoa dol ze tia azy (tsy za klou e :°)) zany e! [i]hevitra nalaiko tao @ blog n'i tonton-nay ka mba ...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 27/05/2007 20:20
momonta
(
25/05/2007 08:40)
hitady hira
manaona o
hitady hiran'i tarika ,tsy fantatro ny titre fa misy hoe malagasy anie ianao
veloma o...
tohiny
xxx
(
25/05/2007 07:21)
tia
Rehefa tia ve dia tsy maintsy mandefitra hatrany?...
tohiny
novalian'i la ny 14/06/2007 11:43
soasoafy
(
25/05/2007 06:56)
tokony hiezaka ho tonga saina sika Malagasy e
Manahoana daholo e! rehefa nandinika aho de ohatra ny tsy ho tafita mihitsy ty Gasikarantsika ty raha tsy ny toetsaitsika rehetra mihitsy no miova.Tia tena sy somary misy fialonana eo amintsika gasy h...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 01/06/2007 02:49
nathie86
(
25/05/2007 06:08)
rivalité
marina v fa hoe ny vhv no tena no tena tia migafy entre elle.
Oh : refa misy competition patinnage reny d mifanimba patin ry zareo na mifangalatra miintsy ary....
tohiny
novalian'i nathie86 ny 29/05/2007 06:42
niryna
(
25/05/2007 06:05)
MIOVA NY SAINA REHEFA MISY MAHAZO.
Nisy tovovavy jamba izay tsy tia ny tenany izy satria jamba.Tsy misy tiany daholo ny olona rehetra afats'ilay olon-tiany irery.Eo amin'ny mandrakariva ity tovolahy.Hoy izy raha mba mahita izao tontol...
tohiny
novalian'i niryna ny 01/06/2007 20:40
xxx
(
25/05/2007 03:48)
lhl gasy!
Ny lehilahy gasy tsisy ilavana azy ra @ ankapobeny no resahina, ra tsy mpamono vady de mpampirafy!!!
aza omena tsiny ihany hoa ny vhv gasy sasantsasany ra mba miantefa @ vahiny ny fony sy ny sainy....
tohiny
novalian'i Jeankely ny 15/06/2007 07:42
jefra
(
24/05/2007 22:08)
Menaka Magro : Hisondrotra ny vidiny
Ao anatin’ny roa andro dia hiverina hitobaka eo amin’ny tsena indray ny menaka Magro rehefa nifampitadiavana nandritry ny fotoana vitsivitsy. Izay no fantatra araka ny fanazavana nentin’ny tompo...
tohiny
novalian'i jefra ny 26/05/2007 08:25
ikalapeta
(
24/05/2007 20:34)
Nouvelle star; Gaetane tohano; lol
Ho antsika izay panaraka io fandaharana io dia manentana antsika mba hanohana an'i Gaetane.:°)
Sotra.:-*...
tohiny
novalian'i sympa ny 21/06/2007 02:19
niryna
(
24/05/2007 17:07)
Pentekosta/Alatsinain'ny Pentekosta.
Inona no fieritreretanao ny hoe fety Pentekosta?
Ary ny Alatsinain'ny Pentekosta ,misy an'izany ve ao anaty Baiboly?Raha eny ,dia aiza ao anaty Baiboly ao no misy milaza andro Alatsinainy io na fanka...
tohiny
novalian'i ikaretsaka ny 31/05/2007 06:01
hery
(
24/05/2007 15:39)
Fiovana vitsivitsy hisy eto @ takelaka
Hisy fiovana tsikelikely ny takelaka namana.serasera.org ato ho ato koa mety hisy olana madinidinika.
Ireto ny fanovana efa voavinavina sy efa manomboka tsikelikely ao amin'ny kinova faha 5.
- Ny ...
tohiny
novalian'i hery ny 21/02/2008 15:33
ikaretsaka
(
24/05/2007 15:34)
Sarobabay ka izay voa aza tezitra
ity tantara ity dia aza entina @ fo fotsiny fa ny zava mitranga teto no nataoko tantara! Ze voa aza tezitra fa ny zava misy no noraisiko ho fanoharana
Tafiaraka tao anaty efitrano ny Katolika ,...
tohiny
novalian'i prime ny 06/06/2007 11:12
maginot
(
24/05/2007 15:19)
Green " 'lay tsy miova"
mba mitady ny tonon'ny hiran'i GREEN "lay tsy miova" Dia misaotra betsaka o...
tohiny
novalian'i Stretch ny 30/05/2007 11:53
sitlo
(
24/05/2007 15:15)
tsapatsapa vodiakoho
[center]....... http://img527.imageshack.us/img527/4852/imagesoj6.jpg .................. http://img527.imageshack.us/img527/1919/images2gg4.jpg ........[/center]
anjaranao no misafidy, dia asio h...
tohiny
novalian'i cbd ny 14/06/2007 23:51
