Nouvelle star; Gaetane tohano; lol

1. ikalapeta ( 24/05/2007 20:34)
Ho antsika izay panaraka io fandaharana io dia manentana antsika mba hanohana an'i Gaetane.:°)
Sotra.:-*
novalian'i sympa ny 21/06/2007 02:19
2. sympa ( 24/05/2007 20:53)
ikala :arrow: iza izany lol ;-)
Tohanako @ inona kay :?:
3. ikalapeta ( 24/05/2007 20:56)
googlevo :°)
tohanana @ nimerao :-D
4. xxx ( 24/05/2007 20:58)
inona no ataon'ity ato?fa maninona raha natao tao @ artiste sy hira?dia tohanana @ inona?ry Spy D.tsy mba notohanana!raha samy hanohana hiany aleko lavitra manohana ny artista gasy!
5. ikalapeta ( 24/05/2007 21:04)
nisy niteny teo oe tsy nanohana:?: :-D
6. ikalapeta ( 24/05/2007 21:15)
sympa :°) http://www.nouvellestar.fr/ns5/candidats/thematiques/gaetane/display.jsp?id=ns2_5570
7. sympa ( 24/05/2007 22:03)
ikala :arrow: ataoko ahoana ny mifidy @io :?: :{ 8-)
za nge tsy any @nareo any eee :!: :-/:-/
8. karinah ( 24/05/2007 22:12)
sympa>> de izay 0.50 euro (la minute) ko ve de hafaty :-P:?::twisted::-D:-D:-D:wink:
9. sympa ( 24/05/2007 22:31)
karinah :arrow: tsy ny vola ange ny olana fa le fomba hifidianana azy no tsy ahy eee :{:{ :roll::roll: 8-)8-)
10. xxx ( 25/05/2007 04:18)
karinah:
sympa>> de izay 0.50 euro (la minute) ko ve de hafaty :-P:?::twisted::-D:-D:-D:
:evil: vola ho ariana eny an-joridina?raha samy hanary vola hiany tsy aleo omena ny karita io?:evil:inona no tombontsoa azo @ io?io 0,50€ io raha hanampiana ny traboina na ny ankizy any dago tena mahavelona tsara!:evil:


11. xxx ( 25/05/2007 04:39)
karinah:
Ho antsika izay panaraka io fandaharana io dia manentana antsika mba hanohana an'i Gaetane.

:roll: :twisted:
ikalapeta:
de izay 0.50 euro (la minute) ko ve de hafaty

0,50ctm zany ra aty dago mbola mahazo vary iray kilao an, fa any amindry ikalapeta no mety tsy mahazo afatsy malabar anaky dimy :{:{:{:{:{:{:{
12. Stretch ( 25/05/2007 06:10)
Eny wa ry reto , le andefa 50 centimes any dago klo sarotsarotra ihany e !
(refa mandefa tsinona farafahakeliny 50 € no azo alefa raha tsy diso a)
fa ity resaka mandany credit am fanohanana nouvelle kitana ty
dia tena mba passion nahavariana ,
IZY NO HO LASA MPANAKARENA KO ZA NO HITATATRA HO AZY.
fa fahafinaretana ho an'ny sasany ny mahita zay everiny ho tiany mandresy de avelao zay mahita fahafinaretana ry reto hilalao a !

Vao nahita emission tao am M6 ary a le am atoandro iny Laurence je sais pas koi,
misy ranga mahavita manao ankila bao ny fianakaviany noho ny fitiavany an'i Johnny H
nefa tsy misoratra ray segondra eo am fianan'i Johnny akory izy na ny kely aza.
hafa kely ny any alôtra ozy ny fiteny gôna any amnay zay.:-*
13. Fiffi ( 25/05/2007 06:36)
Stretch:
Eny wa ry reto , le andefa 50 centimes any dago klo sarotsarotra ihany e !
(refa mandefa tsinona farafahakeliny 50 € no azo alefa raha tsy diso a)
fa ity resaka mandany credit am fanohanana nouvelle kitana ty
dia tena mba passion nahavariana ,
IZY NO HO LASA MPANAKARENA KO ZA NO HITATATRA HO AZY.
heu.....zah aloha na inona , na iza de tsy hanohana an'zany mpihira zany zah eh !

Misy zavatra azo ataokoh raha fanampiana ny ankizy mahantra any dago.....tsy hoe tsy mety ny fandefasana 0,50€ any fa azo atao tsara ny fanaovana Partage, Parrainage d'enfants défavorisés -

ary tsara ho fantarina fa 0,50 la minute zany tsy ho afaka eo enao raha tsy 3mn fara-fahakeliny!!!!! miampy ny connection d'appel ....de kalkuléo hoe ohatrinona à la fin ny vola laninao am-zany !

nefa aloha tsy omena tsiny ho an'zay manana moyen handaniany ny volany eh ! mpanakarena izy de aleo am zany no handaniany ny volany.....

raha mba ahazahoako tombony moh ny fandaniako vola am-zany maninona ? saingy....:arrow::arrow: ou bien raha hanohana gasy mety ho vitako hiany........


14. xxx ( 25/05/2007 06:41)
karinah:
sympa>> de izay 0.50 euro (la minute) ko ve de hafaty :-P:?::twisted::-D:-D:-D:wink:
tsy mahafaty andry rakarinah izany e!
Mpandefa : karinah [ Valio ] 16-02-2007 13:28:18
Lohateny : Re : bonannif vale sy Bobette
NB: karinah = vale ihany a! (fa double ny résidence-ko manko de izay no mahtonga an'io.... sinon vale ihany eee)
rakala manana double résidence ve inona ny olana aminy izay fandaniana 0,50€ la minute?mba ny gasy mitovy @ nao hampiana e!:evil:


15. xxx ( 25/05/2007 06:55)
"karinah":
sympa>> de izay 0.50 euro (la minute) ko ve de hafaty:-P:?::twisted:
:evil:
"Stretch":
IZY NO HO LASA MPANAKARENA KO ZA NO HITATATRA HO AZY.
=D=D=D=D
tsy hoe tsy mety ny fandefasana 0,50€ any fa azo atao tsara ny fanaovana Partage, Parrainage d'enfants défavorisés -
^:^^:^=D=D=D=D
16. xxx ( 25/05/2007 07:17)
ndraso aloh za haka sahafa hanohanako azy, chutttt, aza misy miteniteny!!!!
17. nathie86 ( 25/05/2007 07:41)
tsy maaraka zà.
iza zany Gaetane zafikiliny Gaeton v zany:-D
D manin no andany 0.50£ aiza no ahitana izany:roll: sa mbola mila manao echange v:-D
Atao in sahafa:lol:
tokony tsy niditra teto za eh=))
18. Stretch ( 25/05/2007 07:57)
ha ha ha
ndry io le mody we any dago retsy ,=))
PAZAPA vazà retsy a !
mangalatahaka ny any tanana , ôtrina ariary amzao zany 50cent,
mahazo mikaly henakisoa sy voanjobory miaraka am lasary vôtabia , mahazo ranon'ampango manitra .
:°)
19. kelly13 ( 25/05/2007 08:27)
tsy mpiondana ireny emission ireny ny tenanay fa miala tsiny tsy manohana (sady tsy manana finday na fifandraisandavitra :°))
20. sympa ( 25/05/2007 08:31)
Stretch :arrow: nga noana enao no miresaka kaly kle :!: :-D:-D:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2615