Nouvelle star; Gaetane tohano; lol

21. xxx ( 25/05/2007 08:35)
karinah:

sympa>> de izay 0.50 euro (la minute) ko ve de hafaty :-P:?::twisted::-D:-D:-D:wink:
:twisted::evil::twisted::evil::^):^):^)


22. sympa ( 25/05/2007 08:53)
8-)
23. Stretch ( 25/05/2007 09:00)
sympa:
Stretch nga noana enao no miresaka kaly kle


Ié nôna a nefa manao regima :-D de manonofy vary sy lôka .8)
24. kelly13 ( 25/05/2007 09:03)
avy aty fa za ato manao "henakisoa sy voanjobory miaraka am lasary vôtabia , mahazo ranon'ampango manitra." :wink:
25. Stretch ( 25/05/2007 09:08)
K'efa we manao regima , tsisy afa tsy rano fa matavy be efa ho 200 kg :-D
26. kelly13 ( 25/05/2007 09:10)
zany refa tsy mizara tavy :°)
27. Stretch ( 25/05/2007 09:19)
alefako sms refa avy eo ! :-D ra iny ndray tsy maninn ra mando 50 cents azany
fa ra ho an'i gaetane de aleo hijanona :°)
28. kelly13 ( 25/05/2007 09:25)
:-D:-D:-D
29. Stretch ( 25/05/2007 09:30)
memé fotsiny ndray ndry rafotsy an !
tondé menaka be ao anaty , portable :-D
30. kelly13 ( 25/05/2007 09:33)
ka za nge tsy manana finday oa e, nefa oe alefanjy sms le tavy d aôna? :°)
31. Stretch ( 25/05/2007 09:39)
zao ary , hevitra hafa ndray ty,
misy cousiniko mipetraka any aminareo zay , mitelefona amiko fôna , nahatapaka tsinay anay 2 ty de mbô zaraiko andry , nareo manko e !
matsiaro andry foana a wa manko azy isa maraina refa andé hiasa satria mifanojo amiko foana ny TGV makany amdry, Parsa io.

mitatara manko izy we, misy ol hono mametraka zavatra ao anatin reny train reny de mifampiantso fotsiny we , alaivo ary am tel ora.

de ozy le cousiniko we asiko mofo gasy ho andry zany ao am manaraka :-D

ka apetrako ao am wagon faha2 ny tavy ho andry de mbô alaivo ao am Gare de Lyon fa tsy misy maka.:°)
32. kelly13 ( 25/05/2007 10:41)
stretch>siora e, d miciii dieny zao, aleo klou hiomana za zany haka tavy eny @ gare de lyon ze eo @ 700km mahery kely eo, hahahahahaha! tsy d perte klou satria haka tavy e
mdrrrrrrrrrr
33. tslem ( 25/05/2007 10:45)
[qoute]avy aty fa za ato manao "henakisoa sy voanjobory miaraka am lasary vôtabia , mahazo ranon'ampango manitra.[/quote]

nenah koa ato henabory sy voanjokisoa

ka apetrako ao am wagon faha2 ny tavy ho andry de mbô alaivo ao am Gare de Lyon fa tsy misy maka.


sao d any am gare d'Austerlitz ?????

fa ra ho an'i gaetane de aleo hijanona

:-D:-D:-D
34. sympa ( 25/05/2007 11:44)
tselm :arrow: :-D:-D:-D:-D:-D nona loatra lery de nifamadika hatramin'ny zvtr hosoratana :-D:-D:-D
35. karinah ( 25/05/2007 11:45)
hahahahahohohohohohihihihihihiiiiiiiiiiiiiiii
36. karinah ( 25/05/2007 11:50)
xxx:

ndraso aloh za haka sahafa hanohanako azy, chutttt, aza misy miteniteny!!!!
:-D:-D:-D:-D:-D:°)
miafina indray i zilena =))=))=)):°)


37. sympa ( 25/05/2007 11:50)
karinah :arrow: ooodryyyyyy 8-)8-) To torana marina 8-) :-D:-D:-D:-D
38. karinah ( 25/05/2007 11:51)
:lol::-D:-D:-D:-D:-D
milay be dol nareo eh!=))=))=))
39. sympa ( 25/05/2007 11:54)
karinah :arrow: oka fa sao tsy havita zvtr eo fa marary kibo eo 8-) :-P :-D:-D:-D:-D:-D:-D
40. karinah ( 25/05/2007 12:00)
Fiffi> ka samy manana ny passion-ny io an , fa tsy manakana koa, fa io koa anie in1 mande isa-toana no mba misy anizany fa tsy hoe isan'andro eh :o 8)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1352