rivalité
1. nathie86
(
25/05/2007 06:08)
marina v fa hoe ny vhv no tena no tena tia migafy entre elle.
Oh : refa misy competition patinnage reny d mifanimba patin ry zareo na mifangalatra miintsy ary.
Oh : refa misy competition patinnage reny d mifanimba patin ry zareo na mifangalatra miintsy ary.
répondu par nathie86 le 29/05/2007 06:42
2. hery
(
25/05/2007 07:40)
Ie :-)
Hatramin'ny mbola kely mihitsy. Rehefa tsaratsara ny saribakolin'ny anakiray dia na tereny ny reniny hividy mitovy amin'iny (raha mahatakatra) na simbainy ilay an'ilay namany.
Hatramin'ny mbola kely mihitsy. Rehefa tsaratsara ny saribakolin'ny anakiray dia na tereny ny reniny hividy mitovy amin'iny (raha mahatakatra) na simbainy ilay an'ilay namany.
5. diamondra27
(
25/05/2007 09:04)
ka tsy maintsy le an'olona foana ny tsara fa hatr@ nahenoko an'io zao de zao ny devise-ko we: mifaly @ ze ananana de ze tiko ihany fa tsy mitsiriritra olona zany sady mifaly @ fahasoavan'ny hafa refa tafita izy.
7. kally
(
25/05/2007 10:10)
hery:
Ie :-)
Hatramin'ny mbola kely mihitsy. Rehefa tsaratsara ny saribakolin'ny anakiray dia na tereny ny reniny hividy mitovy amin'iny (raha mahatakatra) na simbainy ilay an'ilay namany.
Zara aza manana namana manana an'iny iarahana milalao koh! mody tambatambazana omena mofo, torahana sorira kely izy dia antsoina hoe avia aty aminay milalao dia ento lay saribakolindry vaovao.:-P dia lasa mpinamana mifankatia be:-* mandra-piady.
8. pimaso
(
25/05/2007 10:45)
dia rehefa misy bandy bogosy koa ve, dia :
"kally>mody tambatambazana omena mofo, torahana sorira kely izy dia antsoina hoe avia aty aminay milalao dia ento lay bandikelindry vaovao. dia lasa mpinamana mifankatia be mandra-piady."?
:D:lol::o
;-)

10. sitlo
(
25/05/2007 12:30)
Ilay fanontaniana mantsy hoe "no tena no tena" dia hoe eny ny valiny satria ny lhl tsy dia manao an'izany. "tsy dia" an, fa tsy hoe tsy misy. Tsy ny vhv rehetra koa anefa.
fa inona no idiran'ny patinnage am fitiavana?
fa inona no idiran'ny patinnage am fitiavana?
12. karinah
(
25/05/2007 14:18)
Lapino> :Pmiombon-kvt!.. fa tsy ny rehetra:wink:, misy tsy mivaky loha, misy ankizy vavy basy na fiarakodia nytiany atao kilalao, misy somary garçon maké kely :wink: ka arakarany ihany io aloha!(l):-*
13. xxx
(
25/05/2007 14:21)
diamondra27:ianareo angaha tena hoatr'hohatr'izay mihintsy :!:
ka tsy maintsy le an'olona foana ny tsara fa hatr@ nahenoko an'io zao de zao ny devise-ko we: mifaly @ ze ananana de ze tiko ihany fa tsy mitsiriritra olona zany sady mifaly @ fahasoavan'ny hafa refa tafita izy.
14. kally
(
25/05/2007 18:20)
pimaso:
dia rehefa misy bandy bogosy koa ve, dia :
"kally>mody tambatambazana omena mofo, torahana sorira kely izy dia antsoina hoe avia aty aminay milalao dia ento lay bandikelindry vaovao. dia lasa mpinamana mifankatia be mandra-piady."?
:D:lol::o
;-)
Sssh! resa-jaza sy resak'ankizy anie no resahina eto fa raha amin'izao efa olon-dehibe izao samy manao izay mahasoasoa ny fiainany. Tsy an-kijery hoe inona no ananan'i anona na i anona ve manao ahoana. Lany andro amin'izany eo nefa ny fiainana ity fohy ihany:lol:sorira sisa torahana fa tsy misy tany ilalaovana sy iantsoana hoe aty aminay milalao intsony.:lol:
15. Fiffi
(
25/05/2007 19:03)
heu....adalan'olona ny anaovany an'zany ! indrindra fa efa samy lehibe zao.....indrisy anefa fa tena mbola misy mihintsy io !
16. Jeankely
(
28/05/2007 08:52)
Misy io ary tsy tafala mora. Misy koa anefa ireo voalazan'ny namana sasany hoe izay ahasoa azy no zahaviny ary tsy mivaky loha izay ataon'ny hafa izy. Ireo olona efa mivoatrabe no manana io toetra io fa ny ankamaroanay dia mbola mifampijery ary mifampitsiriritra. Indraindray aza ny zavatra tsy dia misy dikany no hifaninanana.
17. nathie86
(
29/05/2007 06:42)
za ndray nefa maita hoe ny vhv d tena manana esprit d'équipe B par rapport @ lhl.
refa misy manaratsy d tsy maintsy mifampiaro kely fôna.:)
refa misy manaratsy d tsy maintsy mifampiaro kely fôna.:)