www.Sekoly.Info

1. sekoly ( 25/05/2007 11:38)
Manao ahoana daholo,

Raha misy (tena) hitady namana taloha, dia afaka mampiasa ny http://www.sekoly.info manomboka izao.

Mbola vao haingana no nisokatra ny takelaka ka hinoana fa tsy ho ela dia maro ireo mpianatra no hisoratra anarana ao.

Hitady Namana Taloha Sekoly Taloha Sarin-tsekoly Rechercher Anciens Amis Etablissements Scolaires Photos de classe Malagasy gasy Madagasikara Malgache Madagascar

rrdo
(Miala tsiny @ le dokambarotr'e)
novalian'i rrdo ny 14/06/2007 09:46
2. rush ( 25/05/2007 13:14)
eto @ serasera koa no nahitako ny namako taloha e!
3. sekoly ( 25/05/2007 13:48)
8)8)8)
> rush, ny fandraisako an io hevitr'io dia hoe: takelaka hifaninana am serasera io ... fa raha izay no marina dia mety diso hevitra ianao. (euuh... sady tsy voatery mihintsy ianao no ho ao :wink:)
4. sekoly ( 25/05/2007 13:49)

8)8)8)

> rush, ny fandraisako an io hevitr'io dia hoe: takelaka hifaninana am serasera io ... fa raha izay no marina dia mety diso hevitra ianao. (euuh... ataovy mba lasa alavidavitra le S e!!)
5. salmo1 ( 25/05/2007 14:14)
Tsara
6. xxx ( 25/05/2007 14:36)
ratsy
7. xxx ( 25/05/2007 14:57)
ratsy be:twisted::evil::twisted::evil::twisted::evil:
8. xxx ( 25/05/2007 15:16)
ratsy be:twisted::evil::twisted::evil::twisted::evil:
9. sekoly ( 25/05/2007 15:25)
xxx> :D:D:D:D:D:D

rrdo
10. xxx ( 25/05/2007 15:27)
Tanàna any amin'ny firenena hafa

Rennes - France
Aix-En-Provence - France
AKONDRO - 123,
Annecy - 74000,
Bordeaux - France
Bozylove - 7,
Dijon - France
fora fore foro foru for hehe - 324,
Grenoble - France
http://serasera.org/namana/ - 55,
JEJOJEJO - 110,
Levallois Perret - 92300,
Lille - France
Lyon - 69000, France
Marseille - 13000, France
11. xxx ( 25/05/2007 15:28)
Tanàna any amin'ny firenena hafa

Montpellier - France
Nantes - France
Nice - France
Paris - France
Poitiers - 86000, France
ra8 - 69,
RAVALOMANANA - 666,
Reims - France
Saint-Etienne - France
Singapour - Singapour
Soavinandriana Itasy - 118,
Strasbourg - France
Toulon - France
Toulouse - France
VNG Barcelone - 8800,
12. sekoly ( 25/05/2007 15:43)
jereo

:D:D:D
13. Fiffi ( 25/05/2007 15:45)
raha azonao atao aloha ny mameno le mombamomba anao :)
14. sekoly ( 25/05/2007 15:47)

xxx> Raha ny handany fotoana hampiditra zavatra tsisy dikany ohantran ireny aloha de eeeeee!!

Fa mety amiko aloh'ee

rrdo
15. xxx ( 25/05/2007 15:47)
fora fore foro foru for hehe
=))=))=))
16. sekoly ( 25/05/2007 15:51)
Fiffi:

raha azonao atao aloha ny mameno le mombamomba anao :)


Iza le olona tokony hameny ny momba azy aloha ?
Rah izaho aloha dia hitanareo ao tsara mitsy tsy misy miafina 'Ny momba ahy' Sary, ...

Anarana: RAMAHANDRY
Fanampiny: Rado

:D:D
rrdo
17. Fiffi ( 25/05/2007 18:47)
ny eto am serasera namana no tiako lazaina fa tsy any an ! alohan'hijerevako any de mijery ny mombamomba anao eto kalou zah.....!!!!
18. rrdo ( 26/05/2007 10:06)
Fiffi:

ny eto am serasera namana no tiako lazaina fa tsy any an ! alohan'hijerevako any de mijery ny mombamomba anao eto kalou zah.....!!!!



Hay !! (sekoly ihany)

Novaiko ho 'rrdo' ary ny namaliko an ity am izay hitanao mazava ato ny moma ahy (ohatra Namana Laharana: 224 ...)
19. xxx ( 07/06/2007 22:58)
Andray ! nareo maditra :(

Mba misy sita gasy hilahatra amin'ny copainsdavant izany dia laozanareo mananihany fotsiny :)
20. rrdo ( 14/06/2007 09:46)

Info kely fotsiny:

Nanomboka nisokatra ny 23/05/2007 ny fampiasana ny 'sekoly'
Eo amin'ny 100 eo ho eo ny 'Sekoly' sy 'Toerana Hafa' tafiditra ao amin'izao ary mitovitovy amin'izay koa ny isan'ny nisoratra anarana ( tena anarana mazava ho azy ).

Moramora ...
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.339