Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
xxx
(
28/05/2007 19:50)
niady be izy mivady
raikitra ny fiavonavonana tao an-trano,niatomboka t@ fifamaliana raikitra avonavona tsy nahatanty ramose ka sendra nitodika madama nasiany sakay ny sakafon'i madama ka (ah!!!ah!!!!ah!!!!!ah!!!!!ah!!!!...
tohiny
novalian'i andrea ny 29/05/2007 10:01
xxx
(
28/05/2007 19:26)
1er amour tsy adino; nefa tsy maintsy hisaraka
! slt daholo!
niaraka t@sipako 1 za ; 16 ans za t@zay ; mbola tsy tafiditra niroso t@ rapport nefa izahay raha tsy feno 18 ans za ! nandritra zay de niaraka teny fotsiny izy ko moa nanaiky ...
tohiny
novalian'i kanota ny 04/07/2007 06:33
Stretch
(
28/05/2007 18:31)
Zoaiezy aniverisera elĂ !
[URL=http://imageshack.us][IMG]http://img267.imageshack.us/img267/5452/tristanyg5.png[/IMG][/URL]...
tohiny
novalian'i sitlo ny 02/06/2007 01:26
fanaina
(
28/05/2007 17:30)
inn ary izany?
tendrombohitra roa misy lavaka fito!!...
tohiny
novalian'i cbd ny 14/06/2007 12:27
xxx
(
28/05/2007 16:57)
toky iray
zao . tsy kivy tsy ketraka re ny aty raha mbola ianao ko no ianao a,ny tanjoko dia izay ahasoa sy ahasambatra anao satria zay no voady efa nolazaiko t@ andriamanitra ka tsy mivadika @ zay nekena aho, ...
tohiny
novalian'i arialy ny 07/06/2007 10:31
xxx
(
28/05/2007 12:38)
ampidirina ny a!
alatsaka ny zanatsoratra a ! sa alatsaka ny a !
ahainga ny zanatsoratra a ! sa ahainga ny a !
ampidirina ny zanatsoratra a ! sa ampidirina ny a !
esorina ny zanatsoratra a ! sa esorina ny a !...
tohiny
novalian'i pimaso ny 30/05/2007 08:27
salmo1
(
28/05/2007 11:55)
Malagasy
Mizarazara ny Malagasy... ny vatana, ny loko, ny fiteny ary ny fombafomba...
Oh: ny merina sy ny sianaka, ny betsileo, sy ny betsirebaka sns...
Mba hazavao ny antony:?:...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 31/05/2007 06:01
gasywave13
(
28/05/2007 11:40)
Fifandraisan' ny BA GASY sy ny OPEN TUNING
Manatitra ny arahaba, ny havana Malagasy rehetra mpankafy ny GITARA ny tenako.
Araka "ny fandalinana" sy "adi- hevitra" nifanaovana tamin' ny mpankafy ny tendry "BA GASY", dia tsikaritra fa ny fia...
tohiny
novalian'i lapino ny 01/06/2007 14:27
LazaDaddy
(
28/05/2007 10:36)
Ny Baiboly
Rehefa mahita an'io lohateny io ny namana dia:
- misy ny faly avy hatrany
- misy ny te hanenjika avy hatrany
- misy ny tsy rototra
izay fotsiny ihany :)
Raha mitady porofo ianao dia vaki izay...
tohiny
novalian'i marozevo ny 29/05/2007 23:10
Jeankely
(
28/05/2007 10:34)
Tsy sahala ny hazakazaka mifampitohy ve ny Politika?
Raha ny fijeriko dia sahala ny hazakazaka mifampitohy ny fitondrana sy ny politika ary hifaninanana amin'ny firenena rehetra. Mihazakazaka mafy izay mandray ny baton voalohany ary manolotra indray ny ...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 30/05/2007 09:18
ronaldo09
(
28/05/2007 08:48)
Aoka izay ny fanoherana!
Aleo mihitsy hisitaka amin'ny fanoherana satria raha ny zava-misy ara-politika ao Dago no asian-teny dia tsy hita be eny ihany ny mpanohitra!Natao ny fifidianana filoha toa resy 1er tour nefa candid...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 30/05/2007 05:53
xxx
(
28/05/2007 08:42)
Ho an'i niryna
Matetika izahay eto no diso hevitra, na disona ny hevitra lazainay. Ifonana aminao ny amin'izany. Ekenanay ny hadisoanay, ary vonona ny hanintsy ny dianay izahay.
Izao anefa: ny tsy fahalalana no mah...
tohiny
novalian'i namanao ny 07/06/2007 15:24
leevakel
(
28/05/2007 08:40)
Mba ilazao
Salama e!Mba mangataka ny tononkiran'i Rija Rasolondraibe ialay"mba ilazao " iny. Efa t@ taona 90tany ho any io hira io. misaotra e...
tohiny
novalian'i leevakel ny 09/07/2007 20:50
Jeankely
(
28/05/2007 04:44)
Mpanohitra, ny vahoaka ary ny Politika lany andro
Ireo zatra ny Politika lany andro dia tsy misy afatsy ny handrombaka fitondrana no ao antsainy. Ny resaka fanasoavana vahoaka dia tsy laharampahamehana ka izay hevitra rehetra hampianjera ny fitondran...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 31/05/2007 03:59
Fiffi
(
27/05/2007 20:04)
Lakroa .
[i]Ny lakroa dia marika ara-pivavahana ampiasana betsaka tokoa manerantany. Manana endrika be dia be izy, fa ny tena mahazatra ny ankamaroan'ny olona amin'izao fotoana izao dia ilay ampiasain'ireo f...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 31/05/2007 06:36
xxx
(
27/05/2007 19:10)
tsy mampme
tsy mampme hihihihi!:x ...
tohiny
novalian'i xxx ny 28/05/2007 19:39
Fiffi
(
27/05/2007 16:22)
Ny olana amin'ny fivavahana.
Zany hoe : nalefan'olona mail ho anaha ity de nalefako eto mba hiadiana hevitra...de ho zarazaraiko fa lava loatra....
Mitandrema tsara, tandremo ny hivelomanareo ny fiainanareo amin'ny "sakafo" ...
tohiny
novalian'i Azrael666 ny 15/04/2025 08:35
fanaina
(
27/05/2007 08:01)
fomba fijerena sary
ory zareo hoa!! ny filaharany ilay sary mihintsy ve no efa tahaka izany sa ahoana fa mitady hireo sary hita teo aloha ho tsikeraina dia tsy hitako!!
lasa sarotrarotra aminko ilay mijery azy....
tohiny
novalian'i Fiffi ny 09/06/2007 15:09
watafon
(
27/05/2007 05:06)
Joyeux Anniversaire pissoa
tratry ny fety lesy an !
:*...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 03/06/2007 07:42
sitlo
(
27/05/2007 03:42)
tsy mahalala fomba
Le ol ao ambaninay wa tsy mahalala fomba mitsy, fa am alina be iny ve rangaha, dondominy mafy be am kifafa ny plafond, nefa ianao le concentré mianatra piano iny tsara....
tohiny
novalian'i wooda ny 02/06/2007 02:46
