Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
andreasr
(
31/05/2007 04:50)
manahona nareo
manaona daholo nareo mba andefaso hirany NORTH AND CENTER (mangatsiaka ny tontoloko) azafady dia misaotra betskadia ny mialoha eeeee...
tohiny
novalian'i sympa ny 10/06/2007 18:15
LazaDaddy
(
31/05/2007 02:07)
"Raiso ny Fanahy Masina"
Raiso ny Fanahy Masina hoy i Jesoa @ ireo mpanara-dia Azy. Dia manontany tena aho hoe:
1) Hita taratra eo amin'ny fiainako ve izany Fanahy Masina izany?
2) Manana hetaheta ny handalina sy hiaina n...
tohiny
novalian'i prime ny 11/06/2007 13:13
wooda
(
30/05/2007 23:49)
ny adala ihany no tsy mety miova hevitra!
tena manao azafady anareo re ry akama isany ah!
tena hitako fa tsy mety hilaozana ianareo, na za aza de tena mahatsapa fa tena tsy mety hadino mintsiny nareo, na de misy zvtra tsy tiako aza ity pseud...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 01/06/2007 20:53
Fiffi
(
30/05/2007 22:46)
Je suis chrétien mais je ne pratique pas....
[i]je suis chrétien mais je ne pratique pas.[/i] mba ahoana no fandraisanareo an'io ?...
tohiny
novalian'i prime ny 13/06/2007 08:32
xxx
(
30/05/2007 19:59)
za
Za reto vao mbola imbitsy kely no tany am-piangonana hatramizay niainako. Izaho mantsy mino an'Andriamanitra fa tsy mino loatra ny fiangonana satria ny mpiangona tany aminay tena naditra be. Dia izaho...
tohiny
novalian'i marozevo ny 03/06/2007 23:22
Damano
(
30/05/2007 19:53)
ICT EVENT 2007 à fianar
e! lazaiko anao an! manao hetsika ara-iformatique ny mpianatra ao @ ENI. nORME BE! an!
Ina leka zao :ICT EVENT EEEE!...
tohiny
novalian'i sitlo ny 04/06/2007 09:54
nororavel
(
30/05/2007 19:28)
Ireo depiote Tim ao @ Bureau permanent no tena mpangalatra
Tsy misy izany democratie izany any Madagasikara na kely aza fa ireo depiote Tim ireo no tena mpangalatra gaigy lahy manao kely tsy mba mamindro ary olona lehiben'ny jiolahy eto @ FIRENENA MALAGASY NO...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 13/06/2007 07:40
Fiffi
(
30/05/2007 17:48)
hummm........efa hitanareo ve ity ?
humm.....asa na efa mba hitanareo ity fa manja kosa an ! tena =D=D=D mihitsy an !
http://harenatv.com/index.php?option=com_wrapper&Itemid=34...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 31/05/2007 12:26
SARERAKA2
(
30/05/2007 15:43)
Manao ahoana daholo indray e!
Dia voatery tsy maintsy hiverina indray i SARERAKA satria .........
tohiny
novalian'i Jeankely ny 06/06/2007 02:28
hasintsoa
(
30/05/2007 15:17)
angataka hiran'i Firmin sy Melky
angataka hira "izaho mbola tia" an'i Firmin sy Melky azafady...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 31/05/2007 09:39
filleserasera
(
30/05/2007 13:34)
Sao de mba misy mahafantantra ny N° tél fixe ny Vision prod
Sao de mba misy mahafantantra ny N° tél fixe ny Vision prod - Le nanao ny kapoaka mangidy sy ny tariny azafady...
tohiny
novalian'i epsedo ny 22/06/2007 18:38
salmo1
(
30/05/2007 12:45)
Tandremo sao voafitaka
[u]Jereo eto[/u] :°):-D...
tohiny
novalian'i Stretch ny 01/06/2007 09:13
Mandefitra
(
30/05/2007 11:56)
Sabata Fitsaharana
Hebreo 4 :
1 Koa na dia mbola misy teny fikasana fa hiditra any amin'ny fitsaharany aza isika, dia aoka isika hatahotra, fandrao mba misy eo aminareo toa tsy mahatratra izany.
2 Fa isika koa dia nit...
tohiny
novalian'i isambo ny 14/06/2007 23:34
tezitra
(
30/05/2007 11:29)
URFER, affaire diplomatique,juridique national,international
1) La domaine de définition : C une personnage internationale :
- C le Vatican qui l’a envoyé à Madagascar, il y travaillait pour le Vatican, le Vatican a
une représentant diplomatiqu...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 01/06/2007 10:31
nenipita
(
30/05/2007 11:22)
bevoka misy rano hono
salut nareo, bevoka zah de efa hiditra 6 mois , raha nanao echo anefa aho omaly de nilaza ny tany fa hita hoe be rano be le kibo, quantité ny hono efa mitovy @ quantité n'ny rano zaza efa en terme. ...
tohiny
novalian'i nanjas ny 01/02/2008 14:19
sonwin
(
30/05/2007 10:55)
olana eo ampidirina
1- Rehefa miditra serasera.org aho io maraina io dia tsy tafiditra mihitsy ary tena tsy misokatra ny site. Rehefa avy ao amin'ny radiovazogasy nefa aho no mankato dia mandeha soa aman-tsara.
2- ...
tohiny
novalian'i cutie ny 30/05/2007 22:27
minouminou
(
30/05/2007 09:55)
hanorina hotely any diégo na nosy-be
Miarahaba ny rehetra mpamaky ny hafatra ato amin'ny serasera.org. Izaho mpanoratra moa dia avy any Antananarivo ary mipetraka aty France amin'izao fotoana izao. Mikasa hanorina hotely any amin'iny far...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 04/06/2007 05:30
diamondra27
(
30/05/2007 09:50)
vive xxx ???
afaka mba hanao sondage ve isika mpi-forum na mpamaky fotsiny fa tsy mi-forum hoe:
iza no mankasitraka ny fanaovana xxx?
izay mankasitraka dia manome numero positif,ary izay tsy mankasitraka dia r...
tohiny
novalian'i diamondra27 ny 04/06/2007 22:44
majesty
(
30/05/2007 07:50)
taratasy ho an'i Hery
Lasa lamaody mantsy ato ilay mandefa loha-hevitra ho an'ny olona iray dia aleo mba ianarana fa toa misy mahamety azy ihany.
Rehefa mandinika ny loha-hevitra rehetra izay mandeha ato dia matetika no m...
tohiny
novalian'i marozevo ny 01/06/2007 22:52
xxx
(
30/05/2007 07:00)
vahaolana ve ny fikapohana ankizy?
Miarahaba ny mpiserasera rehetra indray,
Vahaolana ve ny fikapohana ankizy rehefa misy hadalana ataony? ary ny fanaovana teny maharary? Tsy izany mantsy fa manome tsiny ahy mafy dia mafy neninay sa...
tohiny
novalian'i xxx ny 18/06/2007 14:55
