hummm........efa hitanareo ve ity ?

1. Fiffi ( 30/05/2007 17:48)
humm.....asa na efa mba hitanareo ity fa manja kosa an ! tena =D=D=D mihitsy an !
http://harenatv.com/index.php?option=com_wrapper&Itemid=34
novalian'i Fiffi ny 31/05/2007 12:26
2. Mitah ( 30/05/2007 22:27)
Misaotra betsaka Fiffi fa tena tsara be ilay izy.
Mitah
3. Fiffi ( 31/05/2007 06:03)
Mitah: manja akia an ! gasy ka manja hatrany hoa ! :)
4. xxx ( 31/05/2007 07:30)
IZY anie no omen-boninahitra !!
Fa tsara Izy sady mpanao ny tsara koa
5. Fiffi ( 31/05/2007 10:36)
xxx:

IZY anie no omen-boninahitra !!
Fa tsara Izy sady mpanao ny tsara koa
marina zany fa ny tiako lazaina teo hoe gasy ka manja de ny mpihira kosa eh ! :(


6. tywa68 ( 31/05/2007 10:56)
misaotra fiffi a !
7. Fiffi ( 31/05/2007 12:26)
:):-*:-*
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0433