Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
tovolahy007 ( 04/06/2007 00:05)
Mahaleo
manahoana daolo! Mba ilazao vaovao momba an'ny le mahaleo tao @ Olympia raha mba mety e.Raha mety de asio sary mitsy ra ohatra ka.Ny tena moa aty alavitra be aty de tsy afaka ny mba namonjy an'io lan... tohiny
novalian'i cutie ny 08/06/2007 23:18
mandrak ( 03/06/2007 20:00)
transfo
saly doly ono oa sode mba misy afaka manome torohevitra ay nareo. ny tiko atao dé 12V 10A transformena 8.5V 5.5A efa nitady an' io transfo io za, fa tsisy eny @ mpivarotra (net)... tohiny
novalian'i sympa ny 10/06/2007 21:08
julianna ( 03/06/2007 16:53)
ilaina ny mitaiza vatana...
hono ho aho e fa nahoana isika eto madagasikara no tsy sia taitra amin'izany fitaizam-batana izany e nefa dia ilaina tokoa izy io amin'ny asa sy mba tsy hahamora antitra sns e sa aona ny hevitrareo... tohiny
novalian'i baobad ny 27/11/2017 16:44
tsirylala ( 03/06/2007 15:54)
safidy sy hiriko ...
Tsy taddiko tsara raha ry zareo no mihira azy io! Ilay hira tahatahak'izao ny voalohany: safidy sy iriko ny hitoetra eo alanao...... tohiny
novalian'i Fiffi ny 04/06/2007 05:41
diamondra27 ( 03/06/2007 11:21)
fanjakan'i baroa I & II
Ahoana ny fahitanareo le film?(2006) Tena gidradidra tokoa e! Tena mba be ihany kay le kofboay bokona any @ tanàna an! de tena vrai film ve reny; zany we tena milako ve ry zalah sa cinéma ... tohiny
xxx ( 03/06/2007 11:05)
leo be za @fitiavan-tena ny vadiko
bjr doly za reto manambady fa ny tena tsy tantiko de ty tena be izy tsy mahalala afa-tsy ny tenany sy ny familleny nefa ny ahy na ny reniko aza tsy rarahiny nefa mananintena ; tena leo be za ... tohiny
novalian'i Jeankely ny 07/06/2007 03:36
sanga ( 03/06/2007 10:08)
Ditsoka (olombelo Ricky)>>>webmaster
Salama webmaster nampiditra ilay tononkira "Ditsoka" aho izay andro vitsivitsy fa mbola tsy mipoitra ao nefa rehefa tiako hampidirina fanindroany dia lazaina ny masinina fa efa ao anatiny ao.:!::!:... tohiny
novalian'i hery ny 04/06/2007 07:27
Sharong ( 03/06/2007 10:01)
Kristy
Hirany Rachiky Princio Samoela manompo Andriamanitra hafa de lasa misy braderie... tohiny
novalian'i Fiffi ny 04/06/2007 09:24
diamondra27 ( 03/06/2007 09:50)
midera an'Atra mandrakariva
ity indray izany misy site vaovao hitako e! mazotoa mihaino daholo za tsy mahalala na protesta na katolika na evanjelika fa de agape kono e! = FITIAVANA no dikany izany http://www.agape1.fr/ ... tohiny
niryna ( 03/06/2007 06:07)
Toa tsy mino an'izany aho
Mitombona ve izany hoe ireny olona fohy kely ireny hono dia mora tezi-dava,tsy mba manana fo faly ?Fohizina be hoy ilay olona.Nampiany indray hoe mifanakaiky ny tsinainy sy ny ati-dohany.Tsy misy hifa... tohiny
wooda ( 02/06/2007 23:55)
Neny
[i]Andro tsy toy ny zato ny andro androany kanefa kosa isan'andro amiko no tena fetin'i Neny! Bizz be ho anareo Neny rehetra izay mizaka ny jaly sy mitantaina lalandava @ fitaizana anay! na de ... tohiny
novalian'i sympa ny 29/06/2007 12:00
tezitra ( 02/06/2007 16:46)
Ravalomanana, qui va le remplacer ?(iza no hasolo azy)
Cette question est bête, idiote, en plus c une insulte à l’encontre des malgaches : 1)Tu as un président mpivarotra ronono (vendeur à la sauvette d’yaourt), et tu trouves pas un succes... tohiny
novalian'i Jeankely ny 13/06/2007 07:42
johnnyandri ( 02/06/2007 07:28)
Tany amin'ny DESERT
Nahamay be ny andro, nandeha an-tongotra izy roalahy. Nahita varavarana fiara ry zalahy ka noentiny mba hialokalofana. Nijanona naka aina izy. Mahamay be lesy izy izany a. Nampidinin'ilay iray il... tohiny
novalian'i chouket ny 22/06/2007 14:02
niryna ( 02/06/2007 05:24)
Raiso ny zanako!
Tia manangona ireny karazana sary hosodoka hafakely ireny ity rangahy mpanankarena sy ny zanany lahy .Saika tapitra nananany daholo hatramin'ny Picasso ka Raphael.Mahafinaritra azy mianaka matetika ... tohiny
novalian'i marozevo ny 11/06/2007 08:33
besa1 ( 02/06/2007 03:16)
Andriamanitr' ô Fitiavana Henry Ratsimbazafy
mba ilaina @ mariazy androany... tohiny
novalian'i Fiffi ny 03/06/2007 07:48
niryna ( 02/06/2007 00:57)
Tratry ny fetin'ny reny daholo isika rehetra!!
Miarahaba antsika rehetra namana sy ny reny rehetra tratry ny FETIN'NY RENY. Dia ho tratry ny andro manaraka indray e.(l)(l)(l)(l)... tohiny
novalian'i niryna ny 04/06/2007 04:47
niryna ( 01/06/2007 21:26)
Fanomezana ny fiainana..(vehivavy jamba/fehiny)
Nisy tovovavy jamba izay tsy tia ny tenany izy satria jamba.Tsy misy tiany daholo ny olona rehetra afats'ilay olon-tiany irery.Eo amin'ny mandrakariva ity tovolahy.Hoy izy raha mba mahita izao tontolo... tohiny
novalian'i marozevo ny 10/06/2007 16:23
zouas ( 01/06/2007 21:22)
indray andro any
slt, mba andefaso an' io hira io moa rehefa mivoaka io fa tena tiko be mihitsy io e! hiran i Zay io an!!... tohiny
novalian'i kelly13 ny 04/06/2007 08:55
linarako2 ( 01/06/2007 17:50)
Mahazo alalana hihaona amin'i kristy ve ireo olona talohany?
Mba mampieritreritra ahy ihany ity tenin'i kristy ity. "Izaho no lalana sy fahamarinana ary fiainana,tsy misy olona mankany amin'ny Ray hafa tsy amin'ny alalako." Dia ahoana izany ireo olona maty ta... tohiny
novalian'i marozevo ny 03/06/2007 22:40
salmo1 ( 01/06/2007 16:36)
Misy gasy ve any Amsterdam?
Telo Espaniol sy raika vavy Holandesa hitsangatsangana aty Capital Holande... fitambaranay 4prs: 2lahy 2 vavy. ...Misy gasy ve any:?: Ny gasy tediavina de tsaratsara kokoa raha mba [u]Bandy[/u]... tohiny
novalian'i RyAnona ny 17/07/2007 16:57
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 4.6433