Andriamanitr' ô Fitiavana Henry Ratsimbazafy

1. besa1 ( 02/06/2007 03:16)
mba ilaina @ mariazy androany
novalian'i Fiffi ny 03/06/2007 07:48
2. karinah ( 02/06/2007 10:46)
Angah tsy henri? fa Henry?:-P , toa misy manana ny hirany any @ blaogy.org raha tsy diso aho!
3. booboo ( 02/06/2007 10:59)
Andriamanitra fitiavana,
ianao no he nampiray,
Ary koa nampihavana
Ireto hava-tianay.
Ary koa nampihavana
Ireto hava-tianay.

Nefa ny fiainana tsy mora,
Sarotra koa izany dia,
Koa ampio ireo tanora
Mba haharitra ho doria.
Koa ampio ireo tanora
Mba haharitra ho doria.

Raha sendra fifaliana,
Aza avela ho variana.
Raha tojo fahoriana,
Tsy ho diso fanampiana.
Tahio e, tahio Zanahary !
Na finaritra ireo na marary.
Arovy ireo hatrany hatrany
Fa malama anie ny tany !
Arovy ireo hatrany hatrany
Fa malama anie ny tany !

raha sendra ka mivena
Fa hoe resim-pahalemena,
Dia omeo fahendrena
Mba hahay manarin-tena.
Tahio e, Tahio Zanahary !
Na finaritra ireo na marary.
Arovy ireo hatrany hatrany
Fa malama anie ny tany !
Arovy ireo hatrany hatrany
Fa malama anie tany !


Besa1 > tsy efa vita ve zay lay mariazy vao tonga ny hira? :°)
4. vale ( 02/06/2007 11:48)
booboo::-D:-D:-D:-D:-Dnjy:wink:
5. booboo ( 02/06/2007 11:50)
Vale > :°). :-*:-*
6. vale ( 02/06/2007 12:16)
:-*:-*:-*:-*:-*
7. Fiffi ( 03/06/2007 07:48)
besa1: mba tsiditsidio hiany ny http://tononkira.serasera.org/ fa bdb ny hira ao...:)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0816