Tratry ny fetin'ny reny daholo isika rehetra!!

1. niryna ( 02/06/2007 00:57)
Miarahaba antsika rehetra namana sy ny reny rehetra tratry ny FETIN'NY RENY.
Dia ho tratry ny andro manaraka indray e.(l)(l)(l)(l)
novalian'i niryna ny 04/06/2007 04:47
2. wooda ( 02/06/2007 01:28)
ho an'i NENY rehetra:

na de maditra sy bedesina matetika aza izahay de fantaro fa iray tsy toy ny hafa ianareo ary tsy ho adinonay! (l)

kiss
3. sitlo ( 02/06/2007 01:29)
tsy maandry tantana indray an:°)
4. wooda ( 02/06/2007 02:50)
le miarahaba sa le arabaina?
5. Stretch ( 02/06/2007 04:36)
lety e !
mbola rapitso ko nama fa nareo ko de tena tsssssy,

ny tsy nampanidina ny akoho hono dia ny tsy nahandry ny andro zoma :{
6. rush ( 02/06/2007 08:00)
fa maninona no natao androany nefa mbola rahampitso e!
7. pissoa ( 02/06/2007 08:44)
:-D:-D:-D:-D:-D
8. rush ( 02/06/2007 09:05)
Stretch:

lety e !
mbola rapitso ko nama fa nareo ko de tena tsssssy,
izaho mba gaga!tsy tsara izany fanaovana fiharabana alohan'ny vonon'andro izany e!


9. karinah ( 02/06/2007 10:12)
:-D:-D:-D:-D, arhabaina dol ny neny rehetra zany, ataovy tsara ny mofomamy rahampitso:wink:, bonne fety à toutes les mamans izany eh!=D:-*:-*:-*dol:wink:
10. rush ( 02/06/2007 10:23)
efa hoe mbola rahampitso fa tsy fanaooooooo izany miarahabaaaaaaa alohan'ny fotoana izany eeeeeeeeee
11. diamondra27 ( 02/06/2007 14:44)
Ka mety miangona izy rapitso fa tsy eto

:lol:
:wink:

merci:-*:-*
12. wooda ( 02/06/2007 17:45)
rush-> ho hitanao rehefa hiteraka ianao! :-D:-D:-D:-D:-D

tena mampalasa adala le mitaiza ankizy fa za izao efa matsapa tena de mahita fa isan'andro de fety ho an'i Neny fona! :-D:-D:-D

Nisy dinika zay tsinona t@ site zay niteny hoe le asa vitan'i Neny ao an-trano de mahatratra any @ 10 any, tsy tadidiko le ankamaroanay fa ireto ihany no mba ni enregistreko:

euhh...

pédagoge
comptable
psychologue
gestion ( tsy mitovy @ comptable ihany ve?)
tena andraso fa ataoko recherche any fa tena tête en l'air mintsiny za zany!

:-D:-D:-D:-D :wink:
13. karinah ( 02/06/2007 18:59)
wooda::lol:, mampijaly neny fotsony an!!:-D:-D:-D:-D:-D:-D
14. karinah ( 02/06/2007 19:00)
de mba anaovy ti dèj au lit izy na de rampitso ftsn aza:-P fa palaleo raha izany fôna ny manjo anazy,:roll::wink:
15. wooda ( 02/06/2007 19:37)
karinah-> :-D:-D:-D ka zay le asantsika kle mampiasa loha an'i Neny na de efa majeur aza!

zay fa hitako fa
http://www.albayane.ma/Detail.asp?article_id=63709

fa misy mahamrina azy !
16. karinah ( 02/06/2007 20:02)
wooda::lol::-D:-D:-D, ay ve eh, fa zah tsy izy intsony ! :-*

:roll:wooda, ngah enao vhv indray:?::lol::wink:
17. wooda ( 02/06/2007 23:32)
non za tsy vhv
18. niryna ( 03/06/2007 04:01)
diamondra27:

Ka mety miangona izy rapitso fa tsy eto

:lol:
:wink:

merci:-*:-*

Sady mety ho sahirana izy misomebiseby vangin'ny ankizy dia tsy miditra ato intsony

19. niryna ( 03/06/2007 04:14)
sitlo:

tsy maandry tantana indray an:°)

Hoentin'ny ankizy mivoaka an'ie i mama rahampitso e:D

20. niryna ( 03/06/2007 04:38)
http://www.andiamsomebody.com/archives/uploads/Happy-Mothers-Day-Daisy.jpg
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3208