Tratry ny fetin'ny reny daholo isika rehetra!!

21. niryna ( 03/06/2007 04:46)
Ity koa mbola misy iray ho anao ry Neny mamiko tsy foiko indrindra eto an-tany
http://thefuntimesguide.com/images/blogs/mothers_day_cover.jpg
22. niryna ( 03/06/2007 04:53)
Stretch:

lety e !
mbola rapitso ko nama fa nareo ko de tena tsssssy,

http://www.buzzle.com/img/articleImages/2119-15med.jpg
Omeo ba kely amin'izay i neny ry stretch a,mba nividianana cadeau ve izy? Na gateaux kely fontsiny koa aza mba tsarotsaroan'ny vavany.:D
23. niryna ( 03/06/2007 04:55)
pissoa:

:-D:-D:-D:-D:-D



http://www.theplatelady.com/plates6/once-upon-a-time.jpg
Io aky i neny namaky boky andry tamin'ny mbola kely a.
24. niryna ( 03/06/2007 04:58)
rush:

fa maninona no natao androany nefa mbola rahampitso e!



http://www.shaneandpetra.com/uploaded_images/MothersDay%20008-776448.jpg
Mbola ahandro sakafo hoy aho izy fa ho avy eo daholo ny kilonga8)
25. niryna ( 03/06/2007 05:02)
karinah:

:-D:-D:-D:-D, arhabaina dol ny neny rehetra zany, ataovy tsara ny mofomamy rahampitso:wink:, bonne fety à toutes les mamans izany eh!=D:-*:-*:-*dol:wink:


http://www.bearfamilygifts.com/bear/Grandma-Bear.jpg
Misaotra e,io omeo an'i bebe koa fa manao fetin'i neny azy koa i nenintsika:lol:
26. niryna ( 03/06/2007 05:06)
wooda:

rush-> ho hitanao rehefa hiteraka ianao! :-D:-D:-D:-D:-D

tena mampalasa adala le mitaiza ankizy fa za izao efa matsapa tena de mahita fa isan'andro de fety ho an'i Neny fona! :-D:-D:-D

Nisy dinika zay tsinona t@ site zay niteny hoe le asa vitan'i Neny ao an-trano de mahatratra any @ 10 any, tsy tadidiko le ankamaroanay fa ireto ihany no mba ni enregistreko:

euhh...

pédagoge
comptable
psychologue
gestion ( tsy mitovy @ comptable ihany ve?)
tena andraso fa ataoko recherche any fa tena tête en l'air mintsiny za zany!

:-D:-D:-D:-D :wink:

Sady tsy mba mitaraina-tana-mihepaka mihitsy o.Na reraka aza ny tena tsy maintsy manao.
http://wbchouston.org/files/Pictures/MothersDayOut.jpg


27. niryna ( 03/06/2007 05:09)
diamondra27:

Ka mety miangona izy rapitso fa tsy eto

:lol:
:wink:

merci:-*:-*

Io tokony izy mianaka fa andeha hiangona.8)
http://www.learningtreasures.com/suite101/mothers_day.jpg
28. niryna ( 03/06/2007 05:20)
rush:

efa hoe mbola rahampitso fa tsy fanaooooooo izany miarahabaaaaaaa alohan'ny fotoana izany eeeeeeeeee



http://www.mamacooks.com/images/articles/pnut6.jpg
Izahay efa nomeny chocolat fa tsy nahandry ny rahampitso izany ka
29. niryna ( 03/06/2007 05:24)
karinah:

wooda::lol:, mampijaly neny fotsony an!!:-D:-D:-D:-D:-D:-D


Efa hendry izy ka
http://www.fairlawn.org/recreation/photos/2006/May/051006-MothersDayCard/mothers%20day%2006%20004.jpg
30. niryna ( 03/06/2007 05:29)
Io tokony ary ry zareo fa vao avy niangona.
Soa ihany fa noharabaiko taloha i neny a.Izao ry zareo variana amin'ny zafikely fotsiny.

http://www.stthomasmore.org/images/PDOlogo.jpg
31. tess ( 03/06/2007 06:15)
bonne fety ny reny rehetrta eto am serasera izany e!:-*:-*:-*
32. klemntina ( 03/06/2007 07:09)
bonne fete à toutes les mamans de serasera!!!! dia ho tratran'ny fetin'ny reny mitsingerigerina daholo!!!
33. karinah ( 03/06/2007 08:22)
niryna:

karinah:

wooda::lol:, mampijaly neny fotsony an!!:-D:-D:-D:-D:-D:-D


Efa hendry izy ka
http://www.fairlawn.org/recreation/photos/2006/May/051006-MothersDayCard/mothers%20day%2006%20004.jpg

:°) hay ve eh!...:-*:-*:D


34. tisera ( 03/06/2007 12:02)
(l)(l)(l)(l)mirary soa be dia be ho an'ny reny rehetra eto @ serasera sy ny renintsika tsirairay avy é! dia samy ho feno fifaliana sy fahasambarana hatrany eo anivon'ny ankohonany avy . Ho tahian'Andriamanitra daholo akia ry neny sy mama sy mom sy mummy sy rafotsy sy reniny sy rabôfy sy .... tsy haiko intsony isany ô!:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*
35. sympa ( 03/06/2007 14:24)
Ie, tratrin'ny fête des mères doly izay reny rehetra éééé :!: Miala tsiny raha izao vao afaka niarahaba ééé :!: Mbola sahirana be le :-D:-D Ho any izay mbola tsy reny de manamboara hainga fa izay kao te hiarahamba ééé :!: :-P:-P
36. niryna ( 04/06/2007 04:47)
http://www.kate.net/holidays/mothersfathers/images/katemday2.gif
(l)(l)(l)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1101