Liste des messages

Liste de tous les messages, par ordre de date
diamondra27 ( 04/06/2007 15:03)
Célibataire
inona no mahatsara sy ny maharatsy an'io? hatr@ firy taona no itiavanareo maha celibat anareo? ary raha ohatra ka manambady ka tsy mahatanty fakampanahy de manome limite d'âge ve nareo hoe: hat... suite
répondu par hantakely le 22/07/2007 21:28
sipamanja ( 04/06/2007 14:57)
Raha tia hitady vola
Manao ahoana. Raha ohatra ke mipetraka aty Europa ianareo ka afaka manome certificat d'hebergement ho an'i olona any Mada. Afaka mahazo vola @ izay lany rehetra sy ny sisa. Raha maha liana anao dia v... suite
répondu par Roch le 26/08/2007 09:22
ravaka2007 ( 04/06/2007 14:50)
Tojo fisarahana
Miarahaba anareo e!! Mba angataka an hiran Bodo.Tojo Fisarahana e!! Merci Ravaka.... suite
répondu par Fiffi le 05/06/2007 05:35
Tokinao ( 04/06/2007 13:52)
Ho an'ny webmestra: toroy site ahafahana manao page web ...
Mba hanontany zavatra ô. Momba ny page d'accueil-ko ao amin'ny blaogiko ilay izy. Mikasa hametraka "image cliquable" namboariko tamina "paint shop pro" aho. Tsy mety ametrahana "fichier .html" ane... suite
répondu par Tokinao le 04/06/2007 20:06
diamondra27 ( 04/06/2007 13:05)
loko
aleo koa za mba hanao fitarainana sao de mba mahazo ny anjarako za ry hery tsy afaka manova loko ny soratra eto intso sy manao gras ny soratra fa ahoana kay ? le menamena ihany no mandeha nefa z... suite
répondu par penina le 09/02/2008 19:37
xxx ( 04/06/2007 13:01)
slt daholo
mba toroy hevitra ry reto hanalana mony a, efa mba miezaka fa tsy misy fiovana e,... suite
répondu par sakaizakely le 07/06/2007 12:50
naritsimba ( 04/06/2007 12:56)
FAMANGIANA MARARY
Ilazana isika namana eto Tana fa ny namantsika Voahirana dia niditra Hopitaly androany 4 Jona 2007, eny @ Hopitaly Militaire Soavinandriana (ex-Girard et Robic) porte 409. Ny fotoana hamangiantsika... suite
répondu par niryna le 08/06/2007 18:42
karinah ( 04/06/2007 11:59)
Vive la france..lol
Anisan'ny firenena matanjaka i Frantsa, rehefa dinihana anefa toa mampalahelo ihany satria, anisan'ny mampandroso azy koa ny fampiasany ny tany voazanaka. Soa ihany Madagasikara fa efa tsy amin'izany... suite
répondu par cbd le 12/06/2007 19:44
nathie86 ( 04/06/2007 11:34)
Barea
Mety mba hisy fiovany v ny baolina kitra Malagasy tô faharesena fôna ny azo zay manomboka ny nahafatesan'i Ntsoa. Mbola hisy avenir v d mety hanova zvt v ny fanovana ny mpanazatra lava ty eh.:)... suite
répondu par miou le 26/07/2007 07:57
naritsimba ( 04/06/2007 11:06)
MAHAJANGA AOUT 2007
Miarahaba antsika indray eh! Tonga ity ny volana jona 2007, aoka ho tsaroantsika fa ny 30 JONA 2007 no fara fisoratana anarana sy fandoavana ny vola ho an'ireo izay vonona ny hiaraka aminay ho any Ma... suite
répondu par naritsimba le 29/06/2007 05:07
xxx ( 04/06/2007 10:38)
Ahoana ny atao refa maditra be ny lehilahy
Maditra be ny sipako de tsy hitako rsony ny ataoko anazy.Tiako izy nefa tsy zakako ny ataony.De tsy haiko oe inona ny tokony ataoko.Ampio eh:P ... suite
répondu par gasinamana10 le 26/08/2007 18:05
hery ( 04/06/2007 10:32)
Vita ny momba ny isa
Miala any ary ny momba ny isa. Raikitra ny course :-p Angamba tsy hisy olana intsony ny momba an'io. Hijery ny olana hafa indray sisa. :-)... suite
répondu par Fiffi le 04/06/2007 19:04
ainaheri ( 04/06/2007 10:15)
Israël
Efa ela zay nahenoana an'i Ariel Sharron oe ds le coma,tsy nisy tohiny intsony na maty na velona?... suite
répondu par nathie86 le 04/06/2007 11:15
karinah ( 04/06/2007 09:00)
Fangatahina hira
Miarahaba dol, tsy fantatro na eto no tokony hasiako an'ity?:oops: Isaka ny mangataka ny hiran'ny dj sissi zaho dia vao manoboka kely ilay izy dia tapaka fona, misy fahasimbainy ve ilay kapila sa ... suite
répondu par karinah le 04/06/2007 10:29
rurik ( 04/06/2007 08:10)
momba ny ps
Manahoana daholo asa na eto no tokony hampidirirako ity na tsy eto fa izao Niditra tany @karajy aho dia misoratra eo fona we soloy ny solonananranao fa efa misy tompony dia gaga aho. asa na azo a... suite
répondu par diamondra27 le 09/06/2007 17:09
niryna ( 04/06/2007 07:32)
Namaky Baiboly ve ianao? Eny ry dada!
**Nandeha nandrato fianarana lavitra ity tovolahy.Nampitondrain'ny rainy Baiboly izy ary nafarany ny hamaky an'iny sy hanankina ny fiainany amin'Atra.Nety tsara ny fianarany nandritra ny taona roa,noh... suite
répondu par prime le 13/06/2007 08:35
fanoly ( 04/06/2007 06:40)
Bitsika mangina
Manao ahoana daholo indray nareo mpakafy mozika e. Mba mitady ilay hira efa tranaininainy iny aho zay mba mahay e.Tsy haiko tsara ny tonony fa toy izao no fanombohany Bitsika , mangina Resaka tsi... suite
répondu par Fiffi le 09/06/2007 08:14
ravaka2007 ( 04/06/2007 06:20)
Solika Ndrematoa, Vady
Miarahaba anareo ô!! Mba saika angataka an ilay hiran'i Solika:Ndrematoa, Vady. Misaotra drindra tompoko. Ravaka ... suite
répondu par ari.malala le 06/06/2007 07:13
xxx ( 04/06/2007 04:39)
qui ma mantie!
ahoana ny fahiatanareo ny dihy hip hop eto amin ny tanana ,mba milay ihany ve?hafa ihany rangaha ilay avy any ivelany an! sa ahoana fa ilay IM'S BOYS aloa tsy milay tsy ampi an'ilay up the rap an! ... suite
répondu par marsvao le 17/08/2007 22:51
Jeankely ( 04/06/2007 03:03)
Misy ve Fandrosoana "no risk, no effort" fa azo mora?
Samy miezaka ny miresaka ny fahoriana sy ny fahantrana mianjady ny Malagasy ny tariky ny milaza ho mahay Politika sy Toekarena rehetra. Raha ny zava-bita sy ny dingana vitan'ireo Firenena hafa no jere... suite
répondu par Jeankely le 05/06/2007 02:03
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 6.0159