Misy ve Fandrosoana "no risk, no effort" fa azo mora?

1. Jeankely ( 04/06/2007 03:03)
Samy miezaka ny miresaka ny fahoriana sy ny fahantrana mianjady ny Malagasy ny tariky ny milaza ho mahay Politika sy Toekarena rehetra. Raha ny zava-bita sy ny dingana vitan'ireo Firenena hafa no jerena dia nisy ve Fandrosoana azo mora "no risk, no effort", izany hoe tsy misy ezaka fa dia mandeha ho azy. Sao mba fampiresahana no betsaka ry zareo a? Ny Malagasy dia manana ny fitenenana hoe "Valala aza andrian'ilika" ka fandrosoana ahoana ity tsy misy jaly fa azo ho azy ity? Sao ny sasany no tia angoronkarena mora araka ny fanaon'ny mpanao Politika nifandimby hatrizay? Hita daholo anie ny be atoka rehefa ao amin'ny fitondrana avy eo fisaka na mihena rehefa tsy ao e? Angaha tsy mana-maso mijery izany ny vahoaka e?
novalian'i Jeankely ny 05/06/2007 02:03
2. Jeankely ( 04/06/2007 05:26)
Hita mazava fa tsy misy lalana moramora izany fa ny mpamedrofendro no betsaka ka anjarantsiaka vahoaka no mandinika amin'ny zava-misy. Tsy manaiky taritina akady ve ny vahoaka sa hanaraka lalana tsy misy. Tokony hasiaka isiaka vahoaka ka na iza na iza mampiresaka sy mandaigana milaza hanolotra nefa zavatra tsy misy dia haintsika ny sahaza azy. Vahoaka misy saina no ahalasa lavitra ny firenena. Politika lany andro tsy atsiaka izany fa mitarika miverina.
3. nathie86 ( 04/06/2007 07:54)
ka tsy efa voavalinao iany v lay fanontaniana ry Jean an
4. Jeankely ( 04/06/2007 09:01)
Ka rehefa tsy misy mamaly dia omena ny hafatra tsara ny vahoaka namana satria tsy misy mafy tsy laitran'ny zoto e. Adalan'ny mpamendrofedro lava eo ry leireto an
5. nathie86 ( 04/06/2007 11:12)
ka aleo izy amendrofendro any eh, efa zay zany no tiany eh. Izy mintsy zany no tsy t hivoatra
6. tezitra ( 04/06/2007 11:57)
Misy ve Fandrosoana "no risk, no effort" fa azo mora?

Bien sûr que non jeune homme,mé 3 choses:*

1)ne fé pas de pétition de principe, car en principe t'a raison, mé tout le monde peut dire ça , et Ratsiraka, Bokassa,l'utilisaient comme argument ...?

2)En affaire et en politik on parle de risk calculé,et vu l'isécurité à madagascar(ex : Tananarive est une ville à coupe-gorge), Madagascar est un pays à risk pour les affaire.

3)en effort c clair, les mpivarotra kafé qui se lève à 4 heures du matin, et les mpanao cours du soir qui dort à 1 heure du matin, ils ont fé leurs effort, mé l'Etat n'a rien fé de son côté, exemple: t'a ton bac, puis 80 % des bacheliers qui font du cours du soir sont sans fac, mé fé du télé-enseignement, donc université au rabais
7. tezitra ( 04/06/2007 15:55)
Ny resaka dia tsotra:
1)risque oui, mais risque calculé: il faut que l'etat diminue le risk d'insécurité, et moi je prends le risque d'investir

2)Effort oui, mais effort partagé: Je fé un effort de subir le delestage, l'etat fé l'effort de vendre air force one.

LE DRAPEAU MALGACHE EST TOMBE A TERRE , NE DUSCUTONS PAS CELUI QUI VA LE RELEVER. SOLOY RAVALO
8. Fiffi ( 04/06/2007 17:35)
fa nareo ve tsy mahay miteny gasy eh ?:?::roll::roll:
9. pissoa ( 04/06/2007 17:36)
:-* ny an'i tezitra !
^^ ny an'i Jeankely

:-D:-D:-D
10. xxx ( 04/06/2007 21:20)
ùùizay votoatin-kevitra no raisina fa tsy olana io na teny Gasy na teny frantsay. Samy miasa any Dago daholo ireo.
11. Jeankely ( 05/06/2007 02:03)
Hoy tezitra "LE DRAPEAU MALGACHE EST TOMBE A TERRE , NE DUSCUTONS PAS CELUI QUI VA LE RELEVER". Izaho manokana dia tsy milaza fa nianjera ny mahaizy an'i Madagasikara. Hatramin'izay dia ambany foana no laharana ninsy azy sa milaza ve tezitra hoe ambony be M/car taloha fa izao vao nidoboka? Diso izany amin'izao dia samy miezaka ny hampisandratra avo azy satria nirefarefa foana hatramin'izay ary mbola tadiavin'ny sasany ho lany andro hirefarefa eo aza. Omeo ho fantatray eto ny laharan'i M/car sy ny halavan'ny lalana teto M/car sy ny Fampianarana nisy teto hatr'izay izay lazainao hoe ambony be ka najeran'ny mpitondra ankehitriny. Ny resaka "monde des affaires" dia samy mba nahalala kely fa na ny toeran'i Madagasikara aza dia tsy "Stratégique" sahalan'i Singapore, Hong Kong izay nandroso haingana. Koa aza dia mampiresaka fa tsy mahatafavoaka koa ialahy raha tonga eo. Averiko hoe mila miasa ary mahita ny sarotra.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0513