MAHAJANGA AOUT 2007

1. naritsimba ( 04/06/2007 11:06)
Miarahaba antsika indray eh!
Tonga ity ny volana jona 2007, aoka ho tsaroantsika fa ny 30 JONA 2007 no fara fisoratana anarana sy fandoavana ny vola ho an'ireo izay vonona ny hiaraka aminay ho any Mahajanga.
Ny daty dia tsy miova fa 23-30 Août 2007.
vakansy tsy misy tahaka an'ity eh!
ireo ambany ireo ny namana azo antsoina.
tsara ny manamarika fa izay mahaloa ny vola feno ihany no lazaina hoe NISORATRA ANARANA ARA-DALANA.

glou: 0320416886
ravatorano:0320459118
voahirana:0331260987

Mazotoa daholo e!
2. karinah ( 04/06/2007 11:51)
voaray sotra betsaka!!:-*
3. koioty ( 04/06/2007 15:23)
mba hanontany ny momba an'io vakansy io ny tenanay fa izao vao mahalala(frais,etc)merci
4. Fiffi ( 04/06/2007 16:00)
koioty: http://forum.serasera.org/?rub=dinika/message&msgid=m45feacfe7fb31
http://forum.serasera.org/?rub=dinika/message&msgid=m462331dd78d15
5. mazavaloha ( 05/06/2007 17:42)
okay voaray,
ary ny tana angaha taoko tsa mba misy koa ?
6. isambo ( 06/06/2007 04:31)
karinah:

voaray sotra betsaka!!:-*



tena vonn ve enao e:D
7. watafon ( 06/06/2007 09:36)
aleoko tsy miteny betsaka fa rehefa any isika mahita azy e !
karinah ::wink:
8. sasa ( 06/06/2007 10:23)
refa any mahita izy
9. ari.malala ( 06/06/2007 12:29)
mahavità be foana e
10. nathie86 ( 06/06/2007 13:33)
ho any daolo v nareo reo sa mba mapiresaka eh, mba afa azo v ny liste ireo ankizy hande mba afantarana hoe betsaka sa kely :)
11. moujangay ( 06/06/2007 14:15)
D otrinona ny participation, d aona ny organisation
Voloma e!
12. glou ( 08/06/2007 13:39)
moujangay> efa etsy ambany etsy ny fanazavana lava be raha mila detail ianao
nathie86> raha tena andeha ianao de azo omena anao any anaty boitenao ny olona andeha fa ny tiako hiaviana de tsy ny isan' ny olona na ny ahahafantarana we iza avy no andeha no tsy handehanana ,
eto dia mbola manentana ny namana hatrany fa raha ny isan' ny olona dia efa maromaro ihany
glou_
13. Aino ( 09/06/2007 12:56)
zay izao mba nanantena hoe ao tana, fa efa mba nande tany Janga ihany teo dia faraparany volana Juin iny ko indrisy fa tsy mba ambinina mihintsy izay itony.
14. naritsimba ( 11/06/2007 06:36)
glou_ >>> ireto mba misy hafatra:
1- aleo tsy avoaka ny liste ny andeha satria misy olona tsy ilay fandehanana sy fiarahana no mahamaika azy fa hoe iza no andeha dia rehefa tsy mandeha ilay olona eritreretiny dia tsy mandeha izy, iany hoe, ataony ambanin-javatra ilay fiarahana fa ny fitadiavana olona no mahamaika azy.
2- iangaviana mba hamboarina dieny izao ny fandaharam-potoana rehefa tonga any mba tsy hisian'ny hoe: izahay hankary, dia ny sasany tsy mahita aleha, fa atokana ny fotoanan'ny quartier libre.

Soso-kevitra ihany io an,
15. bobone ( 11/06/2007 06:59)
Aino: ahona zandry kely an!
fa angaha tsy hakaty indray zandry e!! Ry Tahiana ato te hahita anao ke!
Namana rehetra: tongava soa fa tsara Mahanjanga e! masoandro maty @ io no mampalahelo!
Bizz daholo
16. diamondra27 ( 11/06/2007 07:21)
bobone:

Aino: ahona zandry kely an!
fa angaha tsy hakaty indray zandry e!! Ry Tahiana ato te hahita anao ke!
Namana rehetra: tongava soa fa tsara Mahanjanga e! masoandro maty @ io no mampalahelo!
Bizz daholo



karakory laolo, :wink: mahavità be e! de andefaso sary an

refa tonga any de mihaona e! Dieu voulant
17. bobone ( 11/06/2007 07:57)
diamondra27: hmm hay ve eto iahny ny namako e!
tena havita be tokoa kah! ary aza matahotra fa andefasana sary e! tena marina ! de apetraka @ Tompo ny fikasantsika e! satria izy ihany ho mandamina ny lalan\'ny zanak\'olombelona!
merci aki an!
Bizz
18. diamondra27 ( 11/06/2007 08:31)
bobone ok de efa indry zany no manokatra ny fitahiana sy fisaorana ny Tompo @io an!
na vitao any ampo fotsiny refa tsy misy fika
19. faxkely ( 12/06/2007 05:25)
Miasaotra fa voray de mba azo fantarina eto ve ny vola aloa sns e, de manantena valiny
20. faxkely ( 12/06/2007 05:26)
Miasaotra fa voray de mba azo fantarina eto ve ny vola aloa sns e fa aty aminay tsy mba misy réseau tél
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5122