MAHAJANGA AOUT 2007
21. Mbato
(
12/06/2007 19:12)
Salama jiaby e!
Efa voafaitra ve ny toerana handehanana sa ahoana e! zah mantsy avy aty Majunga ka mba te ihaona aminareo namana retra koa
Efa voafaitra ve ny toerana handehanana sa ahoana e! zah mantsy avy aty Majunga ka mba te ihaona aminareo namana retra koa
22. Mbato
(
12/06/2007 19:22)
De saika hadino fa ahoana ny mikasika ny perticipation , mitovy amin'ny an'ny tsy aty majunga iany ve??
23. watafon
(
13/06/2007 05:10)
nathie: ndry nga tena handeha ? efa 10 aloha zao no sur fa handeha e! sa ahoana ry sasa ? :wink:
24. naritsimba
(
14/06/2007 09:48)
mbato> aiza kosa no hitovy eh, tsy maintsy ho lazaina eto ihany hoe aiza ny toerana hivantanana, dia mba mamonjy any ianareo efa any Mahajanga. manantena kosa zahay fa ho betsaka ianareo any no hifankahita amin'ny avy aty!
28. menalamba
(
15/06/2007 21:05)
Kay lahy sambatra ianareo andeha ho any Mahajanga! Tany mantsy no nahalatsan
'ny tavoniko......dia mirary fakan-driivotra sambatra ho anareo rehetra,ary hieren
-doza anie ny dianareo,ka samy hiaona eto indray.(l)(l)(l)
'ny tavoniko......dia mirary fakan-driivotra sambatra ho anareo rehetra,ary hieren
-doza anie ny dianareo,ka samy hiaona eto indray.(l)(l)(l)
30. karinah
(
17/06/2007 21:25)
Isambo: :roll::roll: raha sitrapon'ny Tompo e! efa programa efa ela iny k!!:)
watafon: angah ianao tsy hoe tsy ho afaka ho any indray!! tsaraB zany fa mba lasa realy ny virtoaly ny finamnana!:-*
sasa: ahita andry @ izay zany @ io fihaonana io annn! :)
watafon: angah ianao tsy hoe tsy ho afaka ho any indray!! tsaraB zany fa mba lasa realy ny virtoaly ny finamnana!:-*
sasa: ahita andry @ izay zany @ io fihaonana io annn! :)
33. watafon
(
18/06/2007 04:35)
karinah : za afaka amin'io k ! efa namboarina mihitsy ny congé hitontona amin'io e! :-*
39. sasa
(
19/06/2007 05:17)
karinah raha tonga aty njy d mahita an'ahy foana na eto tana na any majunga akia.:-*
watafon :-*
watafon :-*
40. nathie86
(
19/06/2007 05:53)
watafon: za ki t ande fa za mieritreritra oe sao d misy clan kely bdb any, za io mantsy tsy manana namana ato hoe efa hitako tava zany, i Diams zao no tena namako ato nefa izy tsy aty:?