Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
xxx ( 01/06/2007 13:52)
tomany
Mitomany a fa tsitako tsony wa fasaly!!!!... tohiny
novalian'i sympa ny 19/06/2007 23:07
lanto ( 01/06/2007 13:45)
Top bizoroka volana Jiona
Mba fanirian'ny tenanay ny ho "top" :lol: amin'ity volana ity, koa miangavy izay tsara sitra-po mba hanome e! Aiza ve dia i Ftma foana :-p :-p :-p Dia efa ity ny valiny an : :-* ... tohiny
novalian'i sympa ny 22/06/2007 15:57
cmbolatiana ( 01/06/2007 13:03)
Ricky / lay fofonao manitra fitiavana e
Mitady ny tonokiran'i Ricky miaraka amin'ilay vehivavy iny ilay misy hoe : tsy mety afaka ato an-tsaiko mihintsy fa hoe... ilay fofonao manitra fitiavana eee ... tohiny
diamondra27 ( 01/06/2007 12:49)
tsetratsetra tsy aritra
mba te-hahafantatra inona avy ireo fombafomba katolika mangataka ho an'izay tsy katolika mba tsy hanaratsy maninona no manao @ anaran'ny Ray sy ny Zanaka ary ny Fanahy Masina raha vao miditra ... tohiny
novalian'i mangakely ny 29/05/2012 10:52
xxx ( 01/06/2007 11:44)
Mòdely @ fandraisana ny tenin'Andriamanitra i Masina Maria
Tao amin'i Maria, noho ny fiarahany niasa tamin'ny Fanahy Masina, no tonga nofo ilay Tenin'Andriamanitra (logos). 1 - Mòdely ny kristiana rehetra amin'ny fandraisana ny tenin'Andriamanitra izy: "i... tohiny
tslem ( 01/06/2007 10:59)
fanovàna adiresy
Mba oe hanova adiresy mail ho ah zah, d nanova, d nahazo hafatra toy izao:[color=red]Miarahaba an'i tslem, Hitanay fa naniry hanova ny adiresy imailaka ianao tao amin'ny http://serasera.org ka na... tohiny
novalian'i kelly13 ny 04/06/2007 07:48
burleigh ( 01/06/2007 10:44)
fampidirana sary
mila vonjy aminareo rehetra izay mahay mampiditra sary aho Fa tena tsy voako mihitsy nefa misy sary JPEG ao @ ordi-ko atao ahoana ny fampidirana azy re tompoko e.Mba ambarao amin(ni an-tsipîriany e M... tohiny
novalian'i tslem ny 04/06/2007 06:19
Imahaka ( 01/06/2007 10:14)
Tranplantation
Ahoana ny fampianaran'ny Fiangonana ny amin'io resaka io? indrindra ilay taova "fo" mihitsy no soloina avy amin'ny olon-kafa? Misaotra izay afaka manome "version ofisialy". ... tohiny
novalian'i marozevo ny 06/06/2007 19:06
Imahaka ( 01/06/2007 10:07)
transplantation
Ahoana ny fampianaran'ny Fiangonana ny amin'io resaka io? indrindra ilay taova "fo" mihitsy no soloina avy amin'ny olon-kafa? Misaotra izay afaka manome "version ofisialy".... tohiny
novalian'i romilino ny 08/08/2007 18:21
kanto10 ( 01/06/2007 09:38)
fetin'ny reny....
manakory aby, hono oa reto, sao d mahafatatra site internet mety azo hividianana voninkazo na zavajavatra ohzany nareo eto dago fa mba te hanao surprise ho anlay reny aho nefa lavitra e, mino aho fa m... tohiny
novalian'i cbd ny 12/06/2007 18:51
xxx ( 01/06/2007 09:28)
Fa tsy misy na dia iray aza avy amiko!
[size=13px][center]Fa na talenta na fahaizana na saina Sy izay rehetra azoko ampiasaina Dia voninahitrao na dia toa kilalao Fa tsy misy na iray aza avy amiko Fa Anao ireny no nindramiko...[/center... tohiny
novalian'i marozevo ny 04/06/2007 07:26
pipiso ( 01/06/2007 08:50)
zanaka piosika de solo mianadahy
sao dia mba misy manana ny tononkiran'ny solo mianadahy kay ato ô, isaorana be dia be zay afaka mandefa azy avy eo.... tohiny
novalian'i kelly13 ny 02/06/2007 14:30
toovs ( 01/06/2007 08:50)
ahoana ny fijerinareo an'ity
tsy haiko aloha fa mba ndao hiaraha midinika izay sahy sy malalatsaina. de ity lay sujet ary e: Un archéologue à lunettes qui nettoie un bloc de pierre avec un pinceau, sur TF1 ? On se pince ... tohiny
novalian'i Fiffi ny 05/06/2007 20:00
xxx ( 01/06/2007 07:29)
inona no ataoko?
mila fanampiana reto fa afaka 1 volana eo ho eo ny mariaziko, olona tiako b izy io, mifankafantatra tsara izahay ary fantatro fa tia ahy be koa izy, mahafohy ny rehetrany ho ahy, tendre sns, olona ten... tohiny
Raveny ( 01/06/2007 07:19)
Marque Taunus
Salut daolo a! Sao mba misy mahafantatra mpanamboatra "Taunus" mahay nareo?Mba ento eto ny adresse raha misy.Misaotra betsaka!... tohiny
novalian'i Raveny ny 19/06/2007 07:57
nathie86 ( 01/06/2007 07:07)
P Diddy en James Bond
P Diddy a afirmé vouloir être le prochaine James Bond:lol: Aôna ny hevitrareo, mety ho pozina Bond v i P Diddy.(imaginer Diddy en costume 3pièce grande classe) Mety ho possible v hoe ho noir ny ... tohiny
novalian'i karinah ny 02/06/2007 13:24
Raveny ( 01/06/2007 07:04)
Mitady namana fahiny
Manaona daolo nareo, Mbola vaovao moa ny tena nefa mba mila fanampiana raha toa ka afaka mamaly sy manampy ana nareo. Zaho dia mitady namako fahiny izay niara-nianatra tamiko tany Tamatave,tao @ L... tohiny
novalian'i sympa ny 02/07/2007 11:26
nathie86 ( 01/06/2007 06:32)
ody fitia
tena misy v io:roll:... tohiny
novalian'i Romano ny 20/09/2012 05:57
eisy ( 01/06/2007 05:32)
Hiran'ny tarika rémi
Tsy nikely soroka aho, namonjy sekoly Namerin-desona aho, nazoto niary tory Tsy maintsy manao enti_mody vaovao..... Sao misy mahay ny tonony fa za tsy mahatadidy (lay tena izy fa tsy ilay teny ra... tohiny
novalian'i Fiffi ny 04/06/2007 19:18
salmo1 ( 31/05/2007 23:37)
rivotra maloto tsy tana
Mampandositra ve:?:... tohiny
novalian'i Jeankely ny 20/06/2007 02:16
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.9483