fetin'ny reny....
1. kanto10
(
01/06/2007 09:38)
manakory aby, hono oa reto, sao d mahafatatra site internet mety azo hividianana voninkazo na zavajavatra ohzany nareo eto dago fa mba te hanao surprise ho anlay reny aho nefa lavitra e, mino aho fa misy afaka manampy ahy ao, misaotra mialoha o:-*
novalian'i cbd ny 12/06/2007 18:51
2. miantra
(
01/06/2007 13:09)
Kanto10:
Ity misy hitako fa tsy haiko aloha raha azo antoka na tsia fa mbola tsy nampiasa aho.
http://www.mondialprox.com/index.php?id1=rubriques&idv=tana
:)

3. dreamm
(
01/06/2007 16:26)
tsy facile kokoa ve ny mande any amin'ny fleuriste dia mikomnady , avy eo zareo no irahina manatitra azy any????:roll:
4. wooda
(
02/06/2007 19:13)
kanto10> aiza alou no misy anao fa raha aty @ province no tadiavinao de mbola tsy misy raha ny haiko, raha le livraison no resahina!
raha ao Tana indray de ou hay bobaka be! mandalova fotsiny enao ery @ Mahamasina, asa raha mbola misy ao @zao?
miantra>tena mahita nareo!
kiss :-*

5. Fiffi
(
03/06/2007 08:18)
wooda:any dago izy ! nga tsy misy inter-flora any ?
kanto10> aiza alou no misy anao fa raha aty @ province no tadiavinao de mbola tsy misy raha ny haiko, raha le livraison no resahina!
6. sympa
(
03/06/2007 15:53)
wooda :arrow: Ary @ Lac Anosy ve notenenlà io lety :?: Tsy voninkazo feno trondro ve lesy ny ao kle :!: 8-) :-P :-D
14. sitlo
(
04/06/2007 17:09)
manao livreur any madagasikara marina ve tsy mampatahotra? Ity aloha aterina any Anjanomanalina, dia ity any Anjanonahoatsa ... :^)
15. Stretch
(
04/06/2007 17:32)
:-D
aiza daôly lesy zany fokotany lazainy là zany le ?
de afaka manatitra any dakara ko elà , any am petity vitesy ko razoky :-D

16. Fiffi
(
04/06/2007 17:33)
sitlo:ié ! satria be mpanendaka.....
manao livreur any madagasikara marina ve tsy mampatahotra? Ity aloha aterina any Anjanomanalina, dia ity any Anjanonahoatsa ... :^)
17. xxx
(
04/06/2007 19:26)
sitlo:
manao livreur any madagasikara marina ve tsy mampatahotra? Ity aloha aterina any Anjanomanalina, dia ity any Anjanonahoatsa ... :^)
Mponin'itaosy angah ?? Anjanonahoatsa tsy misy mpanendaka izany fa aza mamorona eo, manao interessant!
19. sitlo
(
05/06/2007 14:09)
xxx> dia hiteny ndray koa hoe doubla residence hono sady anjanonahoatsa no anjanomanalina :-D, ny fanenjehana fotsiny ny be 8-):-D
20. andrea
(
05/06/2007 14:58)
xxx:
sitlo:
manao livreur any madagasikara marina ve tsy mampatahotra? Ity aloha aterina any Anjanomanalina, dia ity any Anjanonahoatsa ... :^)
Mponin'itaosy angah ?? Anjanonahoatsa tsy misy mpanendaka izany fa aza mamorona eo, manao interessant!
efa interessant izy ka! fa mba manala azy fotrony :D :D