ody fitia

1. nathie86 ( 01/06/2007 06:32)
tena misy v io:roll:
répondu par Romano le 20/09/2012 05:57
2. Jeankely ( 01/06/2007 06:41)
Arahiko hatrato ianao "nathi86" an. Ny tena ody fitia dia fitia ary izay tratran'io miraikitra. fa kosa ilay ody ratsy mahalasa ny hafa ho tsy tompon'ny tenany intsony dia tena misy koa. Izany hoe sahala ny adala ka manaraka izay ataon'ny hafa fotsiny nefa tsy sitrapon'ilay voa. Ny aza voany fa loza izany manaraka sy manaiky tsy satry izany.
3. karinah ( 01/06/2007 07:51)
Jkely: :oops:izaho indray toa tsy mino an'ireny, rhf tsy hionoana dia tsy mandaitra izany, raha resaka lazain'oul hoe voan'ny ffd izany @ alalan'ny zvt (objet, ...); ny resaka karazana telepatia ireny no hinoako kokoa! :{:oops:
4. lancia ( 01/06/2007 09:19)
karinah:

Jkely: :oops:izaho indray toa tsy mino an'ireny, rhf tsy hionoana dia tsy mandaitra izany, raha resaka lazain'oul hoe voan'ny ffd izany @ alalan'ny zvt (objet, ...); ny resaka karazana telepatia ireny no hinoako kokoa! :{:oops:



tsy voatery ianao hoe tsy hino fa raha tena mahita ianao de mety hino ihany, za mantsy efa nahita
5. diamondra27 ( 01/06/2007 09:25)
ody fitia: ny asan'ny devoly tsy maintsy misy foana na @ fomba ahoana na @ fomba ahoana

voalaza ao @ baiboly hoe: aza mamoha ny fitiavana raha tsy efa fotoanany...

Ka raha manao ody fitia izany dia manao forcing tsotra izao

ny ody fitia dia misy satria terena tsotra izao ilay olona indirectement hitia anao
be de be ny fomba azo ampiasaina @izany

6. wooda ( 01/06/2007 10:07)
diamondra27> misy marina ve io? le ody hialana @ fitiavana no tiako fantarina!
7. karinah ( 01/06/2007 11:19)
lancia: tsy mino ftsn izao zah!!8)
8. karinah ( 01/06/2007 11:21)
..de mba tantarao hoe?
9. nathie86 ( 01/06/2007 11:30)
wooda fa manin ki :lol:
10. ikalakintina ( 01/06/2007 13:23)
wooda: ny ody ialana am fitiavana de fitiavana ihany!
za lou efa nahita ol voan'ny ody fitia e!, + ou - zay no fahalalako azy, ary ny mpiandry mitsy ary no nanala an le izy vo afaka, de tafasaraka le ol roa refa avy eo,le tantara zany de izao e:, nifankatia le ol, saingy araka ny fijerin'ny fianakaviana sy ny fiaraha monina de tsy mifanentana ry zareo, le kalakely mou tsy tana mitsy,nampijalian'le lhl izy oe hisaraka fa ny avanao tsy tia ahy, de mavatra mitomany eo ambaravaran le bandy am alina hany ka de tapakevitra ny rad fa hiantso mpiandry, de nivavahana, de tsy miaraka tsony ry zareo...!, ka asa io na ody fitia na fitiavana fotsiny izao!
11. diamondra27 ( 01/06/2007 22:02)
wooda: ny fanafodiny de tsotra adinoy tanteraka izy
tapaho ny fifandraisana aminy

de faisons l'amour avant de nous dire adieu :lol:
12. xxx ( 01/06/2007 22:44)
hihih
13. diamondra27 ( 02/06/2007 11:59)
xxx: mampime ngah io lazaiko io?

Tsy izaho sy wooda ange no hoe: hanao amour fa titre hira io e!:oops::oops:
14. wooda ( 02/06/2007 17:37)
ka ilay fitiavana anle ordinateur no tiako lazaina teo fa tsy nazava!
satria misy maharitra eo @ 15h de temps eo za eo @ny tsinona! tsisy pose mintsiny!

:-D:-D:-D:-D
15. diamondra27 ( 02/06/2007 18:15)
wooda: tokony hisy pose ihany manelanelana zany 15H zany fa tsy atao akisesy an!

mety mampisy épilepsie nge hono io raha devant ny écran foana eo e!
16. wooda ( 02/06/2007 21:22)
diamondra27->haiko ka! isakin'ny 45 mn za manao pause 5 na 30 mn!

kisss!
17. Jeankely ( 03/06/2007 04:20)
Efa mifandefa odifitia nareo izany an. Ilay tena fitiavana io an. Ny asan'ny satana na ny ratsy dia misy ary miresaka io daholo na ny Budhist na Hindou na Christian na Muslim koa ianao milaza tsy mino io dia tsara izany ary mazava fa mipetraka amin'ny tany mandroso sy olona mandroso ianao. Tandremo kosa fa raha tonga amin'ny toerana hafa ianao dia tsy afaka ny hampiseho izany fandrosoana sy tsy finoana izany. Betsaka ny zavatra mahametra ary tsy afaka tantaraina eto fa msiy ary tena misy ny odifitia ary misy ny voan'io. Aza mifangaro amin'ny olona milalao io fotsiny.
18. tsiafoi1 ( 04/06/2007 10:31)
Ny devoly anie de misy e! Raha kely finona de ho tratrany. Misy ny ody fitia ary efa nifanehatra tamin'ny olona tratran'izany za tamin'iny 2004 iny; fa vavaka mangina sy tsotra @'i Jesosy dia rava le izy, ary afaka soamatsara le vhv. Jesosy antsoina de ho afaka ze voafatotra.
19. Jeankely ( 05/06/2007 02:32)
Mazava fa fanahy ratsy izany. Olona tsy miraika aminao ve lasa manaiky izay ataonao dia mba mety? Betsaka ny olona tiako amin'ny mahalehilahy ahy fa rehefa tsy misento amiko iny inona no tokony hanerana azy hanaiky? Tsy misy tsirony izany manaraka ho azy izany fa olon-dratsy ny manao odifitia. Demony
20. zaagasse ( 05/06/2007 09:07)
zao e ny materyaly sy ny metaphysique dia tena mifanohitra indraindray.aona moa no ifandraisan'ny ody na heryratsy aminao nefa ianao olona misaina sy salama.ataovy matanjaka ny finoana ary ampiasao ny fandinihana dia hohitanao fa tsy misy ny ody fitia.ary ny olana eto antany dia eto koa no misy ny vahaolana. zay e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0629