ody fitia

21. Jeankely ( 05/06/2007 09:50)
Aminao matanjaka toetsaina dia tena marina izany fa kosa tsy matanjaka toetsaina daholo ny rehetra ka izay no mahatonga ny hoe handairany sy ny tsy handairany.
22. sallyg56 ( 06/06/2007 11:45)
ra ny evtro alo d mety tsis io fa le saina ts mety manaiky oe iny ono d miaraka @ iny na ts mety mino oe mapirafy izy na ts te hino mits no mapteny oe nis nanao ody fitia
23. sallyg56 ( 06/06/2007 11:47)
ra ny evtro alo d mety tsis io fa le saina ts mety manaiky oe iny ono d miaraka @ iny na ts mety mino oe mapirafy izy na ts te hino mits no mapteny oe nis nanao ody fitia
24. Jeankely ( 07/06/2007 04:17)
Ny anao kosa izany resaka hafa. Mazava fa misy Sipa manja zakan'ny Comorian ratsy araka ny fijerin'ny sasany fa misy vola sady mahavita azy araka ny filazan'ilay miaraka aminy. Zavatra hafa izay fa ny resahana dia ny olona tsy tompon'ny tenany ary tsy hainy akory fa lasa ho azy. Izay no hoe taritin-javatra. Aza mandeha amin'ny tany mbola anjakan'ny demony ary aza alefa any ny fianakaviana raha tsy mahalala fa zava-misy io. Betsaka ny zavatra tsy mendrika ny hotataraina eto fa ny toerana rehetra eran'i Madagasikara samy misy zavatra hafa-kely momba io. Ny aza voany fotsiny.
25. Romano ( 20/09/2012 05:57)
raha ny hevitro momban le izy lo an!!!! za kristianina fa za lo mino fa tena misy le ody e!!!!!! saingy oe le fiseohin fotsin no tsindriko kely!!!!!!rah olon 2 mfankaty ef hivady mihints,ef nanao voad no manao izan amin olon tiny mba iarovana az kokoa na ts aik!!!! tsy itako ny olana!!!!!! Fa le manao anle izy amin olona ze ts mresak aminao akor ar ts manam pitiavana anao akor no tena ts mety satri ny fitiavana ts forcena!!!!!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0698