Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
pimaso
(
30/05/2007 06:57)
F.F.K.M
Misaotra betsaka
Olon-kendry marina ianareo,
vondrona iray tsy mivaky manoloana ny tsy rariny sy ny tsy masina
ho ela velona;
;-)...
tohiny
novalian'i sonwin ny 12/06/2007 08:56
nathie86
(
30/05/2007 06:07)
language du Royaume de Dieu
Misy miteny hoe mila mahay miteny na mianatra hebreux ny Kristiana reetra satria io no teny hifampiresahana any an-danitra sy ety an-tany refa ho avy ny Tompo.
Zany v d mba mitombina d mety ho in mar...
tohiny
novalian'i miangalyandria ny 12/06/2007 16:35
niryna
(
30/05/2007 05:31)
Mivoaka ny lalana fa tsy maitsy manao fehikibo ny mpamily!
Misy lalana mivoaka fa tsy maitsy manoa fehikibo daholo ny mpamily rehetra ka izay tratra tsy manao dia voan'ny sazy.Miferin'aina anefa ireo mpitondra taxi mandeha amin'ny alina fa tsy afaka mandositr...
tohiny
novalian'i rakapy ny 03/12/2007 04:33
niryna
(
30/05/2007 05:23)
Vehivavy 60 taona teraka kambana.
Toa mahavariana indraindray ny fandrosoana sy ny fahaizan'ny dokotera,misy olona tsy miteraka dia vitany ny hananan'iny olona iny zaza.Misy fomba ataony ary dia matetika teraka kambana ka hatramin'ny ...
tohiny
novalian'i niryna ny 03/06/2007 06:02
LazaDaddy
(
29/05/2007 22:27)
Baiboly (3)
Misy Baiboly miisa 54 (Dikateny NIV) azo omena maimai-poana ho an'izay tena mitady sy liana ny handalina fa tsy mankahala Baiboly :)...
tohiny
novalian'i prime ny 12/06/2007 08:15
sakaizakely
(
29/05/2007 21:40)
le tombeau de Jesus
misy fandaharana mahaliana amin'i TF1 mitondra io lohanteny io ho an'izay te hijery. Nanomboka t@ 23h20...
tohiny
novalian'i majesty ny 30/05/2007 07:54
diamondra27
(
29/05/2007 19:12)
resaka ...
fahatsapako azy fa dia izay andraisanareo azy an!
i xxx dia mazoto be mandefa ny heviny eto @ SERasera misy azy na fivavahana na fanabeazana sns..., misy anefa ny sasany rehefa hita ilay olona fa m...
tohiny
novalian'i diamondra27 ny 31/05/2007 11:07
mandrak
(
29/05/2007 17:26)
Faf Larage
mba efa kobonareo ve fa FAF LARAGE ony d' origine malgache (lé mihira any générique français any Prison Break)
http://fr.wikipedia.org/wiki/Faf_Larage...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 07/06/2007 19:00
Bita
(
29/05/2007 17:02)
Dia tena tsy miteny ratsy ve ireny Pastera ireny?
Indray andro hono nalefan'ny ray aman-dreniny handeha hamonjy fetim-piangonana tao Ambohimanarina ny zanany 2 vavy zanaka Pastera avy any (Ambodimita). Alohany handehanan'izy 2 vavy tany dia nafarapar...
tohiny
novalian'i Bita ny 29/05/2007 17:37
tezitra
(
29/05/2007 16:38)
ravalomanana dehors , mialà
de tout temps et en tout lieu (dans n'importe kel pays ) y des dahalos, des mercenaires, des saboteurs, des profiteurs, et chaque pays grand ou petit a ses propres ennemis; c pas une excuse, on t'a do...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 01/06/2007 06:18
Fiffi
(
29/05/2007 15:52)
hummm..........endriky ny serasera vaovao ?
heu....zah ve no diso sa nanofy ? io zah niditra zao de tsy le sera2 namana taloha intsony ny fanoroam-pejy nidirako fa ......tena hafa beeeeee ....somary bleu ciel kely io ..:) de mbola somary sahi...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 03/06/2007 14:42
ronaldo09
(
29/05/2007 13:02)
Hafana indray ny eny Tsimbazaza rahampitso!
Zavatra 3 no miandry ny governemanta tarihan'ny Praiminisitra Rabemananjara dia ireto avy:Fisamborana ireo depute sy senat tany Toliara,penurie d’huile alimentaire et expulsion du pere Sylvain Urfe...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 31/05/2007 02:30
nathie86
(
29/05/2007 12:35)
Injustice
[color=red]Quelle est la bonne attitude qu'il faut adopter face à une injustice sans oublier que si Dieu a en Horreur le péché, il aime le pécheur et veut qu'il se repente.[/color]...
tohiny
novalian'i marozevo ny 03/06/2007 23:31
rinja
(
29/05/2007 11:03)
aiza ilay olona mitady tononkira OMEKO ANAO
Salut,
Misy namana iray izay hoy aho mitady tononkira omeko anao. nanome adiresy mail ahy izy nefa rehefa nampiasaiko ilay adiresy dia manao retour à l'envoyeur foana ilay mail nalefako. Raha mamaky...
tohiny
novalian'i Jessimi ny 29/06/2007 16:21
Fiffi
(
29/05/2007 06:09)
Samy hivavahana daholo.....
Somary lasa kely ny heritreritro raha nahita ny lahatsoratra tao anaty gazety androany hoe samy hivavahana daholo ny olona rehetra tam pentekoty iny nefa.....
[i]« Que le travail du saint esprit o...
tohiny
novalian'i ikaretsaka ny 30/05/2007 12:20
Fiffi
(
29/05/2007 05:55)
L'Eglise catholique censurée.
La chaîne de télévision nationale (TVM) n'a pas diffusé dimanche les images des cultes dans les temples catholiques (Ekar) à l'occasion de la Pentecôte alors que les téléspectateurs ont pu s...
tohiny
novalian'i agoago ny 29/05/2007 11:23
niryna
(
29/05/2007 05:52)
Mitovy ve ireto sa misy maha samy hafa azy keellyy ee?
Misy teny matetika fitenin'ny olona ireto: Ny hoe mandraitra atody vaky sy ny mamaky akotry ary ny hoe mahihitra/ahitsiho azafady maihitra.
Misy hitovizany sy misy hifandraisany ve ireo?
-mandraitr...
tohiny
novalian'i niryna ny 03/06/2007 05:56
LazaDaddy
(
29/05/2007 03:00)
Ny Baiboly (2)
- Iza no faly?
- Iza no tezitra?
:)...
tohiny
novalian'i ikaretsaka ny 01/06/2007 13:05
Pao
(
28/05/2007 20:21)
Teny kely ho an'ny mpanao gazety
Ho an'ny mpanao gazety miteny frantsay no asian-teny eto.
Mahay ary mahay loatra ary ny sasany hany ka indraidray efa tsy fantatra intsony izay tiany ho lazaina. Mazava fa matoa manoratra @teny frant...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 29/05/2007 09:49
