18

1. xxx ( 29/05/2007 15:09)
BOZYLOVE
novalian'i Fiffi ny 05/06/2007 15:50
2. Fiffi ( 29/05/2007 15:29)
3. sipagasy ( 29/05/2007 20:09)
naninn injay aza ilaikely iry e! :-D:-D:-D
4. diamondra27 ( 30/05/2007 09:07)
maninona kosa izy no atao an'izany e!

mba mangataka ny zony sy milaza ny manjo azy ve izy de hoe: 18

____________________________

zao xxx mamely olona izao tena tsy mety mihintsy fa mba ovay ny saina
Raha tsy mety ny ataony dia anaro sy ahitsio izy fa tsy tahaka izao ny fomba fanao.

voalaza ao @ baiboly fa tsy tokony hiteny hoe:"adala ianao" @ olona iray isika fa heloka eo anatrehan'Atra izany.

Raha izaho ianao mba mifona @Atra haingana ra mbola tsy nahafantatra an'io
5. diamondra27 ( 30/05/2007 09:08)
ny mahagaga dia nataonao ato @ fanabeazana ilay dinika nefa toa tsy misy resaka fanabeazana proposer-nao

:roll::roll::?:

6. xxx ( 30/05/2007 09:13)
diamondra27:

zao xxx mamely olona izao tena tsy mety mihintsy fa mba ovay ny saina
Raha tsy mety ny ataony dia anaro sy ahitsio izy fa tsy tahaka izao ny fomba fanao.
diska efa goaka!


7. xxx ( 30/05/2007 12:33)
diamondra27:
zao xxx mamely olona izao tena tsy mety mihintsy fa mba ovay ny saina
Raha tsy mety ny ataony dia anaro sy ahitsio izy fa tsy tahaka izao ny fomba fanao.
2eme 18
8. xxx ( 30/05/2007 12:35)
sipagasy:
naninn injay aza ilaikely iry e!:-D:-D:-D
:-D:-D:-D:-D
9. Fiffi ( 31/05/2007 06:07)
sipagasy: :-D:-D:-D
10. diamondra27 ( 31/05/2007 22:29)
xxx:

diamondra27:
zao xxx mamely olona izao tena tsy mety mihintsy fa mba ovay ny saina
Raha tsy mety ny ataony dia anaro sy ahitsio izy fa tsy tahaka izao ny fomba fanao.
2eme 18

___________________________

sao de mila pompier enao ra-xxx a!

11. xxx ( 31/05/2007 23:29)
xxxxxxxxxxxxxxxxxxxxxx
xxxxxxxxxxxxxxxxxxxxxx
xxxxxxxxxxxxxxxxxxxxxx
xxxxxxxxxxxxxxxxxxxxxx
xxxxxxxxxxxxxxxxxxxxxx
xxxxxxxxxxxxxxxxxxxxxx
xxxxxxxxxxxxxxxxxxxxxx
xxxxxxxxxxxxxxxxxxxxxx
xxxxxxxxxxxxxxxxxxxxxx
xxxxxxxxxxxxxxxxxxxxxx
xxxxxxxxxxxxxxxxxxxxxx
xxxxxxxxxxxxxxxxxxxxxx
xxxxxxxxxxxxxxxxxxxxxx
xxxxxxxxxxxxxxxxxxxxxx
xxxxxxxxxxxxxxxxxxxxxx
xxxxxxxxxxxxxxxxxxxxxx
xxxxxxxxxxxxxxxxxxxxxx
12. nathie86 ( 01/06/2007 07:39)
:roll: ita fôna zao n'aiza n'aiza an, ary ôtrany marina iany lay valiteny ao @lay dinika nataoko iny ra izao
13. diamondra27 ( 01/06/2007 12:14)
xxx: ny adala manadala ny adala ve no adala sa iza?

izao ve tsy atao hoe: provocation , mihantsy ady ho an'i bozylove?

Dia aleo ho hitanao fa ianao nandefa ity dinika ity no mety mila fanampiana fa tsy ilay olona tondroinao.
Sao dia mahita azy be vava dia araraotina @ défaut -ny ny olona

Izaho dia tsy toetra tsy mendrika toy izany
na bozylove na tsy bozylove no voateny tahaka izao dia tsy afaka ny hikipy ny masoko tsy hiteny anao xxx fa tsy mety izao ataonao izao.

Soa ihany fa nafeninao ny anaranao

14. miangalyandria ( 02/06/2007 04:36)
Misy dinika iray izay ary ambadika ary miteny hoe misy xxx manaraka an'i Diam's foana ato fa tena tsy te-hampiady aho fa tena hitako marina lay izy.

Tsy haiko intsony hoe iza no niteny azy.
15. diamondra27 ( 02/06/2007 11:05)
miangalyandria: merci
tsy mampiady izany akia ndry fa hita maso hita-poko ireo a!

avelao izy hanaraka any fa za ngah hiraharah
ny ahy ny lalako ihany no izorako sady za tsy maintsy miteny rehefa misy zavatra tsy mety hitako

raha tsy faly raxxx dia aleo izy tsy faly any fa raha misy tsy tantiny amiko dia za vonona ny hihaino sy hifanaza aminy @ fo tony tsy misy rahoraho any @ hafatra.

Tsy hiady no alehako eto fa mba faly fa hoe: 'ty site 'ty zany de we site natao iraisan'ny malagasy manerana ny tany , de mba tokony fifandraisana am-pifaliana no atao fa tsy mifanenjika.

Tsy hitako koa ze tokony hanenjehana ahy satria za nge tsy manao zavatra goavambe tokony hanenjehana ahy e!
Nisy ratsy nataoko ve? Lazao ahy fa za vonona ny hiova @ toetra raha raratsy ilay izy. Izaho koa na kristian aza dia tsy tonga lafatra fa mety lavo
Izay no lazaiko hoe: aza manaraka olona fa i Kristy no araho , fa ny olona mety ho lavo de lavo miaraka aminy eo ianao

"Aza ny ataoko no atao fa izay teneniko tanteraho"
hoy ilay fomba fiteny izay.

Mifanitsy ihany no mety rehefa tsy mety ny atao fa tsy miady izany

vita tompoko!:-*:-*
16. xxx ( 03/06/2007 22:08)
diamondra27:
izao ve tsy atao hoe: provocation , mihantsy ady ho an'i bozylove?
fa inona ary no hidiranao @ izany e?


17. diamondra27 ( 04/06/2007 07:31)
xxx: :D
mivoaha aloha vao miresaka de lazaiko ny idirako @io =))=))=))
aoana koa ny iresahana @ olona tsy fantatra fa xxx
18. xxx ( 04/06/2007 12:57)
xxxxxxx, ity no izy e8)! tsy ny adala no adala fa adalan'izay adala manadala ny adala @ adalana no tena adala
19. Fiffi ( 05/06/2007 05:42)
:-D
20. diamondra27 ( 05/06/2007 09:11)
fiffi: inona no mampimé?


de firy zany aloha zao ny sondage ato e!

firy no mankasitraka
firy no tsy mankasitraka
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1932