Baiboly (3)

1. LazaDaddy ( 29/05/2007 22:27)
Misy Baiboly miisa 54 (Dikateny NIV) azo omena maimai-poana ho an'izay tena mitady sy liana ny handalina fa tsy mankahala Baiboly :)
novalian'i prime ny 12/06/2007 08:15
2. sitlo ( 29/05/2007 22:29)
za efa manana fa misaotra ihany na dia izay fotsiny aza. :°)
3. cutie ( 29/05/2007 22:30)
za tsy mila fa efa misy any am-pengonana:lol:
4. pissoa ( 29/05/2007 22:34)
hi hi hi ! za hianjy ny baiboly version 4 :-D:-D:-D
5. cutie ( 29/05/2007 22:35)
pissoa
tsy ratsy njay iny :-D:-D:-D:-D:-D
6. hery ( 29/05/2007 22:39)
Misy Bokin'ny Fahendrena ve? :-)
7. marozevo ( 29/05/2007 22:41)
Oay... vaovao tsara be izany. Mba azavao kely hoe ilay "dikanteny NIV" raha azo atao.

Misy antony ve ilay chiffre 54, sa ireo no isan'ny vonona ?

Za efa manana be dia be, nefa mbola mila raha azo atao. Inona no tokony hataoko?
8. cutie ( 29/05/2007 22:41)
ny baiboly fa in njay :-D
9. sitlo ( 29/05/2007 22:46)
ary nataoko fa serieux be nge ny tato am fivavahana sy finoana tato eh, kay zay sy stretch aza mbola matotra
:-D
10. sitlo ( 29/05/2007 22:47)
ary nataoko fa serieux be nge ny tato am fivavahana sy finoana tato eh, kay zay sy stretch aza mbola matotra
:-D
11. sitlo ( 29/05/2007 22:48)
uuups
12. marozevo ( 29/05/2007 23:03)
Tsy azoko re izay lazainareo ato ah...
Namaky voalohany aho aloha : Za angamba no vendrana !
Namaky faharoa indray : Za no tena vendrana !
Namaky fanintelony : ............

13. ikaretsaka ( 29/05/2007 23:13)
version 3 zany NiV dia version fahafiry vao katolika?
14. marozevo ( 29/05/2007 23:29)
Tena tsy azoko Rangahy fa mba azavao kely ah ! NIV???

Fa am firy ikaretsaka vao matory?
15. pissoa ( 29/05/2007 23:48)
NIV zany ve tsy New International Version ?! :-D
16. LazaDaddy ( 30/05/2007 02:08)
marozevo:

Oay... vaovao tsara be izany. Mba azavao kely hoe ilay "dikanteny NIV" raha azo atao.
Misy antony ve ilay chiffre 54, sa ireo no isan'ny vonona ?
Za efa manana be dia be, nefa mbola mila raha azo atao. Inona no tokony hataoko?
Tsy aleo ve omena izay mbola tsy manana kanefa tena mila azy? Any Chine izao be dia be ny mandika Baiboly @ tanana satria voarara @ faritra maro...asa anefa fa raha ilainao tokoa dia alefaso ny adiresy andefasana azy.

NIV = New International Version


17. niryna ( 30/05/2007 05:39)
LazaDaddt>Misaotra anao nizara.:D
18. majesty ( 30/05/2007 07:52)
Good News Bible,New King James version,ireo no hananako fa ilay New International Version tsy mbola misy ka sao dia mba afaka mahazo amin'izany ny tenanay :D

Misaotra mialoha
19. xxx ( 30/05/2007 09:11)
Izaho efa manana ilay tena izy ka tsy mila ilay dika-teny intsony fa misaotra e!
20. sonwin ( 30/05/2007 10:12)
izany NIV izany fa mitovy amin'ny voarakitra hatrizay taloha ihany sa nisy fanovana? raha ny fahalalako azy mantsy raha vao hoe "new version" izany dia sady misy fanovana no misy fanamboarana, no misy apport personnel be n'ilay mpanoratra. aie aie aie:^):^):^)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1229