Injustice

1. nathie86 ( 29/05/2007 12:35)
Quelle est la bonne attitude qu'il faut adopter face à une injustice sans oublier que si Dieu a en Horreur le péché, il aime le pécheur et veut qu'il se repente.
novalian'i marozevo ny 03/06/2007 23:31
2. sonwin ( 29/05/2007 17:17)
une bonne attitude
3. marozevo ( 29/05/2007 23:05)
Mena be ilay fanontaniana, ka mampatahotra na ny mamaky azy aza. Dia mba hevero hoe olona matahotra no mamaly eo....
4. tywa68 ( 30/05/2007 05:21)
nathie86 : rehefa fantatra ny anton'ilay injustice dia miafana ny hatezerana, ary dia hiomehezana aza ny farany = la tolérance :wink:

marozevo : aza matahotra fa tsy manaikitra ny loko mena e !
5. nathie86 ( 30/05/2007 05:56)
Tsy tianareo nga ny loko mena eh.
tolérance zany ny attidute tokony ananana.
Tokony ho toriana v lay olona refa manao ratsy satria tsy tsara ny mandainga.
6. majesty ( 30/05/2007 07:58)
Samy afaka hilaza ny heviny ny tsirairay fa ny azoko lazaina dia ny hoe,na inona na inona no hevitra arosonareo eo mikasika an'io hoe fihetsika tokony atao manoloana ny injustice dia ho sarotra tanterahana foana manoloana ny maha olombelona.

Ohatra:mety hisy hilaza hoe mandefitra kanefa rehefa izy no iharan'ilay tsy fahamarinana mitranga tonga dia misendaotra avy hatrany.

Fa mba andramo diniho hoe ny tantaran'i Jesoa fony izy niharan'ny tsy rariny tety an-tany,dia izay toetrany izay no angataho mba ho toetranao koa,misy hira izay henoko hoe: "Amorony fo madio aho Atra ô ..."
7. booboo ( 30/05/2007 11:04)
Sarotra beeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeee zany hampihatra "tolérance" zany rehefa sendra ny tsy rariny sns ! san'angady !

Majesty > misaotra indrindra ny @ raha nolazainao fa nahazoako lesona vaovao ho @ ity andro ity :-*
Fa mba andramo diniho hoe ny tantaran'i Jesoa fony izy niharan'ny tsy rariny tety an-tany,dia izay toetrany izay no angataho mba ho toetranao koa,misy hira izay henoko hoe: "Amorony fo madio aho Atra ô ..."
8. ikaretsaka ( 30/05/2007 12:09)
Fo madio , fo feno fitiavana, fo feno fanahy masina, fo milaza ny marina
zay angamba no hitako fa mety!
ny ahy rehefa tsy rariny dia lazaiko hoe tsy rariny @ fo madio ka!
9. nathie86 ( 30/05/2007 13:19)
d in no ataonao avy eo eh, lazainao le hoe tsy rariny iny r'se an, fa in no fihetsika ataonaao. Avelanao v ny helony sa in. ho an'i Ika le q°
10. ikaretsaka ( 30/05/2007 18:29)
Nathie> itambarako @ tywa io hoe mila hay aloha anton'ilay injustice rehefa azo sy mazava io dia mangarahara amin'izay, samy madio. samy mandinin-tena!
tenenniko hoe tsy mety ny zao sy zao sy zao, zao kosa mety. dia mandray izy tsara .. tsy mandray izy dia azy samirery izany ry nathie a
11. marozevo ( 30/05/2007 22:45)
"Raha diso taminao ny rahalahinao (satria nanao injustice taminao), dia manatona azy. Raha mihaino anao izy izy, dia efa azonao ny rahalahinao. Raha tsy mihaino izy, miantsoa olona roa na telo ho vavolombelona... raha mbola tsy mihaino izy, antsoy ny Fiangonana... Raha tsy mihaino ny Fiangonana izy dia ataovy anisan'ny Jentily." Ao amin'ny Baiboly io.Fanamarihana :
1 - Tsy mitovy amin'izay heverintsika ankehitriny ny hevitry ny teny hoe Fiangonana tamin'izany.

2 - Raha lokomena amin'ny molotra tsy matahotra aho, fa raha loko menan'ny penina atahorako kosa koo... manambara ny ao am-po manko izy ireny, hono.
12. ikaretsaka ( 31/05/2007 06:14)
:-D
13. nathie86 ( 31/05/2007 06:20)
zany ii:lol:
14. ikaretsaka ( 31/05/2007 06:29)
nathie> asio lokomena ny molotrao hono (HS kely aho fa tsy maninona)
15. nathie86 ( 31/05/2007 06:44)
[URL=http://imageshack.us][IMG]http://img405.imageshack.us/img405/2671/lvrebb2.jpg[/IMG][/URL]
za tsy dia tia manao lokomena anefa:lol:
16. booboo ( 31/05/2007 09:47)
Nathie86 > midika fahatezerana, marika fampitandremana ny fampiasana ny loko mena @ serasera an-tsoratra....
17. nathie86 ( 31/05/2007 13:45)
ao fa tsy ataoko intsony eh:) za tsy tezitra ka
18. marozevo ( 03/06/2007 23:31)
Ie... tokony hotoriana ilay olona raha nanao ratsy. Nefa ny fitoriana tsy midika fankahalana fa midika fanitsiana.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.4663