Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
karinah ( 31/05/2007 22:05)
Mandrak, bonaniv
[img]http://yelims2.free.fr/Fete/BonneFete.gif[/img] hihihi, bonne fety (l):-*(l):-*, six!... tohiny
novalian'i cutie ny 02/06/2007 19:28
xxx ( 31/05/2007 20:16)
diso ve aho.....?
Raha nifankatia tamin'ny olona iray izay aho, dia tena tera-pitiavana tokoa moa izany.....izany no hatao hoe amoureuse.....tsy msy toa ahy. izahay aloha tamin'ny net no nifakahalalanay e! dia mivan... tohiny
novalian'i xxx ny 04/06/2007 12:09
caprio ( 31/05/2007 19:27)
Fanantenan-javatra
mivavaka mandrankariva sika ka manan-tena valiny mahafa-po avy @Atra foana,enao io,izaho ,isika rehetra,dia matetika mangataka foana ka izay no maha-tonga ahy hiteny we fanantenan-javatra ny ankabeaza... tohiny
novalian'i marozevo ny 03/06/2007 23:03
razankla ( 31/05/2007 18:54)
therack /vorom-potsy
mba tia hiaino ny hian' Itherack vorom-potsy izaho... tohiny
novalian'i karinah ny 02/06/2007 10:50
Bita ( 31/05/2007 17:32)
Zaho moa tsa mba niteniteny koa
Ireo vazaha ireo dia nisambotra mihitsy fahiny ary hazainy mihitsy ny olona. Ireto Antemoro telo lahy ireto dia nisitrika tany anaty ala tany. Kanefa ny vazaha fetsy fa rehefa miditra anaty ala izy di... tohiny
novalian'i Bita ny 05/06/2007 17:01
johnnyandri ( 31/05/2007 16:28)
mihangoda
niditra ny lakilasy ilay Ramatoa mpampianatra ka nahatsikaritra soratra kely teo amin'ny solaitrabe hoe 'penis' nofafany ilay izy ary nodinihiny sy niezaka nitady izy hoe iza amin'ireo mpianatra no na... tohiny
novalian'i sitlo ny 04/06/2007 15:10
tsiafoi1 ( 31/05/2007 16:14)
FANOMEZAM-PAHASOAVANA VE NY FIANARANA TONTOSA TSARA?
Azo raisina ho fanomezam-pahasoavana ve ny fianarana zvt iray ka tontosa soamatsara izany : ohatra hoe Fitsaboana, Fianarana langue, Fianarana manamboatra zvt simba,... ka hanasoavana ny tena sy ny mp... tohiny
novalian'i prime ny 15/06/2007 11:12
minouminou ( 31/05/2007 13:29)
Eczéma
Mba mila torohevitra avy aminareo namana fa mijaly tratr'ity éczéma ity efa 10 taona izao. Misy plaque daholo ny lamosina, ny hodi-doha, ny tratra, ny tarehy, ... ary nanomboka volana vitsivitsy iza... tohiny
novalian'i lila ny 14/06/2007 09:25
ronaldo09 ( 31/05/2007 13:16)
Hoy i Jeankely:
Tsy fantatra mihintsy anie ny resaka politika atao eto fa toa fitadiavana ny fon'ny olona hikomy fotsiny e. Tsy manazava ary tsy mihevitra ny hanome fanazavana fa izay ahatratrarana ny fo fotsiny no a... tohiny
novalian'i Jeankely ny 05/06/2007 01:44
soafara92 ( 31/05/2007 12:56)
hilazao
[b]Bold text[/b]... tohiny
novalian'i Fiffi ny 31/05/2007 12:58
linarako2 ( 31/05/2007 12:39)
Mitebiteby ve ianao rehefa mieritreritra ny fahanterana?
Inona no teny hieritreretinao rehefa miteny hoe efa antitra aho izany! -lasa ngezabe aho,kizitina,sns. Na ahoana no teny hilazanao fa efa miha-antitra ilay olona?... tohiny
novalian'i tianalala ny 05/07/2007 08:17
Fiffi ( 31/05/2007 12:26)
Malaika......
heu....somary gaga hiany zah raha nahita an'ity teo.. [quote]Titre : VOLA SY NORO - MALAIKA (00:02:56)[/quote]nefa tsy Vola sy Noro veli2 no mihira an'io fa Rabeson Lalao..:roll::roll: ... tohiny
novalian'i Fiffi ny 31/05/2007 16:46
benangy ( 31/05/2007 09:25)
boulette chinoise
Bonjour daôlo , aona ry reto ny fanao an'ireny boulette chinoise le amidin'ny olona eny amorondalana ireny? mba atoroy fa tena tiako mba hay fa lany mihintsy ny volako , ratsina:oops: boulette aho ... tohiny
novalian'i volana1 ny 20/07/2007 12:56
ftma ( 31/05/2007 07:56)
fanitona (épilepsie)
Mba saika anontany aho sao mba mahita fomba na toerana azo hitsaboana an'io arentina io ianareo any Madagascar? zaza no voan'izy io, efa nentina tany @ dokotera fa toa mbola mihetsika foana na dia mih... tohiny
novalian'i endriny ny 07/05/2018 12:25
pimaso ( 31/05/2007 07:44)
démocratie : table ronde...
Ry Mpitondra Malagasy sy ny vahoaka Raha tiantsika ny hiaraka hampandroso an'i Madagasikara ,dia aoka isika samy hanokatra ny ady hevitra, mianatra mihaino ny hevitrin'ny hafa, Ajanony ny hevitra bo... tohiny
novalian'i Jeankely ny 31/05/2007 08:52
bonnechance ( 31/05/2007 07:40)
mozikam-pivavahana
Misy olona ve afaka manoro hoe aiza no ahitaka tiona vita amin'ny solfège na dia efa tena tranainy be aza ny nanontana azy. Ny vita amin'ny solfa ananako fa maro ato amin'ny mpikambana mpanao mozika ... tohiny
novalian'i ombelline ny 26/03/2015 14:30
xxx ( 31/05/2007 07:05)
champignons
tsy aiko na misy tratra ôtrana fa tsitako tsony ze atao, misy mangididy ny foufoune d misy coagulation fotsy, makany am gynéco d oe mila manao coton fa allergie io, d vita soamatsara ko ny traitemen... tohiny
novalian'i tsikih ny 05/12/2007 00:18
ari.malala ( 31/05/2007 07:02)
Paka ve = Pentecote iany?
Satria raha nandinika tsara ny Evanjely novakiana t@ Pentecote za de hoe ny harivan'ilay andro voalohany nitsaganan'i Jesoa ho velona izany hoe ny Paka izany, dia tonga Izy, ary niteny t@ mpianany hoe... tohiny
niryna ( 31/05/2007 06:51)
Miteny @ Fiteny Tsy Fantatra.Ao anaty Baiboly io jereo eto !
[u]Ny fanomezam-pahasoavana (gift of Spirit)[/u] -[i]Ary rehefa nametrahan'i Paoly tanana izy dia nilatsaka taminy ny Fanahy Masina;ary niteny tamin'ny [u]fiteny tsy fantatra izy sady naminany[/u]... tohiny
novalian'i niryna ny 17/06/2007 05:19
Jeankely ( 31/05/2007 05:04)
Ireo any France ve no hitondra à distance an'i Madagasikara
Samy mahalala isiaka fa efa lasa lavitra i France ary ireo Malagasy mipetraka any koa mitanisa fatratra ny karama kely any Madagasikara, ny fijaliana sy ny fahorian'ny Malagasy. Mety hisy ve hevitra h... tohiny
novalian'i Jeankely ny 07/06/2007 03:25
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.9567