mihangoda

1. johnnyandri ( 31/05/2007 16:28)
niditra ny lakilasy ilay Ramatoa mpampianatra ka nahatsikaritra soratra kely teo amin'ny solaitrabe hoe 'penis' nofafany ilay izy ary nodinihiny sy niezaka nitady izy hoe iza amin'ireo mpianatra no nanoratra io.
Ny ampitso: nisy soratra vaovao indray teo amin'ny tablo hoe penis ihany. Nokosehiny mafy ilay izy sady nisento izy. Ny andro manaraka dia vao mainka lehibebe kokoa ilay soratra penis, tezitra ramatoa ka nokikisany mafy ny namafana ilay soratra.
Ny andro manaraka dia niezaka ny ho tonga alohan'ilay mpanoratra ilay mpampianatra mba hanatratra azy.
Efa nisy soratra indray teo amin'ny solaitrabe hoe: arakaraky ny hikikisanao an'io no mahangoda azy.
novalian'i sitlo ny 04/06/2007 15:10
2. najah ( 31/05/2007 16:44)
so de nareo no nanonaratra anzany? :-D:-D:-D:-D:-D
3. Bita ( 31/05/2007 17:20)
Farany hitan'ilay mpampianatra ny hevitra taty aoriana, nosoratany tao arian'ilay penisilina (antibiotika) tratran'ny fanagasina io an! ka natahotra mafy ilay bandy kely fa sao ho voatsindrona dia tsy nanoratra intsony:^):^):^):^):^)
4. infinity ( 31/05/2007 23:40)
:-D:-D:-D
5. johnnyandri ( 01/06/2007 02:30)
Bandy be tsy matahotra penisilinina ilay izi Bita ah, efa zatra mampiasa penisilinina ilery...:-D:}:-D
6. anjaran3 ( 01/06/2007 04:38)
inty misy ankamantatra kely:
inona ary izany raha fantatrareo fa mampihomehy ny valin'izy io?
"iza no efa nandainga tamiko ? "
adikao @ teny frantsay ny valiny
alefaso @ity adiresy ity ny valiny fa mahazo fanomezana izay mahay

tianay5@yahoo.fr


7. nathie86 ( 01/06/2007 06:46)
tout le monde:lol:
8. Bita ( 03/06/2007 08:38)
À ce qui va arriver et à ce qui a été. Un nouveau jour. Déjà les premiers ... Je me mentis à moi-même.
9. tslem ( 04/06/2007 05:09)
anjaran3:

inty misy ankamantatra kely:
inona ary izany raha fantatrareo fa mampihomehy ny valin'izy io?
"iza no efa nandainga tamiko ? "
adikao @ teny frantsay ny valiny
alefaso @ity adiresy ity ny valiny fa mahazo fanomezana izay mahay

tianay5@yahoo.fr


ary aôna no nahatafiditra an'ity size ty ato am "mihadonga" ?:roll:
10. kelly13 ( 04/06/2007 08:10)
mihangoda sa mihadonga? sa mitovy? hihihi
11. tslem ( 04/06/2007 15:05)
Oadray ! hay ve mihangoda tokoa lé size fa tsy mihadonga e, ary mihadonga foana no fijeriko an'io hatramizay,hihihi
12. sitlo ( 04/06/2007 15:10)
:-D sady mihangoda no mihadonga. soa ihany ps-ko fa tsy hoe ngodangoda :°)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.8806