therack /vorom-potsy

1. razankla ( 31/05/2007 18:54)
mba tia hiaino ny hian' Itherack vorom-potsy izaho
novalian'i karinah ny 02/06/2007 10:50
2. Fiffi ( 31/05/2007 21:35)
'Zany tiana, ka ny tiako dia hitako ihany
O re roy e, tsy miova, tsy mifindra
Miara-mamindra, miangola, mitositosy
Eo anilan'ny tiana, eo akaikin'ny lala

(rodobe) : Vorompotsy miara-dia
Vorondreo tsy mifanary
Voromanga mahalala havana
Miara-dia, miara-dia miriaria

(solo vavy)
Mba tohano, mba tantano raha mila hirona
O re roy e, ento mora, ento mora
Miara-mamindra, miangola, mitositosy
Eo anilan'ny tiana, eo akaikin'ny lala

(rodobe) : Vorompotsy miara-dia .......

de mba vangio hiany ny tononkira fa bdb ny hira ao an ! http://tononkira.serasera.org/index.php?rub=tononkira/hira&id=2021
3. xxx ( 01/06/2007 13:15)
Fiffi a , te hihaino fa tsy te hamaky ny tonony no nolazainy teo :-D
4. kelly13 ( 01/06/2007 19:21)
xxx>tsy koi fa ra tsy nasin'i fiffi le tonony d tsy arako le oe therack/voropotsy :)
5. karinah ( 02/06/2007 10:50)
zaho koa fanina, hay ve io hira io izany eh!lol
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0382