démocratie : table ronde...

1. pimaso ( 31/05/2007 07:44)
Ry Mpitondra Malagasy sy ny vahoaka
Raha tiantsika ny hiaraka hampandroso an'i Madagasikara ,dia aoka isika samy hanokatra ny ady hevitra, mianatra mihaino ny hevitrin'ny hafa,
Ajanony ny hevitra bontolo, sy ny Didiko fehy lehibe
Izany rehetra izany no efa naharava ny Repoblika faharoa, ny didy jadona, ...
Tsy hihavana NY FIRENENA raha tsy mifanentana ny fanehonkevitra eo @ mpitondra sy ny hoentina
"circuit ouvert" fa tsy "ordre décroissant"
izay ny hevitro
fa izay tsy mankasitraka tsy maninona, fa misokatra ny ady hevitra
Misaotra Tompoko,
;-)
;-)
;-)
novalian'i Jeankely ny 31/05/2007 08:52
2. Jeankely ( 31/05/2007 07:55)
Iza izao no mbola nisakana olona tsy hiady hevitra teto? Ao aza ny manakilasy ny Filoham-pirenena amin'ny maloto ariana nefa iza no nisambotra azy? Ny samy olona tsotra no tohina dia mamaly kosa hoe sao mba tsy mety izany tsy fifanajana izany? Ianao io no nanao ahy mitapy voalohany rehefa tsy nifanaraka ny tao antsainao aho ka dia mba mamaly aho satria tsy anjely. Ny sasany tsy mamaly indray no lazaina fa mametra. Ny fanazavana ny "Démocratie" dia samy mahay an'io. Ny sain'ny Mpitondra dia azy no mamaly fa izaho iray anatin'ny vahoaka tsy tia miverin-dalana ary mila soritra mazava no mamaly anao tompokolahy milaza ny sasany ho adala.
3. energye ( 31/05/2007 08:21)
;-)ho an'i PIMASO
tsara ny sosokevitra ary mianjy antsika mba handray anjara ,
raha izany tokoa no hiseho dia ataoko mba mety hisy fandrosoana , nefa indrisy .
tsy omena tsiny kosa aloha ny mpitondra raha manao ireny fihetsika na koa fanamborana ireny ,
raha ny hevitro aloha dia saika vato misakana @ fampandrosoana koa ny fanenjehana ny fitondrana satria lany @ ireny ny fotoana , ka raha mba tia fandrosoana ry zareo mpanohitra dia tsy tokony hanao tsikeran'ny TIA LAHY.
Tsy hihavana NY FIRENENA raha tsy mifanentana ny fanehonkevitra eo @ mpitondra sy ny hoentina

fanga tsy misy izany ny ao ensemble national , izy ireny no solontenantsika any
4. energye ( 31/05/2007 08:26)

5. Jeankely ( 31/05/2007 08:52)
Aza adino fa isaky ny antsoina ny Mpanohitra dia tsy tonga fa nga kosa ho lelafina izany izy fa tsy samy mifandefitra ry "enerqye" an. Tsy haiko hoe energie sa enerqye e. Tiako be ianao fa mananatra an. Raha manaiky izy horohana e =))=))=)) rehefa vita ny table ronde=))=))sady hita ny hampandrosoana ny Tanindrazana
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0371