diso ve aho.....?
1. xxx
(
31/05/2007 20:16)
Raha nifankatia tamin'ny olona iray izay aho, dia tena tera-pitiavana tokoa moa izany.....izany no hatao hoe amoureuse.....tsy msy toa ahy.
izahay aloha tamin'ny net no nifakahalalanay e! dia mivanalavitra izany no mipetraka fa miezaka ny miaona refa misy ny okaz.
raha ela ny ela anefa nahatsapa aho fa toa mitia irery, satria ny ilazako izany dia izaho no taitra sy mafàna amini'lay fitiavana fa ilay nakilany kosa tsy dia mivaky loha izany, miha-mahalana ny finfandraisana satria izy tsy hita foana eto amin'ny net, amin'ny fone izy tsy afaka antsoina anefa.
raha naharitra ny fotoana tsy niaonana dia tojo olona kosa tampoka aho nitia be ahy tsy nisy otran'izany hany ka babo aho ary lasa tia an'ilay olona....
taty aoriana fatapatan'ilay olona niarahiko fa miaraka amin'ny olona hafa aho satria tsy nolazaiko azy, fa izy tsy nino iny intsony fa hoe miaraka amin'ny olona aho vao nolazaiko azy ny marina ary nazavaiko azy ny antony niarahako tamin'olona fa nohon'ny tsy nisian'ny fiafandraisanay matetika intsony dia namoy fo izaho....
diso ve aho amin'izany sa mba manana ny rariny ihany ???????
misaotra anao mamaly....

novalian'i xxx ny 04/06/2007 12:09
2. Fiffi
(
01/06/2007 06:07)
"xxx":heu....fa naninona nefa no tsy niresahana momba an'zany kalou izy alohan'niarahana tam olon-kafa ?
diso ve aho amin'izany sa mba manana ny rariny ihany ???????
3. nathie86
(
01/06/2007 06:29)
za tsy T hitsara miintsy klé, fa hiteny ftsny zà hoe tokony nandefasana mail izy hoe aiza ho aiza ny fiarahantsika ty eh, mbola azo tohizana v sa aleo hifarana eto aloha.
4. Jeankely
(
01/06/2007 06:35)
Tsy diso izany ianao ary rehefa tsy hita nefa tsy miteny izy dia namany manadino. Rehefa mifankatia dia satry ny hifankahita hatrany ary raha tsy mihaona dia mararirary mihintsy ka tsy maintsy miteny ny antony tsy hifandraisana. Izay an-tanana ahasoavina fa sao tia roa eo koa, ka lasa Boloky lahy sa vavy mihinamboatseva. Efa hoe tsy miraika aminao koa atao inona indray fa tsy izay mirevy anao no iharana. Nefa raha tsy miraika amin'ny iray koa moa ianao dia ny anao koa no be indrindra. Ianao ihany no mahavaha izany fa tsy misy mahita hoe iza no mendrika aminao. Loza raha ny iray no manoroka na manao zavatra hafa nefa ny iray no ao antsaina.
5. xxx
(
01/06/2007 13:23)
raha ny fahitako ny hevitrareo izany dia diso aho tsy nanontany azy marina hoe aiza ho aiza tsika izao......ka izy otran'ny tsy dia niraika loatra ani'lay fiarahana hany ka tsy haiko tsony hoe tena tia sady mody tia, tsy manampanharetana izany aho ary mora miova loko:cry: ao fa hifona any aho ary hiresaka aminy satria nanao farateny fotsiny izy hoe aleo tsy tohizana tsony......
6. ikalakintina
(
01/06/2007 13:27)
za ndray alou tsy manadiso anao e!, ka izy tsinona tsy hita be ihany!, efa nolazainao azy zany oe misy miaraka am nao, de tapaho ny fiarahanareo, mangataha fifonana aminy aza mi se culpabilisé am zany fa ny atao hoe fitiavana tsy an olona anakiray fa ol roa!
7. xxx
(
01/06/2007 13:58)
hoy ikalakintana:
ny atao hoe fitiavana tsy an olona anakiray fa ol roa!
ka izay indrindra ny olana nisy tamiko anie e!
nahatsiaro ho tia irery aho fa tsy nifamaly ilay izy hay izy izany tia fa tsy mampiseho firy ny fitiavany fa efa miaraka am'in'oul hafa aho vao nlahelo sy teiztra ary diso fanatenana izy:cry:
tena malahelo be mitsy aho izao ....otran'ny diso be ny tenako satria hay izy tia ahy ihany izany....:cry:

8. sitlo
(
01/06/2007 14:53)
Tiany ve ianao dia ho ataony fitia varavarana. Farafaharatsiny mba nanontany kely ny hevitrao izy.
9. sonwin
(
01/06/2007 15:04)
xxx:
raha ny fahitako ny hevitrareo izany dia diso aho tsy nanontany azy marina hoe aiza ho aiza tsika izao......ka izy otran'ny tsy dia niraika loatra ani'lay fiarahana hany ka tsy haiko tsony hoe tena tia sady mody tia, tsy manampanharetana izany aho ary mora miova loko:cry: ao fa hifona any aho ary hiresaka aminy satria nanao farateny fotsiny izy hoe aleo tsy tohizana tsony......
aie aie aie:^), raha izaho ianao tsy miverin-dalana izany!olona tsy miraika izany ve ho tia kle! tsy aleo ve ilay hita maso no masahana toy izay olona zara fa ahenoana vaovao any e! asakasakao nefa aloha e, sao dia ataon'ny olona amponga miantona eo fa mailomailo ihany.
Mahaiza mifidy fa .....
10. xxx
(
01/06/2007 15:55)
sitlo:
Tiany ve ianao dia ho ataony fitia varavarana. Farafaharatsiny mba nanontany kely ny hevitrao izy.
tsy azoko......
izany hoe izaho no mahatsapa fa tsy dia tia ahy loatra izy anie e! izahay tsy miaona mihintsy dia nahatsiaro irery aho ka tojo olona tia ahy dia nanjary niaraka tamin'ilay olona fa tsy nampîlaza tamini'lay iray teo aloha hoe isika ve mbola miaraka sa ahoana fa tonga dia nanapakevitra hiaraka am olonkafa izaho....nefa izao izy milaza fa tia ahy....tohina ny foko:cry: dia tsy hitako izay hatao.
11. xxx
(
01/06/2007 16:00)
sonwin: samy mifanalavitra ahy ange zareo samy efa hitako fa ila iray ahenoiko voavao isan'andro na fone na mail na messenger, sady misy resaka entitra foana amin'ny fiarahana sy izay zavatra hatao ...
tsy haiko fa ilay taloha tsy hitako mihintsy na hitako aza tsy dia maharitra firy.....tsy dia milaza vaovao , otran'ny tsy miraika izany:cry:
tena sahirana ihany aloha izaho fa misaotra anareo am torohevitra....

12. xxx
(
01/06/2007 16:14)
xxx> aza atao manenjika anao ny eritreritra, izy aza tsy miraika ka tsy hitako izay hadisoanao amin'izany. Fantaro izay tena tian'ny fonao hoe iza, lanjalanjao koa hoe iza no misy "avenir" fa tsy hifandany andro fotsiny, sns.
bon courage
bon courage
13. xxx
(
01/06/2007 16:54)
misaotra e! samy notiaviko be daholo fa ilay teo aloha nila loatra azy aho anefa izy tsy teo foana ...izao anefa milaza izy fa tsy tena tia azy aho matoa mora nitia olona hafa....
kanefa amiko ny fitiavana mila tondratondraka raha tsy izany maty miandalana eny.....
misaotra namaly ry zareo:?:-*
kanefa amiko ny fitiavana mila tondratondraka raha tsy izany maty miandalana eny.....
misaotra namaly ry zareo:?:-*
14. sitlo
(
01/06/2007 23:19)
Malaza izany kah, rehefa tsy eo ianao dia mody hoe tiako tiako, nefa rehefa eo ianao tsy raharahina akory. Izay ilay teneniko hoe: fitia varavarana, tiana ihany ka atositosika. Raha izaho aloha ianao dia tsy ivakiako loha loatra izany fa mpanakorotan-tsaina fotsiny. Fiainana tokony hilamina ity hoe.
15. xxx
(
02/06/2007 09:27)
sitlo: misaotra anao e!:-*
na hita ny masony na tsy hita tsy dia miraika izy fa rehefa tsy hita izy vao manao jtm anefa izay ihany asa aloha hoe izany no andraisany ny hatao hoe fitiavana fa izaho koa no tsy maharaka loatra e!
fa amiko raha manana fitiavana dia mba mila aseho indraindray hoe tia ianao fa tsy miantona mangatsika be eny fotsiny dia refa misy olana vao hoe izaho tia anao....asa anefa ......

16. tsiafoi1
(
04/06/2007 10:40)
xxx : tokony ho réciproque le fitiavana fa raha vao mandeha ila de tsisy fahadisoanao akory raha niova lasy ianao.
17. xxx
(
04/06/2007 12:09)
tsiafoi1
izany anie ho aho e! fa raha jerena ny fijeriny dia izaho no diso fa tsy maninona e! misaotra ano namaly
izany anie ho aho e! fa raha jerena ny fijeriny dia izaho no diso fa tsy maninona e! misaotra ano namaly