Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i minouminou, milahatra araka ny daty
minouminou ( 13/08/2007 09:00)
mitady dj gasy any Nice
Mba mitady dj gasy hanao animation soirée mariage any Nice. Misaotra mialoha ny mpamaly.... tohiny
novalian'i ratonga ny 22/08/2007 23:12
minouminou ( 26/07/2007 16:06)
Mariazy any Marseille
Miarahaba anareo mpamaky. Mikarakara mariazy aty Marseille ny tenako ka mba mila torohevitra aminareo namana izay mba mahalala olona afaka mba hanampy. Izaho moa mbola mpianatra ka kely ihany ny budg... tohiny
minouminou ( 31/05/2007 13:29)
Eczéma
Mba mila torohevitra avy aminareo namana fa mijaly tratr'ity éczéma ity efa 10 taona izao. Misy plaque daholo ny lamosina, ny hodi-doha, ny tratra, ny tarehy, ... ary nanomboka volana vitsivitsy iza... tohiny
novalian'i lila ny 14/06/2007 09:25
minouminou ( 30/05/2007 09:55)
hanorina hotely any diégo na nosy-be
Miarahaba ny rehetra mpamaky ny hafatra ato amin'ny serasera.org. Izaho mpanoratra moa dia avy any Antananarivo ary mipetraka aty France amin'izao fotoana izao. Mikasa hanorina hotely any amin'iny far... tohiny
novalian'i Fiffi ny 04/06/2007 05:30
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0105