Ireo any France ve no hitondra à distance an'i Madagasikara
1. Jeankely
(
31/05/2007 05:04)
Samy mahalala isiaka fa efa lasa lavitra i France ary ireo Malagasy mipetraka any koa mitanisa fatratra ny karama kely any Madagasikara, ny fijaliana sy ny fahorian'ny Malagasy. Mety hisy ve hevitra hampandroso mora tsy misy ezaka sy fijaliana sa ireo milaza miadana any France ireo no tokony hibaiko sy hitondra à distance an'i Madagasikara?
novalian'i Jeankely ny 07/06/2007 03:25
2. energye
(
31/05/2007 07:33)
Ny tena olana eto @ ity site ity dia saika isika eto indray no miady [ombilahy miady ka ny vositra no ..]
ny tiako lazaina dia saika isika eto indray no revo miady , ataovy resaka milamina le izy , ary tohano ny hevitrao ary hajao koa ny hevitriny faha, saika lasa fanaratsiana ny resaka eto[toa ny nahazo andry ronaldo sy ny tariny],avelao izy hilaza ny mba hitany ho marina , na mitsikera izy na manaratsy izy avelao mba hilaza ny mba hitany ,
ary mba misy fiatraikany ve ny zavatra lazaintsika eto?
ANTSIKA I MADA ARY ISIKA ZAO NO ANDRASANY MBA HANATSARA AZY < HITAVANDRA OLONA HAFA VE ?
TAZOMY NY GNANAO FA GNAN"OLO TSY OMENY, na ratsy io na tsara

3. Jeankely
(
31/05/2007 07:46)
Misaotra anao manintsy. Izaho dia tsy hiady no hanoratako eto ary samy afaka ny manoratra satria eran'izao tontolo izao mahita ny zavatra soratan'ny tsirairay. Rehefa mahita zavatra tsy mifanandrify amin'ny sainay kosa izahay dia mba manazava ny fahitanay azy. Ohatra: Raha hitsikera ny hoe tsy maintsy manao fehikibo ny mpitondra taxi nefa ianao aty andafy mahita mazava izao fa tsy maintsy atao izany dia inona no dikany? izany hoe izay fanapahan-kevitra atao any Madagasikara dia ianao no ahita hoe: ka tsy afa-miala sy mitsoaka ry zalahy rehefa tonga ny mpanendaka. Ohatra iray ihany io fa mandrary lava loatra. Koa ho entina aiza izany ny Malagasy nefa avy eo indray mitanisa ny hoe tsy misy fivoarana. Samia misaina isiaka e?
4. bazylou
(
06/06/2007 12:09)
tara be ianao rajeankely fa efa dimapolo taoona mahery no efa nitondran'ny aty frantsa ny ao Madagasikara, ary aty no hitondrana azy rehetra:lol::oops::lol::lol:
5. Jeankely
(
07/06/2007 03:25)
Raha izay no resak'ialahy maninona no gaga ialahy rehefa notenenina fa izany fitondrana 50 taona nolazain'ialahy izany no nahatonga ny laharan'i Madagasikara tahak'izao sy nahatototry ny trosa azy. Mitanisa ialhy hoe mbola PMA asa mitapina inona ny sain'ialahy milaza zavatra mifanohitra eto ialhy milaza fa aton'ny mpitondra sahala izao Madagsikara avy eo indray milaza fa France no mitondra an'io efa 50 taona. Voafandrika amin'ny vavan'ialahy ialahy ka miresaka mandroso miverina. Anjaran'ny hafa mijery no mahita izany. Averiko fa miala tsiny "tara be ianao rajeankely fa efa dimapolo taoona mahery no efa nitondran'ny aty frantsa ny ao Madagasikara, ary aty no hitondrana azy rehetra". Ka manino tsy France lazain'ialahy mitondra azy no resahaka ny tsy mety fa izahay vahoaka Malagasy no lazain'ialhy vendrana nifidy an'io mpitondra io? Resaka mitapy ny an'ialahy.