champignons

1. xxx ( 31/05/2007 07:05)
tsy aiko na misy tratra ôtrana fa tsitako tsony ze atao, misy mangididy ny foufoune d misy coagulation fotsy, makany am gynéco d oe mila manao coton fa allergie io, d vita soamatsara ko ny traitements (ovules, crème, solution lavante), d tsisy tsony, 1 mois après, na mitandrina toy ny ionan ar am slip sy ny hygiène, miverina fôna, miova gynéco ndray d mbola zany fôna, farany tsy aiko tsony, misy tratran'io ko ve nareo? d aôna oziz ny dokotera?
novalian'i tsikih ny 05/12/2007 00:18
2. xxx ( 31/05/2007 07:50)
de ataovy omelette aux champignons foana zany ny laoka de vita ho azy knou :-D:-D:-D
3. nenipita ( 31/05/2007 10:03)
andray kosa ry xxx, ùba atovy serieux lme resaka fa mangataka fanampiana anie izy e,
4. kelly13 ( 31/05/2007 10:09)
za mba gaga ry nenipita
5. Fiffi ( 31/05/2007 12:49)
xxx: heu....sao de tsy misy na inn na inn kosa fa efa lasa psychologika le izy ? indraindray manko rehefa misy zavatra mahazo ny olona de na de efa sitrana tsara zao aza de mbola tsy miala ao an-tsaina foana le izy tellement ça a marqué ?
6. anjaran3 ( 01/06/2007 05:04)
mbola tsy ampy sauce no nmahatonga an'izany
ampio kely dia ça va beeeeeeeeeeeeeee!
7. xxx ( 01/06/2007 13:11)
aza miovaova Dr izany fa manjary tsy misy analyse poussée fa mamerina h@ voalohany daholo zareo

ity fanontaniana tsy atao mahatezitra : misy vady ve na sipa? Si oui, sao dia mandehandeha lery ?
8. diamondra27 ( 02/06/2007 12:08)
samy manana an'io daholo hono isika hoy ny dokotera fa zany hoe: ny fisehony no tsy mitovy

izany hoe: misy olona manana champignon fa tsy mivoaka
de misy olona toa anao, tsy mahatanty de mivoaka ilay izy

normalement io misy fanafody omen'i dokotera de afaka 1Oj manao analyse ndray na makany @ gyneco jereny ny ao anaty ao; sokiriny de alefa any @ labo

zay aloha ny zavatra henoko resahanay any ampiasana fa ny réalité tsy haiko e!
Mety hoe: ny tananao ihany koa no mitondra mikroba any anaty foufoune. Diovy tsara ny tanana alohan'ny hi-masta:-P
araho ihany sao mahasoa.

de hitako any @ site doctissimo ihany koa fa ilaina io hygiène io, ndàna jereo le site fa misy toro-hevitra be de be momba ny fahasalamana ao

9. diamondra27 ( 02/06/2007 12:10)
ito le site de jereo ao ze karazana aretina na torohevitra

mazotoa e!

http://www.doctissimo.fr/html/sante/sante.htm
10. diamondra27 ( 02/06/2007 12:13)
momba ny resaka champignin de ato jerena
http://recherche.doctissimo.fr/sitesearch/consult5/index.php?mid=59e08fc17244eda3c72e62c4ab48cb36&l=fr&collid=10000

raha hitady aretina hafa ka tsy eo@ le à gauche de ery à droite misy we recherche , de taper-o de klik entrer na valider-o

mahafinaritra be ny internet fa tsy ilaozana mifanaratsy eto fotsiny

(tsy ianao xxx eto akory no lazaiko manaratsy eto an!)
11. diamondra27 ( 02/06/2007 12:20)
ary toa misy mycose koa kay any @ vava we?8O8O
12. xxx ( 06/06/2007 09:42)
sao dia ny olona miaraka aminao no maloto?
raha misasa @ savony ianao dia fidio ny savony tsy savony manitra ihany koa
aza manao slip nilon na synthetique
13. xxx ( 10/06/2007 13:54)
mahaliana le resaka eto, ny ahy indray rehefa akaiky regle iny no mangididy, tena tsy haiko mihintsy,efa natao daholo ze azo natao fa eh eh eh
14. diamondra27 ( 11/06/2007 07:08)
raha lava koa ny volo de mampangidihidy indraindray ka, mila hetezana na raser-na izany :oops:
15. kalapendina ( 28/06/2007 05:41)
Za mitovy aminao vao avy tany @ gyneco za zao.Avy nanao analyse de candida hono,mycose.Ka reto no nomeny,misasa @ saforelle,mihosotra creme mycoster,ary misy ovule terlomexin.Ny anà ny nahatonga azy dia avy @ antibiotique mahery be zay,monuril no anarany.Efa roa taona aho zao no mangididy io.Fa dia manosotra ilay mycoster io foana isakariva de tsy maninn,fa raha vao tsy manositra dia eee,tsy mety e!dia mahereza fa tsy ianao irery no vo an'io.
16. xxx ( 20/07/2007 13:02)
Ahôna daholo reto sipa mangdidy reto ?
17. mangabe ( 20/07/2007 13:33)
xxx:

sao dia ny olona miaraka aminao no maloto?
raha misasa @ savony ianao dia fidio ny savony tsy savony manitra ihany koa
aza manao slip nilon na synthetique




d'accord amin'ny teny io olona ambony io aho.
Sinon ny savony ansanoo ny "foufone" sy ny silipo no jereo kely soa dia tsy tantinao!
autrement rehefa mipipy ao amin'ny toilettes publique dia tandremo.. manaova "tir au vue" na dia madio aza na asio lafika satria ireny goutte kely na pipy ireny koa dia mahamindra micose et bactéries.
18. tsikih ( 05/12/2007 00:18)
Marina daholo ireo voalaza ireo : tanàna maloto ohatra avy mikoakoatra volo (misy angadrano), slip nylon na nosasaina tamin'ny savony de tsy afaka tsara ny ranon-tsavony, nihinana antibiotiques, piscine, toilettes tsy madio tsara, na nanao tamina lehilahy misy mycose...betsaka be no antony, mifidra izy io ary tena mora miverina, ohatry ny sery e ! tsy mahakivy izany, mora tsaboina, mandeha pharmacie de mividiana "ovule antifongique", de io no ampiasaina, avy eo ario daholo ireo slip nanaovanao taloha fa manjary mifindra eo indray avy eo de miverina indray ny mangidihidy, ...asaivo mitsabo koa ny vadinao satria raha nanao tsy nisy préservatif nareo de sûr fa voa koa izy...
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6357